DINIKA ZOMA 13 SEPTAMBRA 2024

  Рет қаралды 2,789

MBS TV

MBS TV

Күн бұрын

DINIKA ZOMA 13 SEPTAMBRA 2024

Пікірлер: 16
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 3 күн бұрын
Filoha Marc RAVALOMANANA ndray dia olona tsy mitaraina tanana miepaka. Vitany miaraka @ vahoka ny fanarenana an'Antananarivo. MIVAVAKA MAFY HO AN' Andriamatoa Marc RAVALOMANANA ❤
@user-il9nf1jg3b
@user-il9nf1jg3b 3 күн бұрын
Merci clemence
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 4 күн бұрын
C'est plus "sage" mihintsy ny fihetsikao Mme Clemence ! Efa ela tsy nahita anao aho elaela é ? Koa enga anie ka hiaraka soa aman-tsara @ Ravalomanana ianao ! Ny TOMPO anie hanaraka ny asa ataonareo ho @ vahoaka madinika @manaraka AMEN !
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 3 күн бұрын
Mankasitraka Clémence Raharinirina!mirary soa bedebe!😊
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 4 күн бұрын
Mankasitraka Mme clémence,olona mahay mandinika ianao
@user-om2nw3fr3d
@user-om2nw3fr3d 4 күн бұрын
Makasitrak Fandaharana🙏 😘😘😘
@joseefanjanirina7962
@joseefanjanirina7962 3 күн бұрын
Tsetsatsetsa tsy haritra,raha sanatria ary ka anaovan'ireto fahavalom_pirenena ireto antsonjay i dada.soson_kevitra ihany .maninona raha i clémence no aroso.Hotriny MBA mantotra ihany ny fijery azy .
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 3 күн бұрын
Misaotra anao madame Clémence tamin ny fanonkevitra natao nao ao fa tena olona tia tanindrazana enao andriamanitra hombanao mandrakariva. Misaotra Tompoko.
@HollyRakotomanga
@HollyRakotomanga 3 күн бұрын
Ny olona intelligents ihany no afaka manao compromis…
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 3 күн бұрын
@ambinintsoaranoelison4962
@ambinintsoaranoelison4962 3 күн бұрын
Maromaroa ny olom-mpirenena toa anao Madame ary tena hita fa tena tia ranindrazana ka nampandefitra ny ambi-ponao.Misaotra tompoko.
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 3 күн бұрын
Fampandrina andrisa ny vahoakan'Antananarivo lay ataon' volomboasary hoe: tanana mandroso Antananarivo. Nandritra ny 20 taona zay no nataon' ekipany volomboasary. Mandroso @ hamaimbona,@fako @ halatra....
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 3 күн бұрын
Lay PAC ireo koa tena mila torina, fa tena ratsy toetra, mpandray tsolotra@ fijerena loko. Olon' volomboasary ireo Pac ireo
@DARIVONY
@DARIVONY 2 күн бұрын
Ny inn moa no miverina alin'ny efa naloany ? Be vava ery hoe "tsy hiaraka amin'ny TIM intsony" rhf nakipilin-dra8manana, dia izao mandadilady indray ??? Tena osy vavy mitourne!!!
@harsoa2326
@harsoa2326 4 күн бұрын
Miarahaba anareo tompoko. Olom-pirenena tena manana ny maha izy mihintsy ianao Mme CM Clémence Raharinirina. Hisaorana manokana etoana ary mankahery anao hatrany hitazona izany.
@jeanjohnary2863
@jeanjohnary2863 4 күн бұрын
Taxi moto manimba tanana mila ravana.
NY VAOVAO MBS TALATA 17 SEPTAMBRA 2024
30:07
MBS TV
Рет қаралды 2,1 М.
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
MrBeast
Рет қаралды 193 МЛН
At the end of the video, deadpool did this #harleyquinn #deadpool3 #wolverin #shorts
00:15
Anastasyia Prichinina. Actress. Cosplayer.
Рет қаралды 19 МЛН
DINIKA ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA 2024
36:26
MBS TV
Рет қаралды 1,3 М.
NY VAOVAO MBS ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA 2024
41:33
MBS TV
Рет қаралды 2,9 М.
Trump possiblement visé : quel impact sur la campagne ? - C à Vous - 16/09/2024
13:44
C à vous - France Télévisions
Рет қаралды 16 М.
IMASO IMASO DU 15 SEPTEMBRE 2024 BY KOLO TV
54:21
KOLO TV
Рет қаралды 1,3 М.
HAVOTAFO DU 15 SEPTEMBRE 2024 BY KOLO TV
1:24:39
KOLO TV
Рет қаралды 1,5 М.
Michel Onfray : "Emmanuel Macron a une névrose narcissique"
45:00
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Journal l'Humanité
Рет қаралды 513 М.
I-BC NEWS DU 13 SEPTEMBRE 2024
22:31
i-BC TV
Рет қаралды 5 М.