Haody ry Analamangako Ry Iarivoko, ry Imerina Ndreto zahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahiko Ny toloko sy fisaonana No mbola raisiko angatahiko Iarahabana ity fihaonana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resy tosika ny fiainako Ka nandao anao tsy fidiny Haody, haody re hidirako Ry akany niantombohana Raisonao (3) ny tononkirako Mba ho solom-panorohana
@hariferaratsara8735 Жыл бұрын
Misaotra betsaka e!
@faniriantsoarakoto15852 жыл бұрын
0:04 Collège Saint Michel Amparibe, miss my former school, where I had spent my whole childhood
@karinetnr12 жыл бұрын
Je passerai des nuits entières pour regarder et regarder ces beautés malgaches : Madagasc'Art. Mampite-hody mafy e !
@hoaraufleurdesiles6311 жыл бұрын
J'adore vraiment cette chanson !!! les images !!! la ville sont toutes très belles Bonne journée
@fredrazaf13 жыл бұрын
Tsara ny hira e!!!mampanembona e!
@rasvi53tube11 жыл бұрын
Mankasitraka. Mampitombo ny fitiavana an'Analamanga
@alanandrianavalson48887 жыл бұрын
Tiako be ! Tena tsara !
@ovalie3813 жыл бұрын
Vive et que vive encore "Ny kalo'ny Fahiny". Un grand mais un vrai grand hommage à Gaston Ramarokoto. Certains doivent se demander qui est ce fameux "Gaston" que je n'arrête pas de citer. C'était un Monsieur que j'ai entendu sur les ondes dans les années '72 et son émission s'intitulait : "Tsy tonta ny Ela". Cela veut bien dire cela que veut dire. Certes, on a aussi découvert "Mahaleo", mais j'ai aussi découvert Monsieur Gaston. C'était Ingahy Ragasy, c'est ainsi qu'on l'appelait.
@richardinsoloniainafionona127211 жыл бұрын
merci hoe tantine nini miantso an i tonton a
@rakotofifi76838 жыл бұрын
Iarivo tokoa moa ve ho adinoina e!
@narigomgom44847 жыл бұрын
tsy lany manja Iarivo e!
@lokangarasendrahanivo91799 жыл бұрын
Gasigasy mahafinaritra!!!!! mankasitraka !!!
@fenovoahangyravelosoa25257 жыл бұрын
Fantatrao izay nifandaozana, fa nitady fanaovaozana no niniako nandosirana...ho avy tsy ho ela e!!!
@MrLOVA228 жыл бұрын
Indrriiiiiiiiiiiiiii, fahatsiarovana sisa!
@ravoalavo710312 жыл бұрын
mahafinaritra ny mijery ny sarin'ny Iarivo tany aloha . Misaotra tompoko o
@emidyn12 жыл бұрын
Aody ry Iarivoko ry Imerina !!! Mamy lotra ianao ry Iarivoko ry merina!!!!!
@diannerasanjy533811 жыл бұрын
oooh tsara loatra!!
@lalaoclaudine13 жыл бұрын
tena mampihetsipo misaotra e mahafinaritra ny sahala amin'izao makasitraka e
@ramahita71177 жыл бұрын
Bjr tena mankasitraka tanteraka ééé!!! indrinsy mantsy!!!!!nefa manantena ....
@narigomgom44847 жыл бұрын
hafa ihany ANALAMANGA e!
@dood5879 жыл бұрын
MANKASITRAKA E!
@razafindrazakaharmydjiva80978 жыл бұрын
Salamo r
@tahianatahianando19588 жыл бұрын
tiako be lay hira
@mbolaharinia14 жыл бұрын
c vrai quoiqu'on dit, elle est belle "iarivo"
@MamiharilalaRasolojaona10 жыл бұрын
Misaotra betsaka . Isan'ny hira ankafiziko ary ho redonin'ny Tarika "Miangolan'ny Omaly" eto Washington DC @ MAMPIFôLAKA 2014 ny 06 Sept ho avy izao.
@mbosarabenasolo503110 жыл бұрын
Faly miarahaba e. Misaotra manapariaka ny Ba Gasy any ivelany any. Efa nivoaka koa ny rakikiran'i R'imbosa (mankalaza ny faha-15 taonany) Kalon'Imerina vol. 3 "Avia isika hiara-dia". Mbosa.
@mbosarabenasolo503110 жыл бұрын
Misaotra an'ny madaisland. "Haody ry Analamangako", noforonin'i Jean RATSARAMIAFARA (10/08/19014-10/08/2014). 100 taona amin'ity taona ity ny nahaterahan'ny mpamorona ny hira. Hira nalaina tao amin'ny rakikiran'i Rimbosa, Kalon'Imerina vol. 1 "Antananarivo". Mbosa (R'imbosa).
@francisnjara-herizo-randri555010 жыл бұрын
Ry tanàna nilaozako ela loatra
@volaniangavola75668 жыл бұрын
tratriny antsaramnitra daholo ry malagasy namana M G
@sylvoalias10 жыл бұрын
Manja re fa misaotra indrindra ny mpizara ooo..! mankasitraka e... :))
@thiers5269 жыл бұрын
ndriii!!!tsy lefy e...
@mbolaharinia11 жыл бұрын
tena kanto mampatsiahy hatrany an'Iarivo, raha mbola misy hafa tena mahafaly
@razafindrazakaharmydjiva80978 жыл бұрын
Wawino MSP
@soahiangy93205 жыл бұрын
Bcq de correction, cher président Andry, manaja anao tompoko, miala tsigny indrindra mba ho reharehany firenenatsika tena tsara soloina 🗽 statue PRÉSIDENT PHILIBERT TSIRANANA IO statue etsy @ canal io, tsy fantanay aby olo vazaha anabo ry tompoko. Misaotra.
@tojoniaina.njatoarimanga11 жыл бұрын
Misy karaoké ihany koa io hira io sao dia mahaliana antsika. Mampahery ny tarika R'imbosa amin'ny famelomana hatrany ny Kalon'Imerina.
@paulrakotomalala38335 жыл бұрын
Lomorina !
@hajarivorasolofonirina79368 жыл бұрын
Indrisy ry Iarivoko, ry Imerinako ontsa anao ny foko fa nosimbain'ireto tsy mahataho-tody :(
@paulbasile6467 жыл бұрын
Hajarivo RASOLOFONIRINA I misaotra ny mpamorona
@hajarasamoelina35665 жыл бұрын
2019❤
@ialinavalonaranaivoarisoa12258 жыл бұрын
anisany hira nahatonga ahy nankafy ny kalon'ny fahiny.
@tahianatahianando19588 жыл бұрын
mahafinaritra e
@michaeljonathanrandrianari62896 жыл бұрын
anisany hira notendreko voalohan tam vao nianatr nitendry tam izany ity hira ity
@rakotoarimalalahanintrinio920911 жыл бұрын
sô de mba mis afaka manome tonony ?
@andritianarabenandrasana410812 жыл бұрын
alatsinainy_lundi_monday
@fanirisoaindrindra105110 жыл бұрын
Horoka ho solompanorohana.
@niryrakoto17 жыл бұрын
anao ahoana Tompoko saika mba hangataka hira efa tranainy be hirain'i Randrianarivelo sy Razanandriana vadiny Ry tritriva manoloana raha misy azafady dia misaotra mialoha
@MamiharilalaRasolojaona10 жыл бұрын
Mahafinaritra izany Mbosa. Mba mety ahazo ny raki-kira n'izany Sangan'asa izany ve izahay ? Raha mba afaka hanirahana olona hanatitra azy ao @ RDJ ao Analakely hoe azafady. Misaotra indrindra
@lalatianasolofomanana284110 жыл бұрын
Tena otrany hoe zay mihitsy lay voalaza ao @ lay tono-kira e misatra betsaka e tena tsara avohay vcd na dvd ereny kalon'ny fahina rehetra reny e