J'appartiens à la même génération que le groupe mahaleho, je connais tous leurs morceaux, j'ai assisté à quasiment tous leurs concerts à Tana à l'époque ... Depuis que je suis en France j'ai un peu décroché. C'est avec réel bonheur que je retrouve Dama et Bekoto maintenant. Merci à eux et à Coulisse en TV !
@fanjaly12395 жыл бұрын
Aza maty moa Bekoto sy Dama a! manaova antitra be mba hiaraka aminay eny foana
@karinetnr10 жыл бұрын
Grand merci à cette émission Coulisse, une idée de génie qui permet de connaître un peu plus la vie des artistes malagasy. Milay Mahaleo a !!!!!
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
Je pleure avec les chansons de Raoul, merci à Bekoto et Dama de ne pas craquer.
@njakasakaiza3 жыл бұрын
Mahaleo tsy mankaleo, na firy na firy no isanareo.
@soarakoto41165 жыл бұрын
Tohizo foana Dama sy Bekoto a! vive MAHALEO
@lathyrusrak87965 жыл бұрын
Tianay foana anefa raha mbola manohy Mahaleo i Dama sy Bekoto eeee ! izany moa e !
@mickayajr.775 жыл бұрын
#Respect les Zoky be du MAHALEO a!!! Ho ela velona mandrakizay anie nareo e!!! 😥👍👌 💯%
@lathyrusrak87965 жыл бұрын
Ho ela velona anie ianareo eeee !
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
les chansons simples sont toujours les meilleures.
@harishue5 жыл бұрын
Tsy nasiana resaka ny fahaizan'i Bekoto mitsoka sodina nefa io no tena mampisongadina azy manatsara ny feonkira.
@gabrielleamd39665 жыл бұрын
Bekoto 👏🏻❤️👑mahereza ianareo sy zahay
@christianandrianarison89833 жыл бұрын
Efa voalahatra letsy fa ianareo 2 lahy sisa no hamelona ny Tarika Mahaleo an! Vitanareo io!
@narindraandriamamonjisoa63564 жыл бұрын
Mbola mahavaky sehatra tsara ianareo telo raha manao fampisehoana.Mankasitraka e
@mariedorotheerakotomalala45965 жыл бұрын
Tsara be mihintsy ny toe-tsain'ireto olona ireto.... Misaotra anareo be dia be fa tena nandrotsirotsy ny fahazazako, ny fahatanorako ary izao efa mahazoazo taona izao, vao mainka tena mankafy ê! Tahin'ny Tompo ianareo ê!
@pippen22124 жыл бұрын
Mahaleo 2020
@sylvoalias4 жыл бұрын
Misaotra tompoko ooooo...
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
J'm aussi les chansons de Bessa, Nono, etc...
@romeoratsimbazafy34465 жыл бұрын
Feno foana ny feongitara na dia roalahy
@randriatahinasitrakiniavo74393 жыл бұрын
ohatran'ny hoe efa voasoratra marina hoe izy mirahalahy sisa no ho akanga sisa nanamborana..
@ninaravelomanana36435 жыл бұрын
Tinay eeeeeeeh ❤️
@manatsoamanatsoa78755 жыл бұрын
Reo sisa zany n'y feo ao @ tarika mahaleo rip
@baovolarakotobe33995 жыл бұрын
Ndriii de izy roa lahy ireto sisa no tavela ao amin'ilay tarika. Ho ela velona
@mariedorotheerakotomalala45965 жыл бұрын
Mbola ao i Charles ka!!!!
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
C'est '' Kurde '' la sonnerie de mon portable !
@valoharavahoaka151610 жыл бұрын
Revy sy vazo tsy manampaharoa no natolotrareo roa mirahalahy, solon-tenan'ny tarika, izay feno fifandeferana sy fifanajana fatratra tokoa! Nitondra ary hitondra ny faneva Malagasy manerana zao tontolo izao ianareo! Mandalina hatrany ny foto-kevitra rariny/hitsiny/mangarahara/fifanomezan-tanana/fahendrena, izany hoe ny soatoavina Malagasy! Tsy misy mahazendana na mahagaga raha mankafy anareo ny ambany lanitra! Enga anie ka mba hitahy antsika Zanahary mahefa mba hitondra ity Nosy ity handroso, hiala @ zao fahantrana goavana zao! Mahalehoa mahalasana ry zalahy! Mankasitraka sy mankalaza, ho lava andro iainana daholo ianareo isany ao @ ny Malaheo!
@marieangeraoelison9385 жыл бұрын
Miaraka amin'ilay teny malagasy tena madio ireo hira tena kanto e! Mahafinaritra marina e!
@zabrux100010 жыл бұрын
Ilay foe "Finàmanana" , izay no tena nahatafa sy nahafinaritra t@ ndry zalahy reto
@rastamananapopoulos195410 жыл бұрын
tsy ho lefy laza e! sady mahay mandeha irery, mandeha tsiroaroa, miaraka iray tarika, hafa mihitsy rehefa ao antiny le finamanana. Ny kanto tsy mety ho antitra zany mitsy. Nahavoa le mpanolotra niaranihira tamlerony le hira farany iny souvenir tsis otr reny, mialona be za. Milay e.
@SuperLadypooh10 жыл бұрын
Tsara dia tsara ilay version any Djarina banou (Y)
@sammyrasamimanana6604 жыл бұрын
Tsaroko tsara t@ fahazazako ny nanaovan'ireo tarika Mahaleo, mbola tsy tarika izy ireo t@ izany nanao karazana gala faran'ny taompianarana nataon'ireo mpianatra tao @ Lycée an'Antsirabe teo antokotanin-tsekoly rindrin'ny dortoir ny Lycée t@ izany nandraisan'izy ireo anjara ka nahenona azy ireo nihira niaraka voalohany, dimy taona ny tenako t@ izany. Nipetraka teo ampitan'ny Lycée akaikin'ny GMP zahay t@ zany fotoana. Ny zokiko no nitondra ahy nijery. Tomefy olona ny Lycée t@ izany. Fahatsiarovana tsy niala tato antsaiko izy io ary tsy nahafoizako ny tarika Mahaleo. Mankahery hatrany razoky isany dia mavita be.
@romeoratsimbazafy34465 жыл бұрын
Hay tena eto zany no ahenoana ny tantara ny fiarahana ,
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
Za koa be dia be ny hira tiako, tiako daholo koa lay hira tian'i Bekoto, merci Bekoto.
@tojorandriamanakoto40533 жыл бұрын
tsara kosa ilay cover an
@tolotraerica18245 жыл бұрын
Ho ela velona anie ianareo
@ramarosonandrianjaka374110 жыл бұрын
mlay fôna rangah ny tarika a, zay fan fôna2 e!!! (y) (y) (y) (y)...(y)
@glendapuente368510 жыл бұрын
IZANY KA MPANAKANTO
@rakotomalalabernardbernard53316 жыл бұрын
Ny guitare de manana stress @ fiainana ,arahana feo nkira milamina Tena afaka ny sorisory
@zabrux100010 жыл бұрын
mosaotra @ bekoto @ lay Nono e!!Mety ho hafa kely mintsy raha acoustique mahaleo no ihirana Nono!!
@zakasoaravi896210 жыл бұрын
Misaotra azy roalahy sy ho anareo mianadahy mpanentana fa mahafinaritra e!
@bondyalan56565 жыл бұрын
Mbola misy andry zareo ary Mampalahelo be
@pakely48645 жыл бұрын
HO ELA VELONA ANIE NAREO 3 MIRAHALAHY SISA E
@zabrux100010 жыл бұрын
ilay firesaka mbola ao foana ilay "tary" e!!! na efa antitra aza !!!mahafinaritra ....samabtra ry zalahy tsy miova mintsy ny foto-pisainana
@rado66169 жыл бұрын
hahaha 21:13
@richardratsimandisa74665 жыл бұрын
Mitovi2 taona amnay ry zalahy ireo:"tary" foana ireo ary hankasitraka hatr@ farany.Misaotra ny mpanentana koa::hay hay hay ma(hay)mihira koa an!
@zanzibar417710 жыл бұрын
Mahay be ilay izy mianadahy manolotra. Tena lalina be ilay fanontaniana ary tena mifono hevi-dalina. Hita mihintsy fa hoe nanao fianarana ambony ary avo lenta tamin'ny asa fanaovan-gazety. MDR.