bitsiky ny foko _ Yanja & Vony Red Metal

  Рет қаралды 36,777

bigfanredmetal

bigfanredmetal

Күн бұрын

Hira vao mafana be mintsiny, iarahan'i Vony Red Metal sy Yanja.
Sentiments, mélodie, etc. : OK B daholo ka ankafizitsik'ehhhh !!

Пікірлер: 21
@FabrinahRazafindratsiory
@FabrinahRazafindratsiory Ай бұрын
2024 mbola tena mankafy🎉
@fahendrenaandraina643
@fahendrenaandraina643 9 жыл бұрын
Tsy terena ianao hitia ahy Tsy vozonana ihany koa. Nefa mila ny fitiavanao ; Ny fisainako sy ny fiainako Toin'ny zaza miana-mandeha Mila fitiavana be dia be .. Siora fa afaka be le vazo , five ★★★★★
@ChristelleRaz
@ChristelleRaz 2 ай бұрын
2024 mbola mankafy fona e
@StephanieRAKOTONIAINA
@StephanieRAKOTONIAINA 3 ай бұрын
Mandeha lay fotoana 😁
@randiniainafanantenana752
@randiniainafanantenana752 9 жыл бұрын
iray kilasy mantsy isika 2 ...nifankahita isan'andro isan'andro .......ohatranzany foana zany le style fa TSARA .KA
@ericanadel9577
@ericanadel9577 3 жыл бұрын
milay be ilay hira dia milay be ihany koa ianareo roa
@hantanirina510
@hantanirina510 12 жыл бұрын
tsara ka makafy rock mavesatra za e ,henoy fa tsara bye
@herzorandrianantoandro912
@herzorandrianantoandro912 10 жыл бұрын
Mlay le revy eh!
@onyramanana9471
@onyramanana9471 10 жыл бұрын
milay rangah toa tsy heno2 tsony le, zay ngE miandry e!
@mickaeljacky9230
@mickaeljacky9230 8 ай бұрын
YES
@michaelbruce1749
@michaelbruce1749 10 жыл бұрын
toa lasa amoureux daholo lesy lisany ety?
@andrianajalalao3346
@andrianajalalao3346 12 жыл бұрын
Hafa mitsy le fiahaingan'ity hira ity t@ TVM vao maraina an! Miavaka tsara hoe efa mba manana traikefa ilay mpamorona.
@ranaivosonprinciamortel8792
@ranaivosonprinciamortel8792 7 ай бұрын
❤❤❤❤
@rasolonjatovositrakasetrat3804
@rasolonjatovositrakasetrat3804 8 жыл бұрын
milay b e
@baobabdinoednafilsstudioed8064
@baobabdinoednafilsstudioed8064 4 жыл бұрын
Manja e
@andriambelomasinarambeloso6871
@andriambelomasinarambeloso6871 4 жыл бұрын
TIANAO ILAY HIRA EDNA?
@baobabdinoednafilsstudioed8064
@baobabdinoednafilsstudioed8064 4 жыл бұрын
@@andriambelomasinarambeloso6871 Tena anisan ny hira ankafiziko Ny mamako mpamoronkira taloha tao Studio Edna Miandry ny manaraka indray e
@andrianajalalao3346
@andrianajalalao3346 12 жыл бұрын
iza no kofa d iza sipa?
@sibelerafenomanantsoa5308
@sibelerafenomanantsoa5308 2 жыл бұрын
bu
@manjakaandryanjoaninaratsi9224
@manjakaandryanjoaninaratsi9224 8 жыл бұрын
mlay io vazo io
Ianao no tiako - KAMBANA METAL
5:01
Riri Daddy
Рет қаралды 88 М.
RED METAL FITIAVANA YANJASOA VONIANJASOA HD
8:07
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 18 М.
MY HEIGHT vs MrBEAST CREW 🙈📏
00:22
Celine Dept
Рет қаралды 17 МЛН
Flipping Robot vs Heavier And Heavier Objects
00:34
Mark Rober
Рет қаралды 49 МЛН
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
Nat Moozika
Рет қаралды 124 М.
Samoela - Ampio Lasary
5:30
SamoelaVEVO
Рет қаралды 239 М.
KIAKA - Fitia Nindramina
4:26
kevin saint julien
Рет қаралды 430 М.
Bodo & Poopy - Medley
9:14
Emission Gasik'Arts
Рет қаралды 2,7 МЛН
Red metal - Iza iry ambony iry
6:04
tax045 tax
Рет қаралды 14 М.
Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)
6:39
Feon'ny Fahazavana Lyon
Рет қаралды 118 М.
IRAIMBILANJA - Mizora
5:36
darkignace randrianatoandro
Рет қаралды 215 М.
HANITSOA-TOSY  MANAHIRAGNA (EJEMA) PAZZAPA 2
4:35
ndrina ranaivo
Рет қаралды 291 М.
APOST - Dila
5:32
natanen22
Рет қаралды 378 М.
Red metal kala piota - Red metal
4:45
blank
Рет қаралды 16 М.
MY HEIGHT vs MrBEAST CREW 🙈📏
00:22
Celine Dept
Рет қаралды 17 МЛН