Рет қаралды 165
Matetika isika no tsy mieritreritra lalina ny mety ho vokatrin'ny fehitsika ataontsika andavanandro, toy ny manary fako eny rehetra eny.
Tsy takona afenina nefa ny vokatr'ireny amin'izao fotoam-pahavaratra izao: tsentsina ny lalan'ny rano ka mihandrona eny rehetra eny ny orana ka mahatonga ny tondra-drano.
Koa samia mandanjalanja ny fihetsika atao ary!