ANDEVOSIN'NY FIVAVAHANA LOATRA NY MALAGASY KA TSY MAHALALA NY TOKONY HATAO INTSONY ...

  Рет қаралды 2,410

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 37
@nirinayvonrandriamiarisoa1141
@nirinayvonrandriamiarisoa1141 6 күн бұрын
Ary hono oa ry koto, mankaiza n fiafaran vola Angelina ao ampiangonana ? La religion c un art à jouer pour avoir un monde merveilleux, merci KOToÔ❤❤❤❤❤😂😂😂😂
@NRAKOTO
@NRAKOTO 8 күн бұрын
Je suis entierement d accord à 100% avec Koto. 👍👍👍. Tena marina io lazain'i Koto. Tsisy afatsy ny hatsembohanao ihany no hihinananao. Ireny teknolojia avo lenta (telephone, ordi...) sy fitaovana raitra (fiara lafovidy....) izay ivavahana mba hahazo an'ireny dia mba hain'ireo mpivavaka ve fa olona tsy mahay an'izany Jesosy izany ireo namorona an'ireny. Niketrika ny loha, niasa mafy namorona dia lasa miliaridera. Dia lazaina fa tsy natao ho an'ny mpanankarena ny fanjakan'ny lanitra kanefa ireny no mpanome asa isankarazany. Ianao mpivavaka be no mifandrombaka mividy ny zavabitany dia lasa manankarena izy dia avy eo latsaina??? 😂😂😂.
@lantz-182
@lantz-182 8 күн бұрын
😍
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 7 күн бұрын
marenina rehefa tsy ampy fahalalana. namorona telephone , fiara tsy mahalala @ Jesosy . fa avy aiza le matiere premiere nanamoboarana anireny ? avy @ bing bang .sao inao no voapoeson olona milaza azy fa mahay
@inayatsama6059
@inayatsama6059 6 күн бұрын
Tena marina zany mr koto a. Mankasitraka 💯🙏
@jocelinrakoto2518
@jocelinrakoto2518 8 күн бұрын
Mba misy teny kely fotsiny ihany ity Koto a ,momba ny finoana ,ny olombelona tsirairay avy dia samy manana ny finoany ,ary isika malagasy moa dia noalehibeazan tamin'izany Misy Andriamanitra nahary izao rehetra izao ,fa ny fomba nitondran n'y sasany azy no mitreraka olana betsaka .Marina fa misy ny ezaka sy ny sisa hahatafavoahana eo amin'ny fiainana saingy ireny rehetra ireny dia matoa tanteraka dia nisy fahasoavana sy ny fitahiana avy amin' Andriamanitra ,tsy misy mandeha eo raha tsy ao Izy ,
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 7 күн бұрын
ombako lay video. Raha afaka @ io kristianisma io ny gasy dia hiadana mhts!
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 8 күн бұрын
Io fivavahana io no nafahan'ny mpanjanaka niditra teto Madagascar par l!intermédiaire des missionnaires.Jereo ny tantaran-tsika izay mahay mamaky teny ! Marina mihintdy ny lazain' Ikoto! Fandemen-tsaina no ataon,'i Filou hazon'ny fon,ny Malagasy ka hankato azy hantrany. Izany no atao hoe manipulation psychologique ! Fantatry n,,,'i Filou fa olon'ny fo ny Malagasy dia hararaotiny.Jereo tsara hoe rehefa @ kabary mivantana ho an'iza i Filou no manonona ny mot hor " Andriamanitra"!! Mhainga @ tsirairay ny fanantsarana ny fiainan'ny tsirairay avy fa tsy misy hidiran'jesosy izany eo ! Mahaiza misaina!
@NRAKOTO
@NRAKOTO 8 күн бұрын
Bref...Na iza mino na iza tsy mino , rehefa eto ambonin'ny tany dia mila miasa mafy, ary manao ny tsara foana eo @ mpiaramonina fa rehefa maty ka raha misy tokoa i Atra sy Jesosy dia ho avotra daholo foana ireo. On préfère un Athé honnete qu'un croyant hypocrite ou malhonnete hoy ny olona izay.
@lantz-182
@lantz-182 8 күн бұрын
I support your opinion🎉
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 7 күн бұрын
ho avotra daholo foana ireo, ???? manao tsara impiry de avotra ?, tsy aleo manao tsara in 5 raha be indrindra dia manao ratsy mandrapahafaty raha samy zany ihany. Maty antoka eo ianao anao tsara foana eo. miala @ fijery globalisation. tsy atandroy iray na roa ohatra no nanao dahalo namono olona dia dikanzay ratsy rehefa hoe atandroy . be dbe ny milaza azy kristianina fa refa tsy ao le hoe discernement de otran koto no iafarany
@lantz-182
@lantz-182 7 күн бұрын
@@ctmdrivetest789 I'm not, my boy, I'm not christian. Not everyone is christian😉
@NRAKOTO
@NRAKOTO 7 күн бұрын
@ctmdrivetest789 Tsy azonao angamba ny tiako ho lazaina. Miezaka ny Manao ny tsara eo anivon'ny mpiaramonina. Misy minimum kosa fa tsy hoe impiry. Aza mangalatra, aza misoloky na mamitaka olona, Aza miaraka @ vadin'olona....Manampy ny tsy manana raha misy homena sinon tsy maninona. Tsy mahafaty antoka ny manao ny tsara.
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 8 күн бұрын
Kkkkkk Mampe mintsy ty Koto ty 😂😂 Matanjaka nama lay nanao lavage de cerveau mikasika Jesôsy
@papathirisha7546
@papathirisha7546 8 күн бұрын
Okazay ramose le resaka fivavahana fa tsy aresilahatra zahay malagasy tsihivavaka @ jesoa izany enao samia mihorona @ finona zay anany tsiray2 fa asakasaka zay mivavaka nefa tsitia hiasa fonoana tsy arahanasa zavampona
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 7 күн бұрын
ialahy koa anie zany ka andevon zavatra inoanala e, andevon fitadiavana like, materiel, fananana, materiel no zava dehibe @ la, tena tsy takatrela ve zany ?
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 7 күн бұрын
@@ctmdrivetest789 Anao moa karakory ? Aleo ndevoziny zavatra tsy hamitaka antena toy zai andevo ein’ olombelona mpamitaka , mpamosavy vahoaka maro be io Mbola ela 5 an hijaly anareo ê ! Ary ho foagna ny arena ny malagasy jiaby Ataony Rajoelina raha mampitokiky anareo Za megnatra a la place nareo Franchement Voan’ny aody ny malagasy fa tsy normale situation karaty zalah😭😭😭😭😭😭
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 7 күн бұрын
@@ctmdrivetest789 Aleo ne iny fitadiavagna toy zay mijaly fo Isa n’andra Inona fitadiavana toy zay andevo ny olo tsy haï fiavôgnana kra Rajoelina io Megnatra za a la place narô Sady sosotra za Vava be fo ninarô Miala Rajoelina fa mampahantra madgasikara. Tsisy ra manjary azony olo bado Iareto ao ihany Nama !! Anareo Kara zaza mal traité Plus que anao mikapoko izy , plus que izy misiska refa voakapoko
@papathirisha7546
@papathirisha7546 8 күн бұрын
Any pasitera sy president niazy manoka zay hifanarany any fa nenay de manorona finonay @ A/ tra sy jesoa Kristin ihany mandrapiala ety @ ity tany fandalovana ity 80 taona na 90 taona raha ela indrindra mivavaka ho anao zah ramose mba anaraka anay hino jesoa Kristin zanaka A/ tra ray mahefa zao tontolo zao
@bienvenuerahoilijaona1164
@bienvenuerahoilijaona1164 7 күн бұрын
Izany défi izany efa nanaovako famatra t@ ireo ondry mpanara-dia an'ilay Jesoa: hoy aho oe: "tsy efa voasoratra va ao anaty baibolinareo ao oe; na dia kely ohtr ny voatsinampy aza ny finoanao; ka hiteny @ity tendrombohitra ity oe mifindra eto dia ifindra izy", kozio ary hoy aho oe ity alefao ery! fa neman e; tsis niova! 🤪 Ekeko oe lecture brute lay teniko fa bdb ny porofo omena an'ireo oe "raha vitany ve ny nampisy izany taloha dia maninona no tsy vitany intsony izany @zao?" "afaka aho, afaka aho..." misy hira tsaroako an'izay lay oe: "handia lalana volamena aho; ôia,!🤣🤣. Ny andro avy orana, ireo avy nanao cellule de quartier teo an'ilan'ny tranoko, nivoaka avy ao; dia ozy lay iray; "Mba tsilovy kely fa be fotaka be lay lalana ry reto a!" Saika ripaka fihomehezana aho; nga tsy nisy lalana volamena indray e! 🤣🤣🤣
@dapsnome1353
@dapsnome1353 6 күн бұрын
ANAO KOTO VAINDRAPORY TENA VAINDRAPORY
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 5 күн бұрын
Mbola ho avy nenao ry koto à aza maika enao fa tsy maintsy ho hadinin i jesosy aminzo daholo io vava2 anao io
@herifidyrabetafika6324
@herifidyrabetafika6324 7 күн бұрын
Dia MBA fahendrena avy aiza na t@ Iza zany ny an'i Koto miteny ratsy io. 😮
@54-1-17
@54-1-17 5 күн бұрын
Olo ty olo mandany vola be hampalaza azy. Tsy mihafy amin'izay sujet fantany fa tsy nisy mpanao. Mandaka fanindromana Ilaikoto, mialona Ilay mihazona ny fiainany eo am-pelatanany, dia sahisahy manao adaladala.
@tinasoaheriniaina-p2g
@tinasoaheriniaina-p2g 6 күн бұрын
Ts mahagaga enao fa n an ' ny nofo iany no fantatrao.... Raha vao n ara-panahy no resahinao d tsis marina mits n 99%-ny.
@EspéranceRaharimalala
@EspéranceRaharimalala 7 күн бұрын
JESOSY tsy nampanantena harena aty ambanin'ny tany Koto a,,,fiainana Mandrakizay no nampanantenainy,,,satria na tian'i Koto na tsy tsy tian'i Koto de tsy maintsy Maty ny olona Ary misy fiainana aorian'ny fahafatesana satria Ilay fanahy ao anaty ntsika tsy mety maty
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 7 күн бұрын
aza manabado olona fa olona nianatra sy misaina ilay olona reshinao fa tsy fanatique mitovy aminao. Marina ny teninao hoe tsy nampanatena harena izy fa ny fivavahana ataonareo mifanohitra amin'izany. Izany ve de tsy azonao. Indrindra ny secte, miaraka @ jesosy mpandresy foana, aleon'olona amin'izao manao pasitera toy izay manao dokotera satria ny pasitera mahazo avantage be ary na retraite izy de forceny ny mpivavaka ao aminy hanao trano ho azy. Nefa le mpiangona anie tsy manana an'izany akory fa kikisana. Niteny jesosy hoe sarotra amin'ny mpanana no miditra ny lanitra nefa izao ovana hoe zanak'Andriamanitra ve hahantra ? tsy tokony hanakarena zany ianao raha kristiana satria ahoana ? Satria izy niteny hoe zarao @ mahantra de andao hanaraka ahy. De misy manao an'izany ve na ianao be moral be io ? Ny fiangonana zao lasa fitadiavana vola, miracle, sao de tsy mety e ?
@samuelalbertrandriantsoavi2667
@samuelalbertrandriantsoavi2667 7 күн бұрын
Ilay izy ramose entina itadiavana vola sy voninahitra ilay fivavahana dia i jesosy indray no lasa mahazo tsiny. Raha hiteny aminao za oe nanonofy za alina de nahita an'i masindahy piera sy moizy ary i jesosy tany andanitra tany fa handroso hono i madagasikara. Raha izay no holazaiko dia mino marimarina tokoa za fa mety homen'ny mpitondra 4*4,villa,sns.. . Fa ny baiboly tsy natao hakana 19 akory na@ iza na@ iza. Rehefa tsy mety dia tsy mety fa tsy oe andeha ea mody hisolelaka kely sitrany ahay mba omen'i prezida matériel, fa tsy natao hisolelafana akory ny baiboly. Ianao moa nilaza oe inona no mba zavatra omen'i jesosy anareo fa jereo ohatra Chine. Misy fahalalana tsy takatriry zareo sinoa, rosianina ihany koa anie fa tsy oe dia haindry zareo daholo izao fahalalana rehetra izao. Ohatra ity teneniko aminao ity, za izao no mpikaroka voalohany aty afrika nahavita nijery ny fototrin'ny fidangan'ny vidim-piainana (core inflation ou noyau de l'inflation ou inflation sous jascente) andry zareo sinoa, rosianina ary afrika atsimo ary nosoratako @ teny anglisy daholo reo. Tapeo @ Google izany oe le modèle à tendances Communes na common trends model @ teny anglisy izany dia ho hitanao ny haavolentany ary tsy nanao copier coller an'io technique io koa ny aty fa nanao invention vaovao mihitsy na programmation @ logiciel io na démonstration mathématique. Farany hoy i Albert Einstein izay manao oe :1. Ny famoronana( créativité) no mitondra mankany @ fandrosoana sy ny fivoarana. 2. Ny fivavahana tsy ampiarahana @siansa dia mandeha anjambany.
@carlarose6797
@carlarose6797 8 күн бұрын
Tsy misy idira n'ny intelligence koa eto. Kkkk !!! Indrindra ny i efa lasa misy artificielle. Aza adino : tsy i Koto mihitsy no hoe artificielle. Kkkk
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 7 күн бұрын
iza moa no niteny anao fa tena tenin'Andriamanitra ny baiboly ? tsy misy porofo iza no niteny anao fa nisy zany jesosy izany fa tsy noforonina ? tsy nisy porofo koa de ny vérité historique lasa croyance izay tsy misy idirany satria ny foi na croyance de tsy azo disoin'ny fotoana na ny tantara. Ohatra : za mino fa Andriamanitra no nanao izao rehetra izao. tsy azo disoina izany na amin'ny taona 3000 ianao fa ny hoe nisy an'izany jesosy izany ka maty izy hamonjy antsika, de tantara ary mety ho azo porofoina fa tsy nisy donc tsy izay ny finoana fa lasa minomino foana. Mitovy amin'ny hoe nino ny fiangonana fa fisaka ny tany de novonoina sy nogadraina izay miteny hoe boribory ny tany, kanjo kay taty aorina niova fa voaporofo fa boribory de inona no ilazana ireo nino fa fisaka zany ? adala ! ka ny finoana tsy azo ovana na fotoana na tantara satria ny tantara dia azo ovana ny finoana anefa tsy miova zany
@tinasoaheriniaina-p2g
@tinasoaheriniaina-p2g 6 күн бұрын
JESOSY ts hanao zavatra débile otran ' zan oe " ovay vazaha aho " .....
@EspéranceRaharimalala
@EspéranceRaharimalala 7 күн бұрын
Raha tsy Jéhovah no manao ny trano Dia miasa foana ny mpanao azy. SALAMO. 127. V. 1. Baiboly
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 7 күн бұрын
de aza manao trano fa andraso jehovah hanao azy, de ho hitantsika
@lantz-182
@lantz-182 7 күн бұрын
❤​@@nalijaonatiana6071
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 154 МЛН
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
37:51
bayGUYS
Рет қаралды 1,6 МЛН
TENA INTELLIGENT TOKOA VE i Andry RAJOELINA ?? ...
15:42
FITIAVANA SA FANKAHALANA? : Tantara gasy vaovao (RDB) #gasyrakoto
1:38:08