coucou, à toute l'équipe AINGA, j'aime beaucoup ce rythme, style et tenue COUNTRY MUSIQUE, je viens de vous découvrir dans youtube, bravo, les aires sont bien faites, les paroles pleines de conseils, récits de vie pratique, enfin bref, la sagesse Malgache, très riche, je ne parle pas seulement de cette chanson mais de tout les albums. MISAOTRA TOMPOKO je suis fière de vous, c'est génial. c
efa ela no nankafizako an'ny tarika ny Ainga, fa hatram'izao de mbola tsy lefy ato am-poko io tarika io!!! merci ny Ainga
@ravaoolyvia46673 жыл бұрын
Ny ainga Forever 💖❤️🎧
@santatriniainamamitianamic923 жыл бұрын
Ty hira rai ty d tena zavatra efa niainako tamin'ny fiainako !!Mafy tena mafy ny maty olotina Afatro kely ,hajao ny olotina raha mbola azo atao!! misaotra betsaka ny tarika Ny ainga ny tenako fa mankahery anah l hira
@nomenjanaharymarie Жыл бұрын
Vous êtes merveilleux et meilleur🎉🎉🎉❤
@fabricerakoto914514 күн бұрын
Qui est toujours là en 2024
@rinahjustichia68136 жыл бұрын
😢😢😢😢😭😭😭😭tiko hira na ty aii Rip ny ainga
@chavillevely7007 жыл бұрын
Tiko rangah a,tsy asina oe nahona,miteny mintsy ny vazo,pankafy atr@farany e👍👊🙏
@njarvandrian94648 жыл бұрын
RIP...tsy dia mijery ny ainga loatra aho,fa tohina iany ny fo rehefa misy ny fisarahana an-tany,mandriampiadanana Guillaume...
@andyraz21726 жыл бұрын
Mampalahelo beuh ty hira ty nef tsar ❤
@georgesfrancoisrazafindral135310 жыл бұрын
charline!!!!! ts mahalavitra tany tkoa mants ny ftiavana nef ten mamapalahelo kosa ra to ka msaraka noho ny fahafatesana ar ten manome aretimpo ny andaniny
@RAKOTOOOO4 жыл бұрын
raha intelo isambolana ve tsy ho ray kaopy isaky ny mandeha? ny henjana ihany no kôpy amin'io! kkkkkkk
@judi-chaelrazanamasy14674 жыл бұрын
kkkkkkkkkkkkk, kOpy ah ann
@alyssahashelley76664 жыл бұрын
Hafa iany henjana😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣
@alyssahashelley76664 жыл бұрын
De io sipa io ve owa le Charline de tena zava nisy ve io, tena mampalahelo be anah
@vloggasy4 жыл бұрын
@@alyssahashelley7666 figurante fotsiny ilay am clip mazava ho azy ko Charline aza efa maty. ilay vhv miseho sary amin'ny voalohany sy à 06:08 no tena izy. fa ilay tantara tena nisy. ilay msg am messagerie koa tena izy, izay mitsy no tao am messagerie an'ilay Charline
@enindratrerabellaursula74333 жыл бұрын
Mankasitraka tantara mampalahelo ❤❤❤
@tiakoianaoianao99745 жыл бұрын
Mandriampiadanana omugui andriamanitra mahay raha jiaby malahelo fa zay no lahatra😭😭😭
@elinahpignon33524 жыл бұрын
2020 ? 💓💓💓💞
@mariellaferinande79535 жыл бұрын
Mbola ankafiziko hirany Ainga matolo tsimankaleo zah mitsy ira irahy ity tena mampitomany ahy mieno azy 😢 💖💔💖!!
@RijaRazafimahatratra4 ай бұрын
2024,mbola ts manadino fa kasitrak e
@andrianarimangasolofoarima99504 жыл бұрын
Milay fôna e! tokony mba miverina dôly ireo zay niala tao @ tarika NY AINGA amin'izay te milay ary tena milay ny vazo milay
@vloggasy4 жыл бұрын
vao nodimandry ny leader dia nisavoritaka ny tarika. tena nampalahelo.
@andriamalyaimeejacqueline40623 жыл бұрын
Aza mahavoa ovy ny angady hajao ny olo-Tina rah mbola velona
@fleuriarahantarisoanote93426 жыл бұрын
😢😢😭😭😭😭 mandria ampiadanana OM GUI.
@clarisserajaonarisoa29895 жыл бұрын
Tadiavo Charline ehhh De alaivo vady hi
@clarisserajaonarisoa29895 жыл бұрын
Hay tsy arako tsara le hira Maty lay Charline Mampalahelobe
@veroniquerakotonirinadomoi2128 жыл бұрын
manja foana e! cool merci pour vous✴✴✴✴✴
@remanima11 жыл бұрын
Manina ah mitomany anao
@alainramanantsoa159112 жыл бұрын
EFA ELA AHO NO MPAKAFY NY TARIKA NY AINGA fa za mahita hoe tsy mety tapitra ny kanto voiziny.milay be fa tohizo foana e!
@tsilanjara72622 жыл бұрын
😍😘🥰
@lovasimbola12 жыл бұрын
tena misaotra indrindra ny tarika ny Ainga fa tena tsara sy miaina ilay vazo miteny!mankasitraka dia enga anie mba hitohy fa mahafinaritra; mirary soa an'ny tarika mba hahavita ny tsaratsara hatrany
@dafafanomezantsoa716 жыл бұрын
mankasitrak e!!!! tsara le vazo
@myfenitra25514 жыл бұрын
Intelo isakerinandro...!!? Kkkkkkkk
@olivedvd13 жыл бұрын
LA VIE C'EST L'AMOUR
@andriamialisoajeanjacques68748 жыл бұрын
In-telo isam-bolana hotsin'ny Lydia....
@tokiniainaricky85885 жыл бұрын
kkkkk, mety hoe mifanao fotoana ah
@vloggasy4 жыл бұрын
@@tokiniainaricky8588 mifanao fotoana dia manao alim-bavaka
@andrianarimangasolofoarima99505 жыл бұрын
za kou tena malahelo ref mijery sy mihaino ity vazo ty.
@MiarantsoaRamananjanahary7 ай бұрын
❤❤❤
@alyssahashelley76664 жыл бұрын
Ndriiiiiiii 😭😭😭😭😭😭😭
@enindratrerabellaursula7433Ай бұрын
❤27/9/24❤❤❤❤
@ainantsoa127011 жыл бұрын
tsra e !!! mankasitraka
@ravorak27935 жыл бұрын
Salama o, saody mba misy an'ilay clip tsy misy toa anao ilay misy OM-GUI e, mba alatsaho e
@nyh.gabriel6 жыл бұрын
Charline a!! in3 isam-bolana ihany a!!
@tokiniainaricky85886 жыл бұрын
Kkkkk
@minoheritiana90185 жыл бұрын
tsara le vazo ntena marina
@joakimrandrianalisoa72108 жыл бұрын
Mampalahelo. Mandria am-piadanana ianareo sy Charline ary Kala Holy. mahavaky fo
@sheimaclarence47318 жыл бұрын
dadazily ko
@diannerasanjy533811 жыл бұрын
ooh tena toina foko! makasitraka maka anareo foana e
@dafafanomezantsoa716 жыл бұрын
za ary mijery sy miaino an'le vazo fotsiny malaelo vao maika fa ilay bandy niaina azy..
@greenstar93858 жыл бұрын
qqn peut m'expliquer que raconte la chanson?
@marysue11468 жыл бұрын
c'est l'histoire de Charline (une histoire vraie) qui est une jeune femme issue de Tsaratanana, mais venue faire ses études à la capitale de Madagascar. Elle vient d'une famille aisée et est sorti avec un jeune homme plus modeste. Elle entretenait celui-ci (argent, téléphone portable, etc.) Un jour, Charline a dû rentrer à Tsaratanana parce que son père venait de décéder. Le garçon n'a pas arrêté de l'appeler (avec le téléphone qu'elle lui a offert), mais elle n répondait jamais. Ensuite, il a crisé par hasard une amie en commun qui a dit qu'elle a croisé Charline il y a deux ans à peu près, à Majunga. L'amie en commun a donné le num de Charline, mais le garçon n'arrêtait pas de tomber sur sa messagerie. Il décide d'aller trouver Charline à Tsaratanana, mais un ami conducteur de taxi-brousse l'informe que la jeune femme est décédée 2 mois plus tôt. voilààà! J'espère que ça vous aura aidé. Sinon pour infos, le leader de ce groupe s'est tué dans un terrible accident de la route il y a 4 mois.
Tena otrany mampitomany mhts maita anle hira marin e
@mayapereze1447 жыл бұрын
grave be le maty olo-tiana ,milay le hira ka*
@ismaelsaidou51467 жыл бұрын
Mampalahelo zah rehefa mije ty
@annaranoelisoa327311 жыл бұрын
tsareeee!!
@valentinerazafimalala15388 жыл бұрын
rip ra zoky aa!
@tolotriniainaranivoarivony53806 жыл бұрын
Te hitomany mihintsy za vao mahita ny raki-tsarin'ilay olona iny
@ionyrodile48244 жыл бұрын
Ts napoizina ny fiarahatsika
@isabelleraoelina1018 жыл бұрын
Mampalahelo ilay tantara
@idaandry12 жыл бұрын
milay foana na dia mapalahelo be ary ilay hira
@chavillevely7008 жыл бұрын
tarika Ny ainga?tiko loatra,,zany ka hira,,mampanembona,,mankasitraka e,,
@yamoursfandresena92605 жыл бұрын
tena mampalahel le tantar ,, mandon fo lotr f! maf rehef sam tia ,zan ka tena we fitiavan nef le feo taraik ao anat finday sis no henoin
@elyasleoncine83466 жыл бұрын
Tiko be nefa mampangoraka ny foko 😂😂
@melevolasoa59608 жыл бұрын
tsara aby hirany ainga
@diannerasanjy53388 жыл бұрын
ooohh rip omgui
@mariealicenomenjanahary23606 жыл бұрын
Milay mifona ny hiranareo,tiko be
@baryremonda28688 жыл бұрын
Mapalahelo ny tantara
@olgaribeiro15626 жыл бұрын
😢😢😢😢😢😢pfff!
@bijouxrak35258 жыл бұрын
Rip
@norbertrazafimahatratratia164411 жыл бұрын
tina Milay e
@diannalavignelavigne89336 жыл бұрын
Tena tafy tomany za miaino hira ty ;
@lazasoasafidy86496 жыл бұрын
f maninona ny hiran ny Ainga no misy ts mety alaina
@tsongympankafynyainga60978 жыл бұрын
tiko ny ainga
@vivaldomendes10827 жыл бұрын
e
@vloggasy4 жыл бұрын
nanataka an'i Charline fotsiny anie zany ilay bandy e na ara-bola na ara-batana.
@rollandrandrianantenaina24424 жыл бұрын
N de mbl tanora ara zah de nankafia ny ainga sovenira mavesadanja satry nataoko fatsiarovana any dada ny iran ny ainga iz n tena mankafy de ref matsiaro azy zahay de ny iran ny ainga n alefako de tony n foko RJR
@dinanandrianinaRakotoarimanana12 жыл бұрын
tsara le vazo
@tolotriniainaranivoarivony53806 жыл бұрын
Ts mety lefy mihintsy ny fitiavako 'zany vazo zany