Рет қаралды 2,692
Hafatr'i Vahömbey :
Teo ampandrafetana ny sary pika ho an'ito clip ito mihitsy no hay hoe:
" Dila JEAN-EMILIEN !"
Kepoka ! Ditsoka !! Nanganohano !!!
Aleo ho toa izao 'zany ito clip ito. Tsiahy ny niaingàn'i Jean-Emilien ho any an-kafà.
Lavabe ny tantara raha ny niarahanay nianàla, fony mbola samy namaky sehatra, no tanisaina.
Ankasitrahanay etoana Andriamatoa Tsilavina Ralaindimby nahavàtra niantoka anay roa lahy tamin' izany.
" Tongàva soa, Monsieur Le Champion du Monde !
Izaho moa mbola hanohy etoana ny diantsika hatramizay.
Ho " disodiso "
Hanarin-tena lalandava ihany koa "
Auteur-compositeur: Vahömbey
Crédit-photo: Vahömbey & Telina
Montage : Sôrameva Vahömbey
Special thanks to :
Bola Raoelison
Faly Rakotonindrainy
Be Mozik