j'aime beuhhhhhhhhhhhhhh de mareta atramin'ny farany le mpivady vita mariage e!
@ratovoheryainamirindra14787 жыл бұрын
tsara lotra ee,ten tsara
@MegaDrala11 жыл бұрын
Tiako be, dia mahareta hatramin'ny farany ilay mpivady vita mariazy e.
@fyrakoto65298 жыл бұрын
Glückwunsch 😃😃
@narynadrianarijaona8146 жыл бұрын
sendra tazako tato!tsara
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Alahelo, embona, fa Tsy Kivy mankahery fo. 😃🎤
@yvesratsimbazafy51615 жыл бұрын
To bandy mideprime be ilay mpihira
@claudeihany40564 жыл бұрын
Izay no atao hoe acteur ka. 😉 miiditra ao anatin‘ilay histoire mihitsy izy na dia manao interprétation fotsiny aza mba ampivoaka ilay zavatra lazain‘ny Texte.
@claudeihany40564 жыл бұрын
Mety gaga isika hoe somary mifanohitra ny vidéo sy ny tononkira. Justement ilay izy hoe nivaly ihany ny fiaretana hatr’izay noho ny fahalavirana sy ny fahasahiranana ary ny sedra nandalo ka Tonga @ tanjona iriana ny roa tonta. Dia misaotra anareo mankafia sy mankasitraka tompoko. 🙏