Рет қаралды 4,856
N’aiza hijerena ka mitraka
Na Antanimena io na Isoraka
Dia io ilay Rova izay trano haolo efa kila
Anisan’ny lova, ny harena tao aza efa dila
Isika ve no leo?
Asa angamba, asa angamba…
Izay rehetra toa miseho
Mamotika an’ilay Analamanga
Na ho dorana na koa ho totorana dia tsy maintsy hanenina, ho very ny maha Merina
Mpamorona: NOMENJANAHARY Rado