milatsaka hoazy ny ranomasoko mihaino ity hira ity 😔😔😥😥😢😢
@lydierajaona4242 жыл бұрын
tsara loatra ity hira ity, araraoty tokoa ny andro anaovan tsoa, misaotra betsaka Noely am feo manganao,
@hilarionaugustus25494 жыл бұрын
hararaoty amin'izay ny hanaovantsoa,.... tsara, tiako lay hira, misaotra
@hondahasith77004 жыл бұрын
I mama no tonga dia ttsaroako, mankasitraka
@NanahKwelly2 ай бұрын
Milay e❤
@hudsonrabefarinotrona71052 жыл бұрын
Tsara e, misaotra ry Malala a !
@sosoafaniry21934 жыл бұрын
tiko be,mampanembona an neny sy zandry le mihirahira rehefa tsisy atao iny
@mioraholy43158 жыл бұрын
Araraoty fa mandalo isika ety!
@olgamiray88454 жыл бұрын
Tiako ity hira ity...
@voahangyrazafimbelo15873 жыл бұрын
Mankasitraka o!
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘
@fanomezantsoatohindraza11207 жыл бұрын
Ny Soa atao levenena-mbola
@norianoria9246 жыл бұрын
Marina izany
@monirmolla95155 жыл бұрын
Araraoty fa mandalo tsika ety
@fanirydarea56105 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra
@nestymao14035 ай бұрын
♥♥♥
@tranobongo59944 жыл бұрын
Ataovy amin'ny fo
@lunsiah16 ай бұрын
Maty omaly hariva ny tantine-ko rehefa niady mafy tam aretina cancer nandritry ny 2 taona, d tsy haiko fa ity hira ity foana no mitamberina ato andohako hatram zao...olona tia manome sy mizara ary be fitiavana zay tantine ko zay....indrisy fandalovana tokoa ny tany