Samy tantanan' n'y Avo. Mankasitraka. Tena tsara Ilay fiarahabanan' andriana ho an' n'y olo- Tiana. Bravo!!! :-)
@evelyneah-thion920 Жыл бұрын
😊, bravo mes dames et monsieurs ❤
@henintsoa1000 Жыл бұрын
Sublime , magnifique, excellent , les filles et les gars!
@tsiorypiano Жыл бұрын
Kanto e ! 👏🏽
@nirijaonarasolofoniainaroj7703 Жыл бұрын
Tiako eeeeee ❤🇲🇬
@lovarajohnson133 Жыл бұрын
Tena mahafatifaty be, bravo!
@vonaharilahatra6252 Жыл бұрын
Tsara be 🥰🥰
@akonantenaina1245 Жыл бұрын
tsar😍😍
@gabrielleratsirahonana8536 Жыл бұрын
💯♥️🤩💎
@rasonhery2263 Жыл бұрын
Manandratra ny maha-malagasy! Mahafinaritra
@oilisoarodolpheratavilahy14885 ай бұрын
Kanto loatra❤❤❤
@manitraandria Жыл бұрын
Tonga vahiny ianareo Hitondra ny hafatra sy ny feo Koa samia mifaly , samia miravo Fa samy tantana’ny Avo Faly manatrik’entoana Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana Lalao re no ataonay amin’ny anatra soa Ataovy voankazo an’ala Ny mangidy re aloavy , ny mamy kosa atelomy Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa any ampara Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa sy ny anjara Arosoy amin’izay re fa manina azy Fa fitia mivaly , fitia tena mivaly fitia Fararano aza tonga ririnina mainka izany fa raha fahavaratra (bis) Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana