COULISSE Noely 08 12 2013

  Рет қаралды 17,722

Nicolas RABEMANANJARA

Nicolas RABEMANANJARA

Күн бұрын

COULISSE Noely 08 12 2013

Пікірлер: 18
@richardratsimandisa7466
@richardratsimandisa7466 6 жыл бұрын
Tsotra be daholoindrindra fa i Noely.Merci Risara.Mahay ny mpitendry.FAHASALAMANA 2018???? Sao dia mba misy HETSIKA avy am mpankafia,fanjakana...tokony atao.Mirehareha M/kara manana an i NOELY.
@verorandria.6
@verorandria.6 8 жыл бұрын
Fanetren-tena re izao! Mankasitraka ny Tarika Sakelidalana tompoko @ kanto atolotrareo ary mirary soa indrindra ho an'ny tarika sy ny mpikambana tsirairay! Asa moa ahoana no mba azo ifandraisana amin'ny tarika mba ahafahana milaza mivantana ny fankasitrahana satria tsy tena azoko antoka hoe ho hitanareo itony vetsovetsonay ety @ KZbin izao :-). Vakoka Malagasy sarobidy loatra ianareo sy ny kanto ataonareo!
@lydierajaona424
@lydierajaona424 2 жыл бұрын
tena manam peo tokoa Noely,
@zazamalagasy5843
@zazamalagasy5843 5 жыл бұрын
mila hiteny ny gitara noho ny fahaizanareo azy , mankasitraka topoko noho ny hatsaran'ny kanto gasy , afa ihany ny mpihira tamin'zany
@sramanahadray
@sramanahadray 9 жыл бұрын
Manam-peo tokoa raha i Noely. Misaotra azy nandrotsy hatry ny fahiny ka mandrakizao. Mba ataovy eto ilay Tsiahy (takariva amorom-patana) ahenoana ilay feon'i Noely mikarantsana be iny.
@samuelinerajamanzna3395
@samuelinerajamanzna3395 2 жыл бұрын
Tena mahay daolo ko n'y mpikambana rehetra indrindra n'ypitendry miteny mintsy le gitarara mankasitraka n'y tarika iray manontolo👍💖🙏🙏🙏♥️💓
@ralisalucien5145
@ralisalucien5145 10 жыл бұрын
Izaho dia nankafy ary mbola mankatia ny tarika. Ny hira nataon-dry zareo no voalohany nianarako nihira. Fa tao anaty aim-pito.... ny tolona, Nandalo teto, sakeli-dalana, etc ...Tena masaka. Rakotozanany Stanislas, Noely kely
@zafindrabegenevieve7605
@zafindrabegenevieve7605 8 жыл бұрын
mankasitraka Noely a! zaho anisany mpankafy anao anao de mbola zaza taty aorina be aza. ho lava andro iainana anie enao mba hijer reo zanaka amnjafinao zay handimby anao eo!
@glendapuente3685
@glendapuente3685 10 жыл бұрын
tena artista Malagasy tsara dia tsara
@samuelinerajamanzna3395
@samuelinerajamanzna3395 2 жыл бұрын
IE tena tsy manampaharoa lo raha fihirana noely Kely hatramizay nahalalako azy misaotra n'y tompo fa mbola ts miova mintsy feo mangana hatramzao mirary n'y soa s'y n'y tsara ho an tarika d faly mafantatra an naly ko za mankafy jusqu'à la fin tahin tompo e💖🙏👍
@tianarakotovao8101
@tianarakotovao8101 10 жыл бұрын
mahavoa nohon'ny backstreet boyz reo an!!!!!
@behntehn
@behntehn 10 жыл бұрын
Aiza a???!!!
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 3 жыл бұрын
Izaho aloha dia mbola mankafy anareo mandraka androany eee hafa ihany izany tarika Noely zany ary tena miteny sy mananatra ilay hira sy kanto !mankasitraka eee
@noelyravelo3495
@noelyravelo3495 8 жыл бұрын
Tena mankafia tokoa ny feo tsara tsy mety lefy sady mitana ny maha-malagasy
@rajoelinarivoholyfanantena8784
@rajoelinarivoholyfanantena8784 6 жыл бұрын
mahay nama le bassiste a, misaotra dadabe a
@nantenainarandriambololona2539
@nantenainarandriambololona2539 Жыл бұрын
raha tsy diso ny fihenoko dia standard daholo ny reglage gitara eto e? sady raha atao accord gasy mantsy dia tsy misy gitara beso
@FamatanantsoaMiora
@FamatanantsoaMiora 15 күн бұрын
Lemen
@universaltunes9606
@universaltunes9606 6 жыл бұрын
Fa maninona no oe Noely fa tsy oe Ny Sakelidalana?
coulisse on tv levelo 22 septembre 2013
1:06:42
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 46 М.
Coulisse On Tv : Bekoto
1:13:17
tvpluscoulisseontv
Рет қаралды 34 М.
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 125 МЛН
Minecraft Creeper Family is back! #minecraft #funny #memes
00:26
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН
Поветкин заставил себя уважать!
01:00
МИНУС БАЛЛ
Рет қаралды 5 МЛН
Tao anatin'ny tolona
3:03
jentilisa
Рет қаралды 147 М.
COULISSES ON TV  TARIKA SOLIKA 21 MAI 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR
59:10
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 3,1 М.
FAKR - Kris
3:35
Unika Vi
Рет қаралды 9 М.
COULISSE NY AINGA 27 JUILLET 2014
1:04:41
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 46 М.
Adama sy Eva - Fo Miray Pro
5:20
PODGASY
Рет қаралды 7 М.
Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)
6:00
Ny Railovy
Рет қаралды 110 М.
COULISSE REBIKA DU 16 FEVRIER 2014
1:05:31
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 51 М.
BACKSTAGE JENERALY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:05:24
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 26 М.
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 125 МЛН