RIP Simon Randria, 10 Août 2024 Olona tsotra feno talenta, sangan ny generation 70
@josyralisoa80238 ай бұрын
Bravo merci continuez c est grandiose merci
@PamelaOma8 ай бұрын
Tsy manapaharoa feoni vahombey.
@hasinaramaroson37348 ай бұрын
Mankasitraka e❤
@philippephilbertramanandra53838 ай бұрын
Besorongola (Xhi sy M'aa) Ahitsio ô r'ilay besorongola modia malakilaky enao fa 'lay ngabesola ao andrefan-trano ao Fa any ianao tontolon’ny andro Tsy hita ianao hanao raharaha Indro mody ny masoandro Modia malakilaky hoy aho Aoka izaho mbola hilalao ka aza kotabaisinao ny masoandro indro mody ny azy satriny izaho aza mba terena hody Besorongola, ikaky anie tsy ampendrasinao toy io i neny koa ka tsy miomehy ny anao no be indrindra anio Nody ihany ilay maditra nody sasak'alimbe ka avy hatrany de vôdridra raok'alika aleha mande Fa bemarenina rangahy de lasa koa tsy nandraharaha nanao korisarisa ery ambony havoana be ery korisa hatrany an-dohasaha Nefa mandrak’androany Mbola ao besorongola Manao gorisarisa ihany Tsy mety ho lao tsy mety ho dola Tantara iny ka tantara… Zahay mpamaky lohasola Ianareo no aoka hitsara Nisy ve besorongola angano angano arira arira Zahay mpamaky lohasola Moa ve mpaniratsira ‘lay hoe besorongola !! besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
@doseup48910 ай бұрын
Baliaka ho ahy irery, janga ho ahy irery😜🤪😝😍
@randriatahinaherylaurent380310 ай бұрын
Tsara feo i zokibe Vahombey
@andriniainatahiryannaflore1569 Жыл бұрын
Tu me manques Zoky😢😢
@LUCKAWINCHESTER-tr2oy Жыл бұрын
Misaotra am-pitiavana be amin'ny fizarana ny kanto toy itony. Zany ka hira🙏🙏🙏