...chapeau...merci de ne pas avoir permi toute exploitation de richesses nationales durant vos mandats!
@ErnestineDiovada6 ай бұрын
😅
@aimeeferdinandrasoanambini74019 жыл бұрын
toute mes respects Mr le président,j'aimerai bien avoir votre capacité intellectuelles je vous respect
@lizaandriamitaniony55319 жыл бұрын
President Ratsiraka, tsy miditra aminy politika aho fa tena mba fiere kosa fa tena loha feno ny azy, manadoha ity `Raiamandreny ity , Tena total respect marina President Raiamandreny aaaaa. Comme il l'a dit personne n'est parfait dans ce bas monde, et il en fait parti. Izy zany kou. Ho ela velona Amiral aaaa
@32d4rkn3ss9 жыл бұрын
Liza Andriamitaniony Dia tena mino sy manaiky ve hianao fa marina daholo ireo lazainy eo ireo? Izy irery tsinona no miteny sy mahazo "live", fa moa ve mba nisy niresaka tamin'ireo akaiky nitovy taminy teo amin'ny fitondrana. Ny soratra mitoetra fa ny teny mandalo: mandio tena izy eo io, fa ny rà nalatsany sy ny fahoriana nentiny tsy hijanona ny tsy hivoaka any afara any.
@SergeEdsonANDRIAMIHANJA9 жыл бұрын
Total respect pour l'amiral
@nirvanacannock64309 жыл бұрын
Eny asandrato fa olomanga Gasikara!
@nirvanacannock64308 жыл бұрын
Mbarakaly anareo any
@nirvanacannock64308 жыл бұрын
Miala tsiny eh ! Mampamgy aminy fb ao fa somary sitaka kely aloha Anarako ao@fbnirina annick zay MBA ampitao io hafatra io ok
@ravoniarisonvictor40656 жыл бұрын
Il n'était pas du tout digne d'être amiral ,malheureusement pour vous monsieur Serge.
@RadoRakotobe-v5sАй бұрын
Zany n'y olona aten ahatao hoe grand 🙏🙏🙏
@hantaandria67576 жыл бұрын
Tsy ilaina akory ny mamaky io bokin'i Ratsiraka io mba hahafantarana azy! Ny tantara dia mazava sy boky mivelatra ny aminy: mpamadika tanindrazana, mpamono olona ary fahavalom-pirenena. Tsy mbola ampy ve ny 25 taona mahery nipetrahany teo amin'ny fitondrana?! Raha nipetraka 25 taona mahery teo Amin'ny fitondrana izy dia tsy tokony ho toy izao no toerana misy an'i Madagasikara androany. Raha niakatra teo amin'ny fitondrana izay nangalarina tamin'ny fomban-dahalo (faminoana ny filoha Ratsimandrava Richard izay vao 5 andro fotsiny nitondra ny firenena) dia mbola nantsoina hoe "TANY EO ANDALAM-PANDROSOANA NY FIRENENA MALAGASY". ANKEHITRINY DIA LASA "faran'izay mahantra indrindra (faha efatra avy any amin'ny faran'ny mahantra indrindra). TSY TOKONY MENDRIKA NY ANTSOINA HOE "FILOHAM-PIRENENA MALAGASY AKORY IZY". MAPADIKA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA ZATO ISAN-JATO ARY TENA SARIBAKOLIN'NY FRANTSAY FENO!! TOKONY HASIANA SY HATSANGANA NY FITSARA SY FAMOTOPOTORANA NY AMIN'NY FAMONOANA AN'I GENERAL RATSIMANDRAVA RICHARD DIA ENY MBOLA VELONA NY NAMONO AZY HO FITSARAM-BAHOAKA!!! HOY COLONEL RAKOTOMANGA MIJORO RAHA MBOLA TEO AMIN'NY FITSARANA IZAY REDIREDY NATSANGAN'I RATSIKA MBA HANARONANA (POLITIKA) NY FAMONOANA AN'I RATSIMANDRAVA TEO IMASON'NY VAHOAKA TEO AMIN'IO FITSARANA IO TAMIN'IZAY (MPIANATR' AMPEFILOHA AHO TAMIN'IZAY) HOE: "ETO AMINTSIKA ETO ANKEHITRINY ANIE NY NAMONO AN'I COLONEL RICHARD RATSIMANDRAVA E!!" MITENY AN'I RATSIRAKA IZY AMIN'IO. DIA ITY IZY MBOLA MITADY TOERANA NEFA EFA NY MASO AZA TSY MAITA INTSONY NOHON'NY TSININ-DRA MARINA!! AIZA RE ISIKA MALAGASY E!!! HOY RATSIRAKA TEO AMIN'NY FAMITAHAM-BAHOAKA HOE; "NY FIRENENA MATANJAKA INDRINDRA AMIN'NY TAONA 2000 DIA NY FIRENENA MAMOKATRA VARY ARY ISIKA MALAGASY NO LOHANY AMIN'IZANY!" 2018 ITY ISIKA IZAO, NISY VOKANY VE NY KOBAKA AMBAVA IZAY NIPETRAHANA TEO AMIN'NY FITONDRANA 25 TAONA MAHERY. BORIS YELTSIN-NAN'NY RUSIA NO TOERANA MENDRIKA SY MISY AZY. TSY NORAIRAHIAN'NY VAHOAKA RUSIANA AKORY SATRIA MPAMADIKA TANINDRAZANA RAHA MATY TANY ALEMANA FA NALEVINA TOA TSY NISY NAHALALA AKORY HOE FILOHAM-PIRENENA RUSIANA!! ANKEHITRINY MBOLA MIALOKALOKA AMIN'NY POLITIKA IHANY HAMITAHAM-BAHOAKA VE?!! RAHA IZAHO IZY DIA AKIPIKO TANTERAKA AMIN'NY POLITIKA NY MASOKO EFA JAMBA IO HANOMANAKO NY FODIKO ANY AMIN'NY RANGOLAHY!!! TSY HAHIRATRAINTSONY IZY EO AMIN'NY POLITIKA TOY NY TSY HIVERENAN'NY FAHITANY INTSONY MANDRAPAHAFATINY!!! TSISY IO RADIDY O!!!
@odetterani9896 жыл бұрын
personne n'est parfait , je trouve que Mr Ratsiraka est le meilleur politicien malgache, c'est un grand homme.
@georgettesteiner80913 жыл бұрын
B gn vitany aloha , KAFEMA , SOLIMA , SECA , SAVOIE , SIMPA , Port , Batilaz nisy tao Manakara daholo zany . zao ny vahoaka madinika ao Manakara amizao ts misy Asa atr@ nahafaty Anireny Orinasa voa tanisa reny . mampanahelo , Rip Président RATSIRAKA ato ampo nahy fôna ianao 💔😥
@hasimbolaratovo30063 жыл бұрын
Prezida Ratsika no nanavotra antsika malagasy fa isika no be siasia ary vitsy no tena tia Tanindrazana!
@zpresbyynemoy2868 жыл бұрын
Waaa... Zany ka prezda aaa ... Tsy ôtrn le amza aaa o
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
n'importe quoi,mba hainareo inna no nahajamba azy?
@mariepierrettedorali36853 жыл бұрын
L ancien President a bien répondu exprimé les questions réponses. On applaudit le Responsable p ce pays,
@coolman33223 ай бұрын
rien à dire ou critiquer satria même zanahary efa nilaza ao aminy boky masina coran : moa ve manampahizana s'y tsy manampahizaba mitovy ve ?
@lovarajason90835 жыл бұрын
Justifier un coup d'État, c'est grave!
@ndrainy6 жыл бұрын
Quelle maîtrise de sujet Etatique! Le côcô ne viellie jamais. Je t'adore Ratsiraka
@WILLKIM-WILLYАй бұрын
Respect
@rajaonariveloandriantahian28584 жыл бұрын
Mr RABEARIVELO Andriamalagasy efa DG-ny tao amin'ny SOLIMA NAMIDY IZANY FA TSY MBA NISY NIARO TOY NY JIRAMA ankehitriny
@harlayrama9 жыл бұрын
Ce n'est pas avec une mémoire défaillante qu'on écrit une autobiographie et donner des preuves concrètes de ce que vous dites mais non sur un mémoire affaibli. Et vous essayez de ne pas se mouiller dans les magouilles de l'état.... Soyez sincères et honnêtes de ce que vous dites.... L'HISTOIRE vous jugera M. RATSIRAKA.
@FANGATO9749 жыл бұрын
3 heures de temps à écouter notre amiral
@ravoniarisonvictor40656 жыл бұрын
Heureusement que c'est votre amiral,monsieur Roméo,pas le notre ,bien sûr,car ,pour moi,il n'était pas du tout digne de l'être;Raha tahaka io ramose Ratsiraka io daholo ireo miseho azy ho manam-pahaizana eto M/scar,aleoko ihany donedrina tahaka ahy e.
@edmondrandrianoelisoa6113 Жыл бұрын
@@ravoniarisonvictor4065cc
@ndrainy6 жыл бұрын
Il était vraiement décontracté mon chèr Président adorable🤣👍👍👍👍❤
@sesameetsel9 жыл бұрын
Didier Ratsiraka est un des hommes politiques malagasy, avec feu Richard Randriamanjato-AKFM, le plusSOPHISTE.
@fararamaroson30516 жыл бұрын
Izany ka Président !
@jos36133 жыл бұрын
Glory only to God ! Amen!
@mariamozaratsiankoraka89303 жыл бұрын
Ouaou,marina mihintsy fa tsy tokony mibaiko atsika ny vahiny tompoko oooooo
@casoar229 жыл бұрын
Avelao hipoitra ny marina, efa fotoana izao, alefa indray ny an'ny manaraka, stop famahanan-dalitra .
@sonyaanthoria11838 жыл бұрын
casoar22 Dominik0. .
@AndriamalazaondraBary9 жыл бұрын
j' ai un grand admiration pour Ratsiraka
@nirvanacannock64309 жыл бұрын
Everybody no perfect!
@michelanita3306 жыл бұрын
"une grande admiration"; Sur ce, vous n'avez pas vécu l'époque du Boky Mena, la Malgachisation qui a cassé notre scolarité, les "filaharambary" etc... je ne lui pardonne pas pour ces choses là, soit dit en passant il n'a pas oublié de s'enrichir sous les yeux des malgaches; il se dit sage, beh oui, il a bien assuré son avenir jusqu'à ses dix prochaines générations, et maintenant il est le donneur de leçon. Il ne veut pas quitter la scène; grave! c'est prendre les malgaches pour des ignares!
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
@Ninah Dogan C'est toi le con qui ne connait rien de son temps .pauvre con Ferme ta gueule tu n'arrives même pas à sa cheville ?
@riveraudric12856 жыл бұрын
Ratsiraka dictateur
@Zafimanampyannyckaeljustin29 күн бұрын
ianao no nanapotika an Madagascar
@rajaonariveloandriantahian28584 жыл бұрын
Marina ny teninao Andriamatoa Filoha fa tsy tokony omena ny vahiny n,y Jirama!
@nikkoigawa80573 жыл бұрын
stratégie politique daholo izany , anafenana ny vonon'olona teto Antananarivo.Manodin'dresaka , anafenana ny marina.
@rmdrayfelix71579 жыл бұрын
Bien qu'il y avait des reponses insatisfaites selon moi, on peut admettre qu'il a pu tenir la tete de ces journalistes en main. En fait, leurs questions ne lui avaient pas donné du fil à retordre. Il en faut plus pour detourner son attention, ils ont parlé beaucoup sur le contexte fictif, au lieu de mettre en avance les dossiers réels car on peut repousser facilement les accusations mal fondées; par exemple la tuerie, tout ça n'a pas de preuve. Ajouter un peu de contexte social et economique tels que la pauvrete, l'insuffisance de la production, ralentissement economique...une situation réelle, tres difficile à nier...
@denisecourtois72267 жыл бұрын
HIANAO IZAO MIHINTSY NO NANAPOTIKA I MADAGASCAR SADY TSISY RAHA VITA ARY NANDRAVANA NY VITAN'OLONA TEO ALOHANAO ARY FIRY NY OLONA TSY HITA TRACE T@ HIANAO TEO @ FITONDRANA NA MIJERY HIANAO DIA TENA MANDRERAKA BE MIHINTSY ANDROANY DIA MAHAY MIRESAKA EO TSY MANATRA SADY MPANDAINGABE IZAO
@haingotiary81663 жыл бұрын
Marina ny teniny tompokolahy Mr Ratsiraka,aza manaiky bakio ny frantsay nareo ao @ fitondrana ao,firenentsika io dia hianareo mba hirato ny maso,mba tombotsohiny firenena sy vahoaka jerevo,nareo tsy afaka hibaiko ny filoha ny frantsay any frantsa,mifohaza ry mpitondra aaaa
@henintsoaramamonjisoa47626 жыл бұрын
Niaraka i Andry sy Ratsiraka hanongana. Ny nifanarahana tsy misy rà alatsaka. Nisy rà latsaka - niala Ratsiraka. Niala tamin'i Andry. Mazava izany fa nisy nihoatra ny nifanarana tao nampamono olona.
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
NGAHA TSY MORMAL IZANY raha manana ny antokony izy na izy mihitsy no hiltsaka
@alasora9 жыл бұрын
c'est simple : monsieur Ratsiraka Didier n'a plus rien à perdre, comme il disait à Ivato : "Non je ne regrette rien" .
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
QUOI QU'ON DISE CONCERNANT CE PERSONNAGE LA VIE ETAIT MEILLEURS EN SON TEMPS QUE MAINTENANT . C'EST UN GRAND HOMME .
@samaritain163 жыл бұрын
nilahabary, nofohazin'ny miaramila amin'ny 3 maraina, mpakafo sy mpaka rà,
@tsioryrina29828 жыл бұрын
sao mba misy afaka mamoaka ny face à face télévisée entre Ratisraka sy Zafy t@ 1996.Merci
@ErnestineDiovada6 ай бұрын
...Manandafy, pstr , mauvaise example ...
@Oxymore20243 ай бұрын
L'homme qui a ruiné Madagascar mais qui est devenu milliardaire...🤑💩
@dafily16973 жыл бұрын
Aleo iny handeha any fa zay ny anjarany... Tsy namokatra hafa tsy fahantràna sy rivodoza tsy mety afaka ty olona araiky niseo mafy be ity !! Radidy ihany no anton'izao tsy mety tafarina izao, aoka mba ho fantatr'ireo faramandimby izany... Ny tena mampalahelo dia ny fahaizan'i ty Radidy ty de tsy nataony ho anatsara an'i Dago, fa dia fitiavantena sy ambopo diso toetra.
@auderazafinjoarinivo66139 жыл бұрын
Je suis d'accord qu'il n'a pas été parfait. Et d'ailleurs aucun n'a été parfait si l'on étudie de près la trajectoire de l'ensemble des gouverneurs de Madagascar. Il est évident que tout homme politicien malgache est là pour s'enrichir (plus ou moins ). Certains le nient mais le peuple est bien placé pour le dire et le ressentir. Néanmoins, Ratsiraka a su faire en sorte que le peuple vive correctement. Même en vendant des jujubes on arrivait à s'acheter de la nourriture. Certes, il s'en est mis dans la poche mais il a su en faire profiter un minimum le peuple malgache. Actuellement, le président, non seulement il remplit ses poches mais il ne fait pas vivre le peuple. Tout est absolument pour lui et pourtant on le sait tous que le peuple malgache ne demande pas grand chose. Beaucoup d'argent tournent uniquement pour l'intérêt de celui qui gouverne. Alors oui Ratsiraka est intelligent, oui il a l'air de bien parler et peut être qu'il dissimule des choses que nous ne savons peut être pas mais il a du mérite. il a étudié et donné pour devenir ce qu'il a été et ce qu'il est cependant il n'est en aucun comparable aux autres qui ne gouvernent que de façon égoïste et oublient complètement leur devoir et rôle de président en se comportant comme des dictateurs.
@ravoniarisonvictor40656 жыл бұрын
Personne n'est parfait ,comme vous dîtes ,oui monsieur,mais lui ,il n'est pas non pas seulement imparfait ,mais il était très malhonnête envers nous , peuple malgache ,à cette époque.Il nous avait fait trop souffrir ,plus que vous pouvez l'imaginer monsieur.
@TsilavoManantsoa4 ай бұрын
Fa inona izany no mampitehaka an'ireto leches Q didier ratsiraka ireto e... Henoy fotsiny ny tantara dia POINT,
@lovarajason90833 жыл бұрын
Hono hoy aho Tompoko, nisy coup d'État sa tsia t@ 2009, raha enoina tsara ny tenin-Dratsiraka? Voalohany hoy izy, tsy coup d'État ny zava-nisy t@ 2009, satria Ravalomanana tsy filoha lanim-bahoaka, dia rariny raha nalana teo izy. Faharoa, hoy Ratsiraka hoe, ny coup d'État tena izy dia ny nataon-dRajoelina rehefa nanome ny fahefana ho azy ny miaramila, ka nanao sonia izany izy. Ka nisy coup d'État sa tsia t@ 2009? Raha nanizingizina Ratsiraka fa tsy coup d'état no nisy t@ 2009, fa fanalana mora an-dRavalomanana tsy lanim-bahoaka. Maninona izy no niteny hoe ny nataon-Rajoelina dia coup d'etat? Raha manaraka ny lojikany izy, dia tokony hiteny hoe, na ny nataon-dRajoelina aza dia tsy coup d'État satria ny tanjona dia ny hanala an-dRavalomanana. Sa ny tian-dRatsiraka lazaina dia hoe, rehefa izy no nanala an-dRavalomanana dia tsy coup d'État, fa raha olon-kafa no manao izany dia coup d'État? Ny dikan'izany rehetra izany dia izao. Na tsy nitondra an'i Madagascar nandritrin'ny fotoana maro aza Ratsiraka, dia mbola nihevi-tena ho filohan'i Madagascar foana, ary mbola te-hiverina ho filoha. Ny tanatara anefa dia milaza fa tsy lany izy t@ 2002, selon la HCR, fa Ravalomanana no lany.
@claudiarandriamanantena71293 жыл бұрын
Ref tsy mahalala taratasy enao tsy tokony hiteny logique ny tena marina, fanalana ann-dravalo tsy coup d’etat, azonao tsara eo, fa ny fanalana ny tokony hitondra ny firenena manaraka andravalo no coup d’etat, mihenoa tsar ny sofina, ar fady ny manao jugement, satria tsy azo tenena anjambany otrzany zany hoe coup d’etat sa tsia...
@samaritain163 жыл бұрын
@@claudiarandriamanantena7129 hihihi izany an, ny HCC t@ filazana ofisialy tamin'ny 2001 dia nilaza fa resy ny Pdt Ratsiraka eny na 46 % ny an'i Pdt Ravalomanana fa ny azy dia 40% ka nisy deuxième tour na tsy nisy dia resy izy e, mazava izany.
@iledauphine9 жыл бұрын
Manaja any Amiral Didier Ratsiraka!!! Il rest Le Meilleur President de Madagaskar ary Intelektuel !!! Vive Amiral Didier Ratsiraka!!! Ze Malay ka Ritsy!!! Tsy misy Manana Intelektuel manahaky any Amiral Didier Ratsiraka ao a Madagaskar!!! Mazava mazava mazava!!! Tsy manahaky aza sadroe roe lela sa folo lela gnamposony ro hainy reo aminy fahaizandela io ... Noho aza mamarotsy Tanindraza reo .
@herifidyrandriamihamina18059 жыл бұрын
Voila, il y a mille et une façons de livrer sa confession ... Puis après, on n'a qu'à réclamer un curé pour le dernier sacrement et bastaaaa, adieu terre de mes malheurs!!!
@judicaellandrytoto96783 жыл бұрын
Nahatonga ny Malagasy pauvre marina ary mampalahelo satria maro ny te hitondra nefa tsy manana fitiavana ny Malagasy fa tiatena indrindra fa olona vitsy anisa te hitondra , izay anisany manimba ny fitondrana hatramin'izay ohatra i Ratsirahonana sy ny firongony teo foana izy tamin'ny fanimba firenena nefa tsy maharitra ny fitondrana iarahiny ka manino moa izy tsy mba ataonareo toy izao hanontanina amin'ny fanonganampajakana ataony isakizay misy ty ...., hisaorana i Ratsiraka amin'ny asa ataony rehetra ary tsy nitondra naharitra zany izy fa nitondra tsitapitapy satria mitondra de rava , mitondra de grévena , mitondra de lasa miaramitondra (gouvernement iraisana sarotra baikona ...) nefa tsy tokony atao mba ampiakaro plateau i RAVALOMANANA sy ireo olna hafa RATSIRAHONANA , reo olona hafa koa Andry Nirina R.. reo no velona amizao de mba hasaivo miatriaka, en direct toy izao fa tsara ny nataonareo de tohizo .......fa ny an'i Ratsiraka efa vita fa ny Malagasy tsy hahita olona tiantanindrazana toy izy intsony , fa tia seza sy ti tena no misy maro hatramin'izao (firy ny zavatra nataony simba, ny JIRAMA, ny SOLIMA, ny Air MAD, ny COTONA, ny SIRAMA, ny KOBAMA, ny PORT - TAMATAVE, Port Manakara , ny Lalana , ny Sosialimbahoaka , ny fanaovana politika simba daholo , firy no nigadra ....... ny Nosy manodidina rehetra tapitra ho lafo daholo nefa i Ratsiraka tsy nangorokarena ary tsy tia tena .....
@valentingregoire9205 жыл бұрын
Puisse t-il laisser la place aux autres! -Il y a des montagnes de talents chez vous ; mais lui ,il ne lache pas le "nonos"! Cet ancien président qui a un hotel particulier a Paris et qui fut anti-colonialiste a plusieurs casquettes ! - C'est un orateur hors-pair et c'est tout! le reste le petit peuple ne profite d'aucune de ses actions ! - Ce carriériste aventureux vise le trone -Vous n'avez plus a etre a genoux face a cette posture de roitelet qu'il persite a pratiquer!- La corruption est endémique a l'image du gouvernement Francais néanmoins le peuple n'est pas ds la survie ds l'héxagone . Ce n'est plus ce cacique cynique dont vous avez besoin !- Pour le nettoyage de vos élites politiques ce serait un vaste programme . Rapprochez vous de Poutine en silence pour une logistique d'accompagnement militaire qui vous permettra de procéder a une éventuelle neutralisation des sangsues dévastatrices de votre pays ! pour opérer un veritable changement en profondeur. En somme une espèce de couverture de survie pour diriger une emergence d'un homme politique intègre ,bien que l'adjectif soit lourd de sens et de doutes ! - Faites un partenariat tactique avec les Russes ! - Observez Maduro c'est ce qu'il a construit face a la prédation US!- C'est que vous n'avez pas de pétrole ? Et les iles éparses ne sont elles pas exploitables avec l'est européens! - Donnez des garanties fiables avec la Russie- Si vous restez a admirer les fossoyeurs de votre république vous ne survivrez pas car l'ampleur du désastre économique a suivre vous dirigera vers une abyme inconsolable! Et que dire du petit peuple Gasy , vous allez les laisser choir jusqu'à la dècheance humaine!- Un militaire éclairé, lettrée tel qu'un clone d'un Thomas Sankara comtemporain moderne et douée d'intelligence et d'une vision d'avenir,et qui a une conscience politique et une autorité très mesurée ,voir un pragmatisme est certainement capable de faire difficilement un équilibre précaire puis constructif pour sortir de l'ornière fangeuse que vos derniers politiciens ont amener! - Suis-je peut- etre un peu trop utopiste ? - Déjouer la France serait sans doute périlleux mais si chez vous quelque audacieux courageux et fortement temèraires et surtout intelligents en venaient a etre un peu plus visionnaire , il y aurait avec circonspection de la part d'un esprit calculateur; fort et natif de votre pays! - un esprit resistant et tacticien avant tout! avec une nouvelle grille d'action murement refléchie; et une carte maitresse a envoyer a la tete de votre état , un nouvel élan - Respect au peuple malgache et immense courage!
@Rariny259 жыл бұрын
Miheno an'ty valan-dresaka ity aho dia mi-conclure oé: tsy handroso intsouny i Madagasikara. - Ny mpanao politika manao ny ataony: samy té hitondra fanjakana, ny motivation d ny ho milliardaire sy ho souverain tahaka ny mpanjaka; - Ny vahiny, nottament la FRance contribue au coût d'Etat pour leurs intérêts; - Ny vahoaka (valalabe mandry) mifanpitsipaka, normal satria mahantra loatra sad ts ampy éducation. Au final, ça arrange les occidentaux, les quelques riches malgaches y compris les GTT. Ce qui subissent les conséquences ce sont les valalabe mandry. Tsy mety tsouny io é, solution --> Miverina zanatany. Adinoy any izany ambom-po pirenena diso toerana zany, satria sad tsy hantany no tsy hamparafara enao ry malagasy. --> Mahaleo tena enao ry madagasikara nef ny ankamaroan'ny olona ao aza maniry mafy ny hila ravin'ahitra aty ivelany, ny mahitahita makaty france (légionaire, médecin, etc...), ny avy any ambanivohitra manao solafa any Liban. -->Raha zanatany, tsis hisy hiverina hi esclave tsouny @zao andro manindrahindra ny droit de l'homme zao, mety ho lasa département français zany. Au moins mba mahazo accès @ fampianarana ny malagasy madinika , tout le monde aura la chance de réussir y compris les plus démunis. ety ho exploitén'ny vahiny ny ressource fa au moins gagnant-gagnant. Fomba fijery ny ahy fa mahereza ry malagasy, raha io trajectoire hatr@ 1960 io foana no arahina --> ho hita eo ny tohiny d'ici 20 ans raha ho confirmé ny projection akou. Ny malagasy hi-s'immigrer massivement @ sambo ao mayotte, la reunion, ny sasany maknany afrique de avy ao mande tongotra mankaty europa ref lany ny ressource naturelle.
@razandry9 жыл бұрын
+lee rabeman Inona moa ny olana raha miditra 52e Etat des USA e (i Hawaï ange t@ 1951 vao niditra Etat américain e) ? TONGA DIA DOLLAR NY VOLA dia mikarama toy ny any USA ! I Obama, teraka tany Hawaï (1961), nianatra tany Harvard dia iny izy lasa pdt iny. Raha any amintsika no misy mahavita Harvard, tonga dia VOAMPOIZINA, an ! Mety ho lasa pdt ny USA ny zafikeliko satria ny zanako efa asain'i Harvard, Cambridge, Princeton, Yale...isan-taona. Hé, hé ! Hiandry ny gasy be fialonana eo ? 55 taona izao ! Makorelina 12 taona eny an-dàlana, délestage, peste... Any USA, raha vao be vinany dia migadra, an, na iza izy na iza (DSK, ohatra...). Ka ahoana e : hijanona @ makorelina kely 12 taona sa ho any Harvard ? Jacques Razandry te ho any Harvard
@tsioryrina29828 жыл бұрын
sao mba misy afaka mamoaka lay face à face télévisée t@ 1996 entre Ratsiraka et Zafy.Merci.
@hantaandria67576 жыл бұрын
MARINA IO! Ny frantsay no nanao ny famonohana an'i Rattsimandrava satria raha mbola tsy nisy nahalala ny vahoaka Malagasy hoe maty Ratsimandrava dia ny "France Inter" no nilaza amin'ny 5 ora maraina hoe "Maty Ratsimandrava" ary Ratsiraka no mpitondra vaovao" Dia Roland Ratsiraka no niteny tamin'io radio io hoe "Oui, Richard est mort". Amin'ny 5 ora maraina io. Dia mody nasiana ny fifampitofirana teo Ambohijatovo hoe notifirin'ny olona ny Fiaran'ny Colonel Ratsimandrava dia maty tamin'izany izy. Nefa ny vadin'i Ratsimandrava dia nilaza sy nanamafy fa bala iray tao amin'ny fony ihany no nitofirana azy. Ary voalaza fa tao amin'ny biraony tao amin'ny interieur no nahafaty azy dia mody netina tamin'ny fiara handalo ny fifitofirana teny Ambohijatovo. Ny frantsay no tao ambadik'io ary nitazona an'i Ratsiraka teo 25 taona mba hitazonana ny tombotsoany eto amin'ny firenena..
@thierryratsizehena9 жыл бұрын
Donc ils ont mis la marche impériale en intro de la vidéo haha !!! Dark Vador !
@miradorakotoharimalala69566 жыл бұрын
Ouais :)
@tefyrandry66346 жыл бұрын
TSOTRA FOTSINY ILAY IZY FA RAHA ENAO NO NAHAY TSIFADIRANOVANA HOTRAN'IZAO NY MALAGASY
@harryhole5786 Жыл бұрын
Urgh, encore ce dictateur; je n'arrives plus de l'entendre. Qui n'a construit aucune Route à Mada ? Qui a mis le systeme téléphonique en faillité totale ? Qui ne s'est pas intéressé à électrifier les villages ??? Villages ? Pas seulement dans des villages il n'avait pas du courant Je craches sur lui.
@rakotodede55027 жыл бұрын
Olona pamono.olona koa bola mitsy.milelaka vody any
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
izany mihitsy!
@rakotondravelositrakiniain63999 жыл бұрын
Ny marina mitavozavo tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra, mety hoe tara ny fahenona ireny nefa misy porofo, fa ny tsi 1 no tokony andinika.
@rakotoalinorolovaniaina89619 жыл бұрын
l'avantage s'est détourné aux manipulateurs de machines pour pouvoir s'exprimer.c'est la première fois que je suis au courant de cette émission puisque ma famille n'a aucun appareil.heureusement que je poursuit mes études en ville.
@Nanou19373 жыл бұрын
Aiza no mety ahitana io boky io
@lovarajason90835 жыл бұрын
Ravalomanana s'était auto-proclamé parce qu'il était sûr d'avoir gagné les élections et la communauté internationale avait avalisé sa prise de pouvoir. C'est à dire que Ravalomanana était élu; son pouvoir vient des suffrages universels et non d'un putsch.
@tefyrandry66346 жыл бұрын
90/100 Vandy hita hoe manadio tena efa ela ny gasy no niala taminao efa tsy filoha-pirenena tsony ianao t@ andron'ny Monjajaonina izy no lany fa t@ RAVALO no tsy maha AMIRAL anao ( forcena AMIRAL fa tsitokony ho AMIRAL ).. Zay tsy ampondra otran'ireo misolelaka aminao reo ka hiteaka alika mangery
@bananabending70633 жыл бұрын
theme star wars?? pourqoi?????
@asalcatraz23343 жыл бұрын
Parce que c'est un ancien , un père pour nous tous
@falirakotobe65416 жыл бұрын
Efa tapitra ny fahefanao sy ny frantsay tompoko !!!!!
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
pareil pou ravalo,rajao quand j'entends le mot sadc je vois rajao, ravalo!et quand on parle de franc maçon je vois ravalo,rajao,et rajoel point
@zanakigasikara9 жыл бұрын
mba loza koa izany Manandafy c'est une crapule izany hihihi. Mr le President, le MFM n'a jamais un seul membre dans l'executif durant tout votre administration, je ne vois pas comment on peut nous accuser de tout les maux de la terre :)
@32d4rkn3ss9 жыл бұрын
Mahery Manandafy Ka io ilay lazaiko io ihany: mandio tena ny Amiraly satria izy irery ihany no mba afaka sy sahy miteny. Ny teny marina hono no mahalehilahy. Henjana ilay tantara.
@marilowi4 жыл бұрын
J'aurais bien aimer savoir ce qu'il dit, une traduction française ou anglaise aurait été bienvenue.
@lovarajason90833 жыл бұрын
Pour vous aider, Ratsiraka dit dans cette vidéo qu'il a participé au coup d'État de 2009. Mais selon lui, ça n'était pas un coup d'État, car Ravalomanana n'était pas un président élu. Ratsiraka a demandé une destitution pacifique de Ravalomanana, avec l'aide des Français, mais sans effusion de sang. Encore selon Ratsiraka, c'était lui qui devait remplacer Ravalomanana et non pas Rajoelina après la destitution de Ravalomanana. Il a passé ce deal avec Rajoelina, qui l'avait trahi. Pour les autres choses, Ratsiraka essaie de se justifier. On l'avait accusé d'avoir assassiné Ratsimandrava, mais non, ce n'était pas lui. Il n'a tué personne. Quand les gens venaient à Iavoloha, sa résidence présidentielle, on l'accusait de tirer à balles réelles sur les manifestants. Non, c'étaient eux qui tiraient sur son hélicoptère. Il n'avait jamais fait installer des mines anti-personnelles autour de son palais à Iavoloha. Ce sont des mensonges. Ratsiraka répond aux questions des journalistes après la sortie de son livre testament.
@marilowi3 жыл бұрын
@@lovarajason9083 Merci.
@ravoniarisonvictor40656 жыл бұрын
Raha resaka vava aloha dia manana Mr Ratsiraka ary dia manana tokoa ,fa mbola tsy nahita fahoriana mafy toy ny nitantanan'io ramose io aho.@ 1ora maraina dia efa milahatra raha te ahazo savony 1,na menaka 1/4 de litre ,na vary kely 1/2 kilo.Tena mafy ,fa asa tsy misy tokoa angamba ny tody ve ho an' an'izay manao ratsy eto @ ity firenenana ity ?Manoatra lavitra noho ny fahoriana @ zao ataon'ny HVM izao, no nentina t@ ny fitondran'io ramose io.
@rakotoalinorolovaniaina89619 жыл бұрын
raha mba afaka maneho hevitra hoatra antsika mantsy ny Malagasy tsirairay .....
@nicolerazafy30483 жыл бұрын
J aime
@ravoniarisonvictor40656 жыл бұрын
Ce n'est qu'un pauvre beau parleur,il se croit le plus érudit de tout le temps ,alors qu'il n'était rien du tout.C'était le seul président qui fait tellement souffrir son peuple en 1983 et après bien sûr,pire que maintenant avec l'HVM .Heureusement qu'il est lui maintenant .Raha tahaka io rangahy io daholo ireo mihevitra azy ho manam-pahaizana,aleo ihany donendrina tahaka ahy e.
@zoharijaonarandrianantenai19516 жыл бұрын
Aza adino nefa fa 20ans izy no nitondra ny firenena?????
@mangoky12509 жыл бұрын
Ce qui est clair c'est qu'on s'est fait tous manipuler en 1991...On nous a envoyés au casse-pipe, pour faire des martyrs et détrôner Ratsiraka du pouvoir. Je pense qu'il s'est écoulé suffisamment de temps pour qu'on aie un peu de recul et qu'on écoute avec un esprit ouvert la version de Ratsiraka sur ses échanges avec les Andriamanjato et autres...
@patriciarazafimanantsoa38943 жыл бұрын
Tiko be.
@andisteff26359 жыл бұрын
tokony onitiana mits no nametraka fanotaniana az ka!
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
ILAY MPANAO RANOMASOMBOAY TAM KERE VE?te hinhinana vary maina sy vorontsiloza sakafo maraina ary isan'andro matoa mamadika vesta ohatran'ireny,ilay ranomasomboay 2gouttes suffisent ho solon drano ho an'ny havatsika any atsimo ,nisy fotoana nahitako ny sariny atavy karaha trozona hoy aho VOKY izy fa izay no notadiaviny!
@emmarakoto45347 жыл бұрын
Ny mahagaga de milaza izy fa nodoran senegal ny trano ndraiamandren sy saika voatifitra kanefa mbola manompo francais ian ny taranaka Ratsiraka
@ericramzi54459 жыл бұрын
mahay miala pa ty dadabe ty,manasa tanana otran'i pilato,zay ny olana eto @ tanana be tatasika abe lotra befa mpanao polotika tsisy apoka
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
manohana ny hevitrao aho!
@mamychristian9 жыл бұрын
Franchement, je vois d'un mauvais œil de tels aveux venant d'un amiral qui cherche à trouver dissolution en un seul coup de communication en exploitant la soif de "on-dit" d'un peuple de polémistes.
@berniek-17136 жыл бұрын
"C’est un homme du siècle dernier qui s’est lourdement trompé dans ces idées et ces alliances Il est ami et de l’époque des KIm IL Sung ou Brejenv Je n’ai aucun respect pour cet homme qui a enfoncé le pays dans la pauvreté. Quand il est arrivé au Pouvoir, il y avait des feux tricolores dans les villes, des trains qui marchaient, des policiers respectés et qui faisaient leur boulot, des administrateurs et fonctionnaires honnêtes et qui servaient le pays,...Il a tout mis par terre et a préféré importer des kalachnikovs. Sa famille a fait main basse sur les paysans qui ont abandonné leurs rizières, leurs champs pour ne pas se faire arnaquer,... Qu’il meurt et j’irais cracher sur sa tombe !" Opinion d'un malagasy qui a vu et vécu la déconfiture du pays après 25 ans de socialisme pro-soviétique sauce Ratisaraka alias Deba....
@andriamiadantsoarina47469 жыл бұрын
Eh ben dis donc, the imperial march, darth vader. je rêêêve. mdrr.
@Chango7755 жыл бұрын
Sao de mba jamba andriamatoa Ratsiraka ka tsy nahita ilay video misy miaramila mitifitra à bout portant am pistolet automatique??? Mba jereo tompoko ilay film
@zakasoaravi89629 жыл бұрын
Ampiasan-dRatsiraka ny maha antitra sady intelligent azy eto ny malagasy marivosalosana rehetra dia kirakirana daholo! Sagnana daholo izay miaiky an'ity voalohany t@ fanapotehana an'i Mcar ity. Andriamanitra mbola hitsara antsika jiaby fa ny fantatro dia anisan'ny tena nahapotika an'i Mcar ny fitiavan-tenantsika mianakavy, ny fitiavan-kavana diso tafahoatra. Tsy hita mihitsy izany fitiavan-tanindrazana izany fa na ny mpiara-monina amintsika aza tsy tiantsika fa ialonana sy enjehina ary atahorana avokoa sao tafita lavitra noho ny tena. Tsisy mifamonjy fa fiaraha-belatsihy no manjaka hatramzao! Aza manantena intsony, tsy hotafarina izany ny malagasy na omena azy aza izao tontolo izao.
@tsioryrina29828 жыл бұрын
sao mba misy afaka mamoaka lay face à face télévisée t@ 1996 entre Ratsiraka et Zafy.
@rakotondrasoaarnaud14769 жыл бұрын
ah la la la ils ont mis la BO de star wars .... :D
@andriamiadantsoarina47469 жыл бұрын
Rakotondrasoa Arnaud Hahaha, c'est ce que Serge a aussi remarqué. mdrrr
@zamandarychristian43889 жыл бұрын
Fa nikoizana kosa aloha ny AREMA tamin'izany fotoana tsy resy tamin'ny fifidianana zany mihintsy tamin'ny fahizana mangalabato,na izany aza mba misy zavatra tsara vita ary hevitra tsara mba azo raisina ho lesona ankehitsiny
@ranarisonassim8807 жыл бұрын
Jamais j'ai vu Marc Ravalomanana parler autant, lui il agit, pas comme Ratsiraka qui ne fait que parler et parler, pfff, c'est ennuyeux. Il se croit tout savoir mais il ne connait rien. Qu'il reconnait ou pas Marc Ravalomanana, c'est son foutu problème.Au yeux de la communauté internationale il a été battue en 20002, point barre.Qu'il se fasse une raison c'est son foutu problème. Le seul président à oser défier les français c'est Marc Ravalomanana parce que lui il choisit bien son camp les américains la première puissance mondiale. Ratsiraka n'est qu'un pantin des français.
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
C' des fois tampona ny daomy il n'enchaine pas les les fil d'idéés il y a un temps mort quand il parle on voit que sansidéee concrète! C'EST UN MALIN mais pas très intellect
@hackermalagasy57819 жыл бұрын
TSSS le SON EEEE 22:29
@faharymouhamed80103 жыл бұрын
Wawa
@benaibary23695 жыл бұрын
Raha tsy PADESM ary ianao dia anisany nanome vahana ny karana teto Madagasikara ary nahazo ambaindainy ny @ izany hatr@ izao raha tsy ambara fa hatr@ taranakao mihintsy no higoka an'izany.
@eulalierakotondrainy26769 жыл бұрын
ratsiraka ian n tiko na inn na inn ratsy vitany;
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
Tena ola manana fahedrena sady hita fa nianatra tena hainy ny asany Betsaka reo zavatra navelany talo ny izy niala teo fa najavona daholo Tsy fatatra nakaiza . Ny firarina de ny iverenany eo @ fitondrana fa efa tena mijaly le vahoka . Ra bola reto efa nitondra telo farany reto no miverina eo de tena hifafa ny kihonany ny malagasy .
@jeanclaudealmeida26529 жыл бұрын
manaja tompoko
@karimosolo34676 жыл бұрын
Atidoha rangahy ty alou ra journaliste malagasy fotsiny dia tsy maharesy azy fa idirana enatra eo nareo fetsy be manampahaizana arabaina fa efa tratra 2018 ianao pdt Didier Ratsiraka
@novahlucka7899 жыл бұрын
Zany ny olona mba hitako mamiratra
@rajaonariveloandriantahian28584 жыл бұрын
Izaho Ex-SOLIMA orinasa nataonao SEM Didier Ratsiraka tena nalahelo mafy mihintsy rehefa namidin'i Pr Zafy Albert sy Ratsirahonana Norbert Lala. Mbola velona ao am-ponay ny anaranao. Mirary soa ho anao mandrakariva!
@nikkoigawa80573 жыл бұрын
Mitovy fisainana ny mpintondra Malagasy rehetra sy ny conseillers rehetra mangorinan' arena daholo, jereo ny zanan"izireo tahiza ny aviny vola? Ideraderena......:" Aza Adino ny MALAGASY MAHANTRA,"naha mana asa aza. !
Manaiky aho fa nianatry izy e!! Fa tsy nolazaina teo ny fangirifiriana taminy filaharam-bary sy ny menaka taminy izany androny Revolisiona sosialista izany Ovy (pomme de terre) aza nilaharana taminy izany
@titahkely39289 жыл бұрын
eny refa mitondra nge misy ny azo lazaina syny tsy azo nefa mino ah fa raha io voalaza io de hitako manakaiky ny marina ,manaiky aha aminy le faharanitantsaina ity presida malagasy iray ity manaiky ah ;iza nga ny olona mety ahasolo azy?
@patriciarazafimanantsoa38943 жыл бұрын
Marina daholo ny teniny président, fa fanaratsina anazy foana.
@ramahitamahita77957 жыл бұрын
Dia mahagaga s'y mahasorena nareo mpanao gazety.izao no mahavery n'y firenena,olona efa tokony hangina mandrakizay mbola antsohinareo, olona namitaka n'y Malagasy, nandevina velona n'y Malagasy tao anaty tunnel 25 taona, MBA jereo n'y filoha sasany rehefa niala n'a nanao n'y tsara aza,Malika fa nanao ratsy...poufff.tu mérites d'être au poteau déjà t'es militaire.
@jeanlyshevidrazana21719 жыл бұрын
mankasitraka an'i Pdt RATSIRAKA aloa t@ iny revelation iny , ilain'ny firenena ny zvtra tahaka reny ary manatena ny Pdt hafa tahakan'ny Zafy Albert, Ravalo mba hanao tahakan'ny eny ny zava dehibe d mba misy fijery maro2 tsy mitovy
@tefyrandry66346 жыл бұрын
Mahay miteny teny fa tsimahay mampandroso
@yoseffouad46307 жыл бұрын
TSIS AMIREO PITONDRA HISAHY IJORO NANAO TS METY IHANY NAHA TONGA MADAGASCAR LATSAKA AKATERENA TOY ZAO IANAREO PITONDRA MALAGASY AMINY ANTOKO INONA SAMY MANADIO TENA DAHOLO TOY FASAMBAO MALAGASY ARIRARIRA SAINY MARIVO FISAINANA MORA FITAHINA ANY ANPARANY ISIKA SAMY HO TSARAINA ZE ATAONY
@priscarasoarivelo69036 жыл бұрын
ny nataonn'ny teo aloha ihany no tohizan ny aty aoriana e!
@randrianarisonharinaivo6769 жыл бұрын
Fanadiovan-tena feno lainga sy fitaka. Jereo ny vidéo "carnage à Iavoloha 10 Août 1991 ao am dailymotion sy any amzé mety ahitàna azy. D taiza sy oviana ku Latimera no nilaza fa Gle Andriamahazo no namono an-dRatsimandrava? Nanazava fotsiny izy hoe tsy fantatra ny "marina" satria misy milaza fa efa voatifitra tany am birao Ratsimandrava fa mody nentina fotsiny teny Ambohijatovo nanaovana cinema (afaka jerena ato @ youtube l'invité du zoma tvplus koa io). Ny corruption D Ratsiraka no tena tompony. Autoroute ah autorote... ireo tetezana nampifandray ny malagasy aza napoakanao tam 2002. Amiko D ny zvt nataon'io rangahy io no tena nanimba ny toe-tsain'ny malagasy sy namotika ny firenentsika.
@hoarauchristine41007 жыл бұрын
film gasy
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
Radriana narison harinaivo Na ina na ina lazaina momba io president io .bola tsy misy mitovy @ . Hita tsara zao ny mapiavaka azy @ reto pitondra rehetra teo alohany . T@ adrony ninana ny vahoka ary Olombelona izy tsy maintsy nisy tsy mety teo @ fitondrany ary tsy ho afapo @ daholo ny rehetra fa na dia teo ara zany naleo koko tt@ fitondrany no reo ze nisesy tato arinany . Tena hita fa tena hainy tsara le asa Il a l'etoffe d'un president .hita fa intelectuel . Ko izy . Ary ny vahoka t@ fitondrany ny vahola ninana ny asa nisy .ny fapenarana nade afaka nianatra tsara taty ivelany ze pianatra nanao zany . Zao tsy misy tsy jalina . Ka enga ane izy ho lava adro anohizany zany .ra sitrapony .
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
Rrto telo farany @ zao fotona zao no tena nanapotika sy nadroba ny arena ny firenena bois de rose sy ny sisa bloky baza. Tsy manana fitivana tanidrazana zany reo na ray aza ga ny ameno ny posiny Tsy misy made @ loniny ny zavatra rehetra manomboka any @ orin'asa ka atraminy fiainabahoka ze afo be no tsy fatako . Ny fadripalemana ny dalo ny doro trano ny tsy mana kialofana ny vaky trano miatra @ hainy ola ny délestage madry adriranatsy ny vahoka ny fapenarana tsy ho vo tanisa . Ny tany ola alaina akeriny . Ra raisina ny orinasa tsirairay tsy misy made na ray aza . De mirary ny atongavany io President haingana @ fitondrana fa tena mijaly ny vahoka . Fa ze mahita zao fitondrana @ zao fotona zao hoe mety ao anatiny fanodikodinana arena ny tany izy . Miaraka @ fagalarana bois de rose sy ny sisa .
@iledauphine6 жыл бұрын
Randria Nari harinaivo Mantsitsiny vavanao lafa jiky ty masonao Ratsiraky est le meilleur est intelektuel a madagaskar mazava
@dodajose96569 жыл бұрын
hafa iany deba
@mahitalaza10068 жыл бұрын
miverena tompoko fa miandry anao ny vahoka.andr/toa Didier ratsiraka.
@rakotodede55027 жыл бұрын
Ry ratsiraka v tsy niveaux maternel
@rakotomangahery33759 жыл бұрын
Fitakiana "confrontation" na fampitahana ny PV anie no nidinan'ny vahoaka an-dalambe t@ 2002 fa tsy hanao coup d'Etat eh. Fepetra notakian'i Ravalomanana sy ny vahoaka teny @kianjan'ny 13 mai io alohan'ny hirosoana @2ème tour rahatoa ka ilaina izany. Inona no tsy naneken-dRatsiraka anaovana an'io confrontation io? Vao may aza tokony hazoto izy hanao izany rahatoa tena tsy nangalabato marina, ary @zay fotoana izay ho afabaraka i Ravalomanana. Manarak'izany, tsy tokony hankasitraka ireny fairano natao an'Antananarivo nandritra ny volana maromaro ireny na ny mpomba ny amiraly na ny mpanohitra azy. Nizaka ny mafy anie ny mponin'Antananarivo t@ ireny eh. Nataony izay hanjavonan'ny PPN, indrindra fa ny vary teny an-tsena, notapahina ny famatsiana carburant an'Antananarivo. Miala tsiny aho fa efa famonoana ny mponin'Antananarivo mihitsy no nokatsahin'ny amiraly t@ ireny, ary voakasik'izany na ny mpomba azy na ny mpanohitra azy. Farany dia misaotra an'i Ratsiraka namoaka ny tsiambaratelon'ny 7 febroary. Nisy marina tokoa ny nitifitra avy aty aoriana sy ny tirs croisés teny Ambotsirohitra nataon'ireo mpanongampanjakana mba handatsahana ny ràn'ny malagasy. Tongava saina ry malagasy, ny marina tsy mba maty!
@rakotomangahery33759 жыл бұрын
46% no navoakan'ny HCC (pro-pouvoir), 51% no navoakan'ny FFKM ary 52% no navoakan'i Ra8. Mba ahafantarana ny tena marina dia tokony natao ny fampitahana ny PV. Ny fanisana ny vato sy fanangonana PV dia naharitra iray volana ary tokony ho fohy noho izay raha confrontation fotsiny no hatao. Raha tena mipetraka ao antsain'i Ratsiraka marina ilay teny averimberiny matetika hoe "pour l'intérêt suprême de la nation" dia tsy hitako ny antony tsy nanaovany confrontation, na famerenana ny fanisambato mihitsy aza, hanaporofoana fa nangalabato i Ra8. Fa na ahoana na ahoana, tsy justifiable ny FANAOVANA FAIRANO AN'ANTANANARIVO!! Ilay fanaovana ramatahora tsy nety nijanona mihitsy. Mahafantatra mpomba an'i Ratsiraka maro ny tenako fa dia nataony nifafa ny kiony daholo na ny mpomba azy na ny mpanohitra. Mandeha tongotra isan'andro miala avy any Ampitatafika mankany Ivato, ny vary moa tsy nahitana teny an-tsena intsony. Ny lalana aziana barrage, ny tetezana napoaka mihitsy aza. Fampisarahambazana ny malagasy mihitsy anie izany e, ce qui est totalement contraire à la Constitution. Izaho tsy miaro be fahatany an'i Ra8, maro ny zavatra tsy nety nataony nefa betsaka ny zava-tsoa vitany nandritra ny fitondrany. Mirary anao mba ahiratra aho Mr Daren Makoalahy!
@masindrazalaly22968 жыл бұрын
ty lelahy panao gazety ty koa de tena tsy azoko? te hahitsy mandilatsy any AMIRAL eo ratsiaraka iany ny any eeeeeeeeeeeeee!!!!! rombooooooooo!!!!!!!!!!!!
@banoesay6 жыл бұрын
Il est plein de conneries quand même. Ses explications balistiques ne tiennent pas. Il raconte sa vérité. Il reste au moins une bête politique de niveau largement supérieur à ces politicards actuels.
@ravaonirinaravao30056 жыл бұрын
Sady anareo mpanao gazette Io tena lefaka n'a ny asa nareo tsihainareo mavoaza nareo n'y valiny koa tsisy Coutier mihinana n'y tsifihinana n'y mborizano reto mba mahaiza miena anareo hova letina reto Dana mody s'y idonisiane Mazava Zay