Avy any Amparalalina: Tantara Aceem

  Рет қаралды 15,002

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 19
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Жыл бұрын
Misaotra nizara fa tsara be le tantara 👏👏❤❤❤❤
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Жыл бұрын
tiko be, mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpilalao nampiaina ilay tantara 😍
@rajaonarisonromeo
@rajaonarisonromeo Ай бұрын
Maro amireo lehilay no mahasay ma adino n heloko vitany vehivavy aloahn fanakarana anay. Nef vao manomboka mitsimok ao ambohoko ilay menakin Aina dia manomboka miseo n valifaty sy ireo havinavina rehtra s n toetra ratsy😔 Eny ieee !! ts hafk nanotra n iverindaln itsn nef izahay satria mam loatra ny heriny ilay menakin Aina izay ts mantsiny😔 Misaotra betsaka ny mpanotra n tantara gasy 🙏
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👍🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 Жыл бұрын
Misaotr betsak nizar oooh 🥰🥰🥰🙏🙏
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Efa henoko ity fa tsara b koa . Ato koa ny matianina rehetra 😊 mankasitraka eh
@idealirose3445
@idealirose3445 Жыл бұрын
Zan ka tantara 🫠
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Жыл бұрын
Misaotra nizara!! Tsara be na dia efa heno aza!!
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Mankasitraka ny mpizara
@marrymarry8826
@marrymarry8826 Жыл бұрын
Makasitraka hatrany
@haoweniarline7610
@haoweniarline7610 Жыл бұрын
Tiko be❤
@vonyman9979
@vonyman9979 Жыл бұрын
Mplhl ❤
@vonyman9979
@vonyman9979 Жыл бұрын
Tiko lotra ❤
@JenithoJenicko-ob6je
@JenithoJenicko-ob6je Жыл бұрын
Toraka voninkazo hoany mpanoratra , ary misaotra ny mpilalao
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara
@Killer-hu5yv
@Killer-hu5yv Жыл бұрын
fiainana misy @fiainana @fiarahany vavy sy lahy ity fa ny tantara no sahy nanaboraka azy, ry vehivavy tandremo
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 Жыл бұрын
Misaotra ny mpanoratra,mpilalao,nizara , vao hihaino 🎧🇲🇬🇱🇧❤😍
@vonyman9979
@vonyman9979 Жыл бұрын
Mplhl
@perpetueperle6053
@perpetueperle6053 Жыл бұрын
Mankasitrak indrindra tompoko
Tantara ACEEM Radio: NY ANJARA VERANY FARANY #gasyrakoto
1:05:02
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
"IZY TELO LAHY" Tantara an'onjam-peo Malagasy
1:11:28
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 9 М.
РОДИТЕЛИ НА ШКОЛЬНОМ ПРАЗДНИКЕ
01:00
SIDELNIKOVVV
Рет қаралды 3 МЛН
Incredible: Teacher builds airplane to teach kids behavior! #shorts
00:32
Fabiosa Stories
Рет қаралды 11 МЛН
Tantara malagasy 104 FM - Mivadi-drafitra
52:02
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 10 М.
TANTARA MAMPALAHELO LAKANA TSY TODY RDB
1:03:56
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 12 М.
RAMAINTIMASO (Tantara lava Kolo FM)
1:07:23
D-aly
Рет қаралды 6 М.
Tobin’avelo: Tantara gasy vaovao (Record fm)#gasyrakoto
1:15:28
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 22 М.
Tantara Malagasy   HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino
1:03:42
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 4,2 М.
SALAKA IRAIMODY  - TANTARA RADIO MAMPITA
1:01:16
Radio Mampita
Рет қаралды 10 М.
ZAZA NANGALARINA tantara an'onjampeo Malagasy By MALAIMISARAKA GROUP & NY Prod
1:26:49
Tantara gasy-FANDRAVA Fiz 1 # Tantara R F M ||Vaovao||
56:12
Mafana New
Рет қаралды 5 М.
Anjorom-pady 1: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto
1:27:21
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Diana Ismail - Сені кездестіргелі (Mood Video)
2:51
Лилия
3:00
Али Ахмет - Topic
Рет қаралды 1,4 МЛН
Sanzhar - Сен жылама | Official Music Video
2:53
Sanzhar Zhumasitov
Рет қаралды 586 М.
Alisher Konysbaev & Duman - Мен болуым керек (Official MV)
2:35
Не жүріс
2:59
Қанат Тасхан - Topic
Рет қаралды 392 М.