" Ts'izay manao Amiko hoe Tompoko Tompoko no hiditra ny fanjakan' lanitra f' izay manao n sitrapon' Raiko any an-danitra" . Jereo didy 10 Eks.20, and 8. Ts tonga handrava Aho hoy Jesosy fa hanatanteraka, zany hoe mitoetra tsy misy rava n didy sy n lalàna. Alalino n bbly
@michelandrerandriamalalana76238 жыл бұрын
Tia ny olona rehetra Andriamanitra. Isika mikatsaka mandrakariva ny sitrapony sy mihaino ny Teniny ary manatanteraka izany Teniny izany no manambara fa tia an'Andriamanitra isika. Tsy misy tompontsoa azo avy amin'ny fanaratsiana na fanenjahana sns. Halalino mafy ny finoana ary tano raha izany no heverinao fa hahavonjy anao. Mahareta amin'ny fivavahana sy ny fanarahan-dia an'i Kristy!
@ahhbbva29373 жыл бұрын
Tena azahoana lesona tsara le hira
@nadenrr55365 жыл бұрын
Tena marina be makasitraka ny anareo
@RASOAMAMPIANDRAGodineAimee7 ай бұрын
❤
@baholynirinarandriamilanto44297 жыл бұрын
tena marina mihitsy zany misaotra betsaka
@mampiononacecilia86297 жыл бұрын
Marina mintsin zan e,Mankasitraka e
@paulinetsiky62383 жыл бұрын
Mipetraka tsara
@JeannetteRalison4 ай бұрын
Maro Clowns ao Madagasikara ao 🤩🧓😍 Anio 29/06/2024
@hanitra86335 жыл бұрын
Tena marina zany
@jeannetteralison545 Жыл бұрын
👋🧓🤩👋
@tinahtyana69158 жыл бұрын
tsy fanaratsiana fa raha ny Baiboly dia andro faha 7 Jehovah no nitsahatra t@ asany: Asabotsy io. Io no nohamarininy sy nohamasininy. Ary aloky ny any an- danitra satria mbola misy Sabata fitsaharana any an- danitra