tiako be jesosy no tsar ary manome fitiavagna mandrakizay amen
@lucienneravoavy21904 ай бұрын
Aza amidy fa sarobidy Lafo vidy anie havako o Ny Fanahinao Mbola mivoha ho anao ny varavarana Mbola anoloanao havako o ny hasambarana Na solafaka aza ianao Mbola tiany Na dia lavo aza ianao Tsy adinony Miarena havako o Indro raiso ny tanany Ampy ho anao ny Fahasoavan’ Andriamanitra Ao amin’ i Kristy Mijoroa ianao Jereo ny Tomponao Ataony mihaotra ny mpandresy anie ianao Amin ny ady atao Tena mafy anie ny namonjeny anao Ny ainy no natolony havako o Satria tiny ianao
@estanciatancia30574 жыл бұрын
Mampahery be ilay hira Mankasitraka Tompoko 🙏🙏
@vickoandriamiharisoa6884 ай бұрын
Andriamanitra Vazaha, feno fitaka resaka vendrana te anandevo tsy ny arena malagasy manontolo fotsiny fa ny sainy sy ny fanahiny manontolo koa !!
@iavotriniainanasolonomenja17616 жыл бұрын
Mampahery be ilay hira.
@randrianantenainafanomez-km4wg Жыл бұрын
Misaotra ny tarika fanilo, de mahefah be mandrakariva amin ny asan ny tompo
@ghislainemauvais26075 жыл бұрын
Tena mahavelombolo mihintsy hira , miharena havako tena marina izany
@linahraholisoa12305 жыл бұрын
Aza manary ahy ianao Andriamanitra o !
@soasorea80376 жыл бұрын
Amen mankasitraka
@FanjamalalaRajaonera-uu4oj Жыл бұрын
Voninahitra ho an’ny Tompo fa tena hira ara-pilazantsara sy araky ny tenin’Andriamanitra tokoa ny tononkiranareo
@beatricejaieltah15455 жыл бұрын
Amen tompo ooooo
@marcelinetavy58568 жыл бұрын
ampio aho Andriamanitra ô!f mitady ho lavon fankampanah
@agapegaetan38305 жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity!
@faniahrakotozafy10869 жыл бұрын
mbola hafa ihany ny fanilo e
@paulinardamarielouise900812 жыл бұрын
Misaotra Betsaka fa tena mampahery ilay hira.
@gasytiamozika26196 жыл бұрын
Lafo vidy ny Fanahinao
@MarcellineTolojanahary6 ай бұрын
Misaotra tompoko oo
@arilasonlainy44886 жыл бұрын
tena ho avy tokoa ny TOMPO sao isika dia variana
@natha14386 жыл бұрын
Tiko be, merci
@linahraholisoa12305 жыл бұрын
Aza manary ahy ianao Andriamanitra o!
@oriaoria15376 жыл бұрын
Misaotreee
@ravinala9585 жыл бұрын
❤❤❤
@AlfredRamaherison9 ай бұрын
Tononkira mampibebaka toy izany no ilaina amin'izao andro izao. Mifono fitiavana lalina avy @ Jesosy Kristy