Efa reko hatry ny ela Jesoa zany antsoantsonao Zay mibitsika mangina Mba hiverenako aminao Indro aho manolo tena Sitrapo tsy noterena Vonona aho ankehitriny Ny hanao zay rehetra sitrakao (2) Fatratra loatra Sarobidy ny antsonao Resy lahatra aho ka miantefa any aminao Havaoziko ny fanekena Zay tsy azon iza ho fefena Jesoa Tompo no ho Tompoiko Izy irery iany no itokiako Tsy hisalasala intsony aho Jesoa tsy hiambahamba koa Fa hanaiky tsotr izao ny hidiranao ato am po Aza lavinao ry Tompo Mba ekeo ity mpanompo Raiso eo an tratranao Hiaina fiainam baovao