DOM RASOLO- Ampitao aminy

  Рет қаралды 841,546

Tsitohaina RAKOTO-DRONE WORLD

Tsitohaina RAKOTO-DRONE WORLD

Күн бұрын

Ampitao aminy par DOM rasolo, Juillet 2016

Пікірлер: 112
@rakotonoelyfaby6070
@rakotonoelyfaby6070 5 жыл бұрын
Avy amin'ny fo zany fitiavana zany, hono hoe Maniry ny anilanao Lazao izy fa nitsiry tao anatiny, hono hoe Tsy zakany hokobonina Mba anontanio azy Fa rahoviana no hamaliany azy Fitia mamy ny azy, hono hoe Tsy manery fa miangavy Tsy maintsy ho afa-po hono ianao ao anaty ny lakam-pitia Zaraina ny soa, hono, ianao Ary hitoetra mandramaty Ianao ihany no hany tokana tiako eto an-tany Avelao ny fonao hamoaka ny taratra hazavana Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany Tsy mahita tory Fa lasa vinany, hono hoe, Mieritreritra anao Raha misy mampahory Aza mitomany zany, hono hoe Fa izy no atao herinao Ho voatambitamby, Ho voky fitiavana sy teny mamy Tsy ho leo sangisangy Feno tsiky foana foana, hatrany hatrany Mba lazao azy ary, Mba lazao hono hoe Izy hono tsy hiova fa eo anilanao eo foana Tsy hiova fanahy Tsy hiova fo Mahazo matoky fa tsy ho voafafan'ny taona Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany Ampitao any, ampitao any moa Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany
@ScottyProsper
@ScottyProsper 3 ай бұрын
Ampitao aminy izay mba tiako ambara mbola henoina foana @ izao 2024 Any ianao izay e ❤
@PenielaRemisaTsaramana
@PenielaRemisaTsaramana Ай бұрын
Tsara lesy zan. Tena tsara❤❤❤❤ merci e❤❤
@radafiarivelorovatiana466
@radafiarivelorovatiana466 8 жыл бұрын
tena tiko lotra :) ;) Merci merciii
@Max-ux3bc
@Max-ux3bc 5 жыл бұрын
2 taona zay za no nitady anzay hira zay❤ zao vo hita ka tena tiako lotra❤
@koulyro4737
@koulyro4737 4 жыл бұрын
2021❣
@touandrianarison8244
@touandrianarison8244 3 жыл бұрын
Ay koa enao ato
@koulyro4737
@koulyro4737 3 жыл бұрын
Oui ,on me l'a plusieurs fois dédié🙈 leis e
@EddyFlorenceNomena
@EddyFlorenceNomena 10 ай бұрын
2024 ❤
@ramanarivoandry7502
@ramanarivoandry7502 2 жыл бұрын
zany ka mpanakanto,miaina mihintsy ilay vazo👍👍👍
@stellanomenjanahary24
@stellanomenjanahary24 7 ай бұрын
Qui sont toujours là en 2024 🔥
@ramiandrisoaandrianina9084
@ramiandrisoaandrianina9084 6 ай бұрын
Moiii 😂
@miantsa344
@miantsa344 5 ай бұрын
Za ko
@setrarilalaravonjinjanahar2982
@setrarilalaravonjinjanahar2982 Ай бұрын
Me, 2025
@lydienadia
@lydienadia 5 жыл бұрын
tsy mety leo an'ity hira ity mitsy e, mankasitraka fa tena kanto
@nathanielarandrianasolo6088
@nathanielarandrianasolo6088 6 жыл бұрын
J’adore même en 2019 ❤️et à jamais aussi parce que mon copain m’as dédicacé cette chanson en plus le son est lourd ❤️🌹 chapeau 🤩
@RAKOTONARISON
@RAKOTONARISON 2 жыл бұрын
Efa ela no nitadiavako ity hira ity 😍 Mankasitraka zala a...
@stevenherytianarazakandrem6228
@stevenherytianarazakandrem6228 2 жыл бұрын
Norme be ty vazonlah ty bro, tohizo lesy ny mozika aaaa
@AndryRaobi
@AndryRaobi 2 ай бұрын
Yeahhhh zoky Dom!!! 2k24 tsika!!
@tokyniainarandriamanana1662
@tokyniainarandriamanana1662 27 күн бұрын
milay e; 2025 aiza ny vazo vaovao ?
@ramenjanaharymarieannick9978
@ramenjanaharymarieannick9978 Ай бұрын
❤❤❤déc 2024 ♥️♥️♥️
@StephanieuoRazakandraina
@StephanieuoRazakandraina 3 жыл бұрын
Je suis un grand fan de dom
@fitiahamonet8022
@fitiahamonet8022 8 жыл бұрын
tiko b ❤ natolotra any akizoko ko io
@mickaellahjoelinoro5788
@mickaellahjoelinoro5788 4 жыл бұрын
mankasitraka :) zao vao henoko fa tena chapeau tompoko ,, tena kanto
@henintsoamoria5111
@henintsoamoria5111 Жыл бұрын
Mars 2023... vo milay hiany...
@ramenjanaharymarieannick9978
@ramenjanaharymarieannick9978 4 ай бұрын
Septembre 2024 ❤
@famenontsoatolojanahary1853
@famenontsoatolojanahary1853 2 жыл бұрын
My favorit song 🤩🥺🥺
@sandyrasendra9902
@sandyrasendra9902 3 жыл бұрын
Décembre 2021 😊🤝
@radoandriantsoa6782
@radoandriantsoa6782 5 ай бұрын
2024 mbola eto foana
@designss1828
@designss1828 8 жыл бұрын
tiko lotra e!!!!!! chapeau 🙎🎓
@stephanoherilala8532
@stephanoherilala8532 2 жыл бұрын
Tsara be 💖
@nomenjanaharyraobelina8207
@nomenjanaharyraobelina8207 4 жыл бұрын
2021 mbola miaino anty hira ty iany za
@sitrakandriamandroso4124
@sitrakandriamandroso4124 8 жыл бұрын
👌👌 mlay e
@elianeramapiandra9393
@elianeramapiandra9393 4 жыл бұрын
A mon meilleur pote qui est fou amoureux, efa lasany ny fony nataony amboara 😊😊 ❤
@santamanantsiresyratefyras5955
@santamanantsiresyratefyras5955 Жыл бұрын
mila remasteriséna kely ilay hira fa miady be
@nyrajorabearisoa9089
@nyrajorabearisoa9089 4 жыл бұрын
mlay less dom a(2020)
@andrearasoanantenaina9142
@andrearasoanantenaina9142 3 жыл бұрын
Adoro questa canzone, mia sorella la canta sempre ❣️
@nathaliarandria6547
@nathaliarandria6547 4 жыл бұрын
Tsara bé 😌
@mialisoarandrianarison7150
@mialisoarandrianarison7150 5 жыл бұрын
2019?
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 жыл бұрын
Ndriiiiii 😭😭😭😭😭
@sariakamanohisoa
@sariakamanohisoa 2 жыл бұрын
Tsara loatra💗💗💗💗
@nixfianar6585
@nixfianar6585 4 жыл бұрын
Ho voatambitamby ho voky fitiavana sy teny mamy tsy ho leo sangisangy 😍😍😍 tiko lotra e,🤭🧐😘😘😘😘😘😘😘😘
@nirinaperlinevolasoa2208
@nirinaperlinevolasoa2208 5 жыл бұрын
ndriiiii; Saika latsaka mihitsy ny ranomasoko .. tiako be le hira na averina impiry ary ts makaleo
@tojomampiononajeanbatistet9385
@tojomampiononajeanbatistet9385 4 жыл бұрын
tsara be ... mankasitraka
@MikeAinasoa4
@MikeAinasoa4 3 жыл бұрын
Tsy mety lany manja lessy ity vazo ity
@FetraniainaRakotondramanana
@FetraniainaRakotondramanana 9 күн бұрын
2025❤❤
@rakotondranaivoranja3200
@rakotondranaivoranja3200 7 жыл бұрын
Tsara 😍
@andriantianasoljahkaylar7317
@andriantianasoljahkaylar7317 7 жыл бұрын
Milay tanga le vazu lah ry zoky DOM rasolo oh milay eh tik b 😉😂😉
@alexramamonjisoa743
@alexramamonjisoa743 8 жыл бұрын
mlay rangah l son sur le norm
@marinojend8034
@marinojend8034 5 жыл бұрын
Merci dom
@valiahandrianirina6904
@valiahandrianirina6904 5 жыл бұрын
waouuuuu!tsar b!!!!!!!!
@paulhanson1137
@paulhanson1137 3 жыл бұрын
tena tsara be mihitsy. faly ny foko naheno ny hiranao!!!!!!!!!!! brother
@cedricraveloarison4006
@cedricraveloarison4006 2 жыл бұрын
Raha misy mampahory aza mitomany izany hono hoe, fa izy hono atao herinao!
@zotiavinarandrianarisoa2292
@zotiavinarandrianarisoa2292 4 жыл бұрын
2021 :D
@antonioras5450
@antonioras5450 9 ай бұрын
Dédicace be ho izay nitendritendry gloum ka tyh vazo tyh ihany no mba hay atramin'ny farany eh.
@valisoaclaudia9988
@valisoaclaudia9988 6 жыл бұрын
mankaf b l vaz zah! brav
@fyihany94
@fyihany94 4 жыл бұрын
Raitra eee ❤
@prudencetahiry962
@prudencetahiry962 4 жыл бұрын
fanajana be
@skyranium
@skyranium 2 жыл бұрын
Peace
@malalatianaframanantsoa1056
@malalatianaframanantsoa1056 4 жыл бұрын
ndriiiiiiii hatsiarovako olona ray zay
@katuciaannie1918
@katuciaannie1918 2 жыл бұрын
2022 🎧🎶❤️
@sakapisoandria7996
@sakapisoandria7996 7 жыл бұрын
Revekou e ;) ;)
@santatriniainaranaivoarija6276
@santatriniainaranaivoarija6276 2 жыл бұрын
J'adore, chapeau
@hantarak7634
@hantarak7634 2 жыл бұрын
2022❤️
@andruevatiah2246
@andruevatiah2246 8 жыл бұрын
tsara! :)
@sambatraminamichellrandria95
@sambatraminamichellrandria95 7 жыл бұрын
milay e!
@SoloRazafindrasata
@SoloRazafindrasata Жыл бұрын
En 2023
@herimahefarandrianasolo422
@herimahefarandrianasolo422 6 жыл бұрын
ts mety leo antyh vazo ty mints zah :) mlay dom ah
@holisoaramandiamanana3692
@holisoaramandiamanana3692 Жыл бұрын
❤❤❤❤
@bibisoamoisson995
@bibisoamoisson995 2 жыл бұрын
Ho an ilay mamiko indrindra eto antany my baby Si....
@wouna6663
@wouna6663 4 жыл бұрын
💔
@priscillaramaroson2406
@priscillaramaroson2406 2 жыл бұрын
Très belle chanson
@koulyro4737
@koulyro4737 4 жыл бұрын
@rafanomezantsoaheritianajh9393
@rafanomezantsoaheritianajh9393 8 жыл бұрын
Kiff
@joseico90
@joseico90 4 жыл бұрын
Nice work ;) (Antonio)
@nambininiavofetratianarasa7655
@nambininiavofetratianarasa7655 6 жыл бұрын
Kifeko oooo👌👌👌
@jhavano
@jhavano Жыл бұрын
Joany kely
@annickratovomandimby8076
@annickratovomandimby8076 2 жыл бұрын
tiko loatra ty hira ty
@mitiaramilison3367
@mitiaramilison3367 2 жыл бұрын
❤️
@fabiusrusky9125
@fabiusrusky9125 5 жыл бұрын
tafalatsaka b mhts les mieno anty vazo la ty le.mley les a
@zotahinaandriam8524
@zotahinaandriam8524 7 жыл бұрын
Tsara
@lydialalasoa5093
@lydialalasoa5093 6 жыл бұрын
Tsara euh
@mamytianarakotomalala3436
@mamytianarakotomalala3436 5 жыл бұрын
Kifeko le vazo 😉siora 👊
@OceaneJyasminah
@OceaneJyasminah Жыл бұрын
J'adore même en 2023 💗
@moiserandrianirina6422
@moiserandrianirina6422 4 жыл бұрын
Kala boo 😉
@sarobidyrarivomanana1728
@sarobidyrarivomanana1728 4 жыл бұрын
Tena oataok cover ty !!!!!!
@toniainadashmalala6054
@toniainadashmalala6054 8 жыл бұрын
Tsar ranga a
@MrZanakolona
@MrZanakolona 8 жыл бұрын
Mlay ty vazo ty... (y)
@sanjyfuiniepirsivy4205
@sanjyfuiniepirsivy4205 7 жыл бұрын
revek nama le parole tong de mambabo tateraka..
@AinaOmj
@AinaOmj Жыл бұрын
2023 MILAY EEE DECOUVERT GRACE A TIK TOK
@fortunatrakotoarisoa806
@fortunatrakotoarisoa806 2 жыл бұрын
💯💯
@Sd-cj8qu
@Sd-cj8qu 2 жыл бұрын
😌❤️
@romyrasamimanana5219
@romyrasamimanana5219 4 жыл бұрын
tiako loatra
@taxnomenaleboy5132
@taxnomenaleboy5132 5 жыл бұрын
tiako loatra!!!!! Respect
@windydiane1798
@windydiane1798 7 жыл бұрын
tsar b ranga anh
@masterclass389
@masterclass389 6 жыл бұрын
*2018✓*
@rafasineyone1387
@rafasineyone1387 6 жыл бұрын
reveko ty vazo ty a 🤘🤘🤘🤘🤘🤘🤘🤘
@nanjaranarimahefa1399
@nanjaranarimahefa1399 2 жыл бұрын
😍💗
@tsantafitiavana1579
@tsantafitiavana1579 4 жыл бұрын
😍🤜
@lailarakoto5919
@lailarakoto5919 6 жыл бұрын
tiko kousa euhhh
@nwclick1811
@nwclick1811 8 жыл бұрын
reveko e
@FranckKevin-b6x
@FranckKevin-b6x Жыл бұрын
@Famenosoa Misha
@tiphanieandrianirina
@tiphanieandrianirina 2 күн бұрын
2025❤❤
@mitsou211
@mitsou211 3 жыл бұрын
2021 ❤️
@tsiresyandrianimbonana7517
@tsiresyandrianimbonana7517 10 ай бұрын
💓
Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD
4:58
Sami Andria
Рет қаралды 502 М.
Teboka - Taram-pahazavana
4:43
Teboka
Рет қаралды 872 М.
УЛИЧНЫЕ МУЗЫКАНТЫ В СОЧИ 🤘🏻
0:33
РОК ЗАВОД
Рет қаралды 7 МЛН
BOLO  - Ravitoto (Official Video)
5:08
BOLO aka Raloob
Рет қаралды 466 М.
MEILLEUR AMI - D'yem Group - Abonnez-Vous
4:50
D'yem Group
Рет қаралды 580 М.
Ortegah - Babonao
4:41
Zarison Zaris
Рет қаралды 202 М.
Mage 4 - maratra hambom-po
5:41
Hajaniaina RALAIMAMPIANINA (Aina Ralai)
Рет қаралды 118 М.
Fo Mijaly - Y-Zit
3:57
ninilove33
Рет қаралды 389 М.
Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)
3:45
WinMusicRecordZ
Рет қаралды 1,4 МЛН
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Reko Band
Рет қаралды 2 МЛН
THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS  (playlist rak roots)
25:55
Tsiky RZH
Рет қаралды 585 М.
Johan Blouts - Mode Voay Activé
3:55
Johan Blouts
Рет қаралды 952 М.
Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)
4:26
Tanjona Randrianarivelo
Рет қаралды 396 М.