Mba asio an'ilay hiranareo #Ventsonkira iray Miara-manolotra live iny raha manana e!
@yvesmarcel80927 жыл бұрын
Mankasitraka anareo ry zalah #Ventsokira a ! tena mitory ny filazan-tsara an-kira tokoa ianareo fa tohizo fa tena tsara , ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie no hanome hery sy hanampy anareo hatrany amin'izay atao rehetra
@Rabesonnathanael7 жыл бұрын
Mafinaritra le ventso-kira ! Fa mba tiko hofatarina kely ko le musique de fond (acoustic) mande moramora kely ao raha mba misy mahalala
@michelmickael11007 жыл бұрын
mampadraraka ivy mints n mpitendry guitare! mankatsitraka e
@lucassampipo75094 жыл бұрын
Tiako loatra❤
@sylviaratsimandresy89602 жыл бұрын
Efa alim-be sendra nahita an'ity fandaharana ity aho sy ny tarika Ventso-kira.Ranomaso feno.Misaotra.
@clickcell82126 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko tena mafinaritra, mitomboa @ fahasoavana hatrany
@ndrtparmix83087 жыл бұрын
mb asio an le mpanao vazo miteny reny ndray e.ifanihy na tselonina ans...
@rijaandriamalala36602 жыл бұрын
Alefao ny Volume 7 ê....
@tsarafidydominique41352 жыл бұрын
Mankasitraka eee,mqhqfinqritra ee
@stephanmlayeherilala65984 жыл бұрын
Mafinaritra be mihintsy e
@jocelynerasoamanandray72454 жыл бұрын
Amennn
@ntsutsurafalimanana32327 жыл бұрын
tsara be e! mankasitraka e
@tatianalegny2303 жыл бұрын
Merci mankasitraka 💖💖🙏🏿🙏🏿
@ezmineravaonathacha56567 жыл бұрын
Mafinaritra
@jaonaandrian17454 жыл бұрын
Tsy katolika aho kanefa tena marina mihitsy ny voalazanao fa tena gasy tokoa ny hira katolika ary raha sendra velon-kira aho dia matetika hira katolika no tena mahavantana ahy
@zlandr45437 жыл бұрын
Ilay mpanolotra Tena ts izy mints Aleo ihany naval fa ts mahay raha lety