BUDDHA EL TAGA - DITSOKA feat NICOLE

  Рет қаралды 32,727

BUDDHA EL TAGA

BUDDHA EL TAGA

Күн бұрын

2e single de BUDDHA EL TAGA extrait de l'album METAMORPHOSIS qui sortira en 2018. Le clip arrive bientôt. Un grand big up avec tout mon respect a 001 KLAN de m'avoir prêter et de m'avoir autoriser à faire un remake de leur titre culte - DITSOKA (2002). • 001Klan - Ditsoka Rien ne vaut l'original, j’espère que vous 001 et tout le monde sera fiers de cette nouvelle version. Bonne écoute à tous. PEACE . BUDDHA EL TAGA

Пікірлер: 22
@AndryWzk
@AndryWzk Жыл бұрын
Mitoetra anaty ka tsy mety afaka, 2023 mbola eto fona !
@appropsf4166
@appropsf4166 Жыл бұрын
tro d'inspiration
@buddhaeltaga9007
@buddhaeltaga9007 7 жыл бұрын
DITSOKA - BUDDHA EL TAGA feat NICOLE (NICOLE intro) X3 Ditsoka aho, ditsoky ny ranomaso Ditsoka aho, difotry ny fahoriana (NICOLE Refrain intro) X2 Ditsoka aho, ditsoky ny ranomaso Ditsoka aho,difotry ny fahoriana (BUDDHA EL TAGA Verse one) Raha mba maraina toy ny maraina rehetra no niriana Isan’andro aho voatery foana ibaby ny hazo fijaliana Sao dia mba diso tantara fa ny faniriako ho tsara fiafara Tsy Jesosy aho, fa EL TAGA BUDDHA, OLON’NY TENA FANAHY Ady hono ny fianana dia mbola miady foana aho Miady mifamono ny olona, miady saina, adidy, ady ady tsisy farany Dia mbola miady lavaka ihany koa andevenana ny vatana Dia iantso devoly aho eo amin’ny sampanan-dalana Sa iantso anjely mpiambina? Fa na iodin-kavia na iodin-kavanana Rehefa tsy mitandrina, toa mitovy ihany fa samy loza manambana Ny faniriako anie tsy hoe hiaina ohatran’ny mpanjaka Fa miaina tsotra, mila namana hizarana izay tsy zaka Raha misy marina any ho any mpanafak’alahelo Ataovy manjavona ity fahoriako ity, 1, 2, 3 Dia mba fafao koa ny tavako Fa sao ny ranomasoko, manjary ifalian’ireo fahavaloko (NICOLE Refrain) X2 Ditsoka aho, ditsoky ny ranomaso Ditsoka aho, difotry ny fahoriana (BUDDHA EL TAGA Verse two) Dia na any anaty nofy ary tantara ratsy, niafy teny foana ka niafy Ny hany mba sisa namana: penina sy taratasy Isan’andro aho mila maka toky Raha nangoniko izay voasoratro hatramin’izay, nahavitako boky Mitondra ny lohateny hoe:”Mavesatra ny alaheloko” Fa nolaniako tamin’ny fitarainana ilay mba hany sisa heriko Ny tavako itako amin’ny fitaratra toa tsy fantako intsony Fa n’iza n’iza handresy lahatra toa efa very ny ahy ny finoana Fa nahoana hono? No raozy mainty ny ahy, Fa ny an’azy hafaliana tsy omby tratra foana no mameno ny fony Dia aza gaga raha indray androany aho ivadika biby, fa isan’andro aho kivy Fampatsiahivana ity ho an’izay nanao ratsy ahy fa mody tsy maha-tadidy Dia na izaho maty na izaho mafy Efa vonona aho fa alefaso ny tafio-drivotra mifafy Fandalovana ny tany, fandalovana ihany Ny fahatongana teto niantomboka tamin’ny tomany ka hifarana amin’ny tomany (NICOLE Refrain) X2 Ditsoka aho, ditsoky ny ranomaso Ditsoka aho, difotry ny fahoriana (BUDDHA EL TAGA Verse three) Atsangako ny rindrina, manelanelana ahy sy ny hetraketraky ny tany Fa tsy rariny kosa raha isan’andro ny masoko mibindana, tsy nahalala intsony hafa tsy tomany Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, mety ho vitako ihany Fa raha ny ivavaka ho an’izay fahavaloko any, nofy izany Mety hoe mbola tsy takatro androany ny herin’ny vavaka sy ny fampianarana tsara nampitanareo Fa mba meteza eo amin’ny toerako, fa raha isan’andro ianareo no mitoreo Mety hiova ihany ny soratra sy ny hakon’ny feo Iza moa aho no hitsara? Fa mba mila fanavotana Ny alahelo izao no sisa tantara, ny fahoriako no navadiko aromotana Raha tsy itsahatra intsony ny ranomaso, aleo iteraka safo-drano Ho porofo fa alahelo lava no mameno ny tany, tena marina izany fa tsy angano Izay avoakan’ny ampitso misitery tsy fantatra Dia averimberiko fatratra ilay vavak’I WADA anatin’ilay vazo: “ANKAMANTATRA” (NICOLE Refrain) X2 Ditsoka aho, ditsoky ny ranomaso Ditsoka aho, difotry ny fahoriana (BUDDHA EL TAGA Bridge) Dia indray androany aho na mahita Genie ana-lampe Dia tsy sahy hangataka na inona na inona aho sao dia ny fahoriako indray no miampy Raha ny fitiavantsika rehetra no miara-mitambatra Dia ataontsika ity tany ity ho sambatra (NICOLE Bridge) X 2 Ditsoky ny ranomaso, ditsoky ny fahoriana Ditsoky ny ranomaso, difotry ny fahoriana (BUDDHA EL TAGA OUTRO) Atolotra ho an’ny TANGALA MAINTY Atolotra ho an’ny 001 KLAN Atolotra ho antsika rehetrarehetra
@sitrakaromeo6147
@sitrakaromeo6147 5 жыл бұрын
Sur mits rangah a👊👊👊👊👊
@rollandandriniaina9
@rollandandriniaina9 7 жыл бұрын
Tafiditra anaty tsara..!!
@LalainaFatratra
@LalainaFatratra 7 жыл бұрын
Mankasitraka El-Taga a! Sady tsara no kanto no mamelona ny vazo fahiny
@mamisoageotechnicien445
@mamisoageotechnicien445 7 жыл бұрын
Ao tsara rahalahy a (y)
@hideureshi7375
@hideureshi7375 5 жыл бұрын
tsara ambany tany
@dannyhrakotoarisoa9802
@dannyhrakotoarisoa9802 7 жыл бұрын
reveko ô!!
@herinjakarasolomalala4491
@herinjakarasolomalala4491 6 жыл бұрын
sura mintsy miaraka am lé parole !!
@hideureshi7375
@hideureshi7375 5 жыл бұрын
miantomboka amin'ny tomany dia mifarana aminy
@tolotriniainahurii9653
@tolotriniainahurii9653 7 жыл бұрын
maly ral a !!! ataov manjavona ty faoriko ty 1,2,3 hahahah!!! mlay euh
@nandrainabrizarra7588
@nandrainabrizarra7588 6 жыл бұрын
kanto loatra
@TheRitsouka
@TheRitsouka Жыл бұрын
Blem, tsy misy afaka hanova ny fianako ho tsy misy blem....
@LalainaFatratra
@LalainaFatratra 7 жыл бұрын
Milay zoky a!
@gamerboy555-_-4
@gamerboy555-_-4 6 жыл бұрын
👌👊
@facixolivier9783
@facixolivier9783 5 жыл бұрын
mlay rangah ann
@jimnarakoto997
@jimnarakoto997 2 жыл бұрын
Milay loatra
@juarmoreno4617
@juarmoreno4617 6 жыл бұрын
Tsara fa le original no tiako kokoa
@40blossandriananja82
@40blossandriananja82 7 жыл бұрын
Avo ny lyrics Taga
@hnjpheriniaina5736
@hnjpheriniaina5736 5 жыл бұрын
Mlay fon e
@ratianamoreno5777
@ratianamoreno5777 7 жыл бұрын
OK mlay be zoky a
BUDDHA EL TAGA feat NICOLE  - HAFATRA FANAVOTANA (VERSION 2018)
4:50
BUDDHA EL TAGA
Рет қаралды 23 М.
BUDDHA EL TAGA - Metafizisianina an-tanin'Adala
4:46
BUDDHA EL TAGA
Рет қаралды 19 М.
Family Love #funny #sigma
00:16
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 43 МЛН
ROSÉ & Bruno Mars - APT. (Official Music Video)
02:54
ROSÉ
Рет қаралды 317 МЛН
When u fight over the armrest
00:41
Adam W
Рет қаралды 24 МЛН
KEMYRAH - OMALY TSY ANDROANY feat.  BUDDHA EL TAGA
4:50
KEMYRAH
Рет қаралды 12 М.
DOUBLENN - A.BRA.KADA.BRA
4:37
SON pour SON RECORDS
Рет қаралды 17 М.
Doubl'e'nn - Maninona Moa
6:07
Bro Label
Рет қаралды 53 М.
AD LUCEM - BUDDHA EL TAGA feat ROMINA
5:14
BUDDHA EL TAGA
Рет қаралды 22 М.
Axis Mundi by DOUBL'E'NN (Prod: Rajdy Man/Mafianar Ent.2014)
4:56
superdoublenn
Рет қаралды 59 М.
LYMPHANTIUM - BUDDHA EL TAGA and MIORA RABEMANANTSOA
5:07
BUDDHA EL TAGA
Рет қаралды 13 М.
Doubl'e'nn - ELIXIR DE JOUVENCE ( Official Audio )
4:55
RAP GASY Archives
Рет қаралды 33 М.
001Klan - Hoteneniko ihany Feat  T&B
5:28
IRAY RAP GASY IRAY
Рет қаралды 4,4 М.
BUDDHA EL TAGA - KARMAGEDDON
6:41
BUDDHA EL TAGA
Рет қаралды 7 М.
DOUBL'E'NN - Sedra
4:41
RAP GASY Archives
Рет қаралды 82 М.
Family Love #funny #sigma
00:16
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 43 МЛН