Iainan I zoky le mozikany d mivoaka b mankasitraka e???👍👌👌👌
@rardago10 жыл бұрын
Genius and subtile, long life Silo! Haingo.
@razatan63389 жыл бұрын
Mlay enao zoky Silo a! Enao s ny gitara rery d'efa mteny b n mozikantsika Très beau travail specialement @le"nofinofy" s "requiem for madness"
@rakotomalaladieudonne23077 жыл бұрын
Chapeau
@aquilaebenedicti7 жыл бұрын
Matotra Silo aa! Fa ilay présentateur itsy koa zany mba te ho degadegany dia manao "ialahy, ialahy" be e. Tsy dia mahalala fomba. Tsy dia matihanina loatra.
@TheFifaliana7 жыл бұрын
Efa tena avo lenta ilay mozika, tena mankasitraka Tonton Silo an!
@razafindrakotoravo294710 жыл бұрын
milay enao Silo a, Silo tokana tsy manam-paharoa
@coraliah5866 жыл бұрын
tongava aty Canada Silo a ;)
@rainiroty10 жыл бұрын
misaotra Ingahy Silo a !
@williamrasoanaivo538110 жыл бұрын
fanontaniana azo apetraka koa ohatra momba ny fifandraisana amin'ny mpanao sono sy ny mpikarakara lanonana (ny tian'ny mpanakanto sy ny tsy tiany) sns fa lany andro be am le resaka fiomanana anaty loge sy inona no raisina sy 3 minitra sns nefa tsy mahaliana loatra.