Mon coup de coeur 💓 je suis tombé amoureux de ta chanson Frérot ! T'es fort 🙏💪❤
@fyantsokell2ykaraokeofisia5435 жыл бұрын
Intro: 1-couple ohatrany tantara rehetra, teny tsara fiandoha vao ny fankalala dia nifametra, satria nifankahazo am-po fa tsy! Hifanary, na ovina na ovina, satria, moa! Fitia mifamaly ka izay tsy feno ifanampina. Tsy haiko iany koa ianao raha mba mahatadidy, ny fitoana ifanaovantsika isan-kariva. Rehefa ialay masoandro, andeha ody malamalana iny, ianao manafana ahy, raha sendra mangatsika. Sarotra @ko! Marina ny anadino, eny oa! Nefa tsy maintsy! Te iteny föna aho heo, eo moa izaho mbola fihino nefa tsisy fika intsony fa efa taraiky. Anao ahy! Eh eh ay, an an, enyiii!! Ref: tsy anjara tokoa ngamba na koa tsy tandrify, aleo mits mifampitso-drano samia mibanjina ny ampitso. Ny omaly aza avela ifoha, fa efa lasa efa dify! Aza manahy, fa mirary soa tsisy tsiny tsisy diso! 2-couple fiainana tokoa ve, mitratrevatreva sa aona? Fa ireo ezaka nataotsika, teo aloha toa sasa-pöna, noho ny asa aman-draharaha moa, dia mahalana tsika no miaona! Ny elanelana misy ity koa, tsy laitra fa manao ny ataony. Lasa tsy matetika intsony avy eo ireo antso, nifanaovantsika. Nihezaka ery izaho, mba namerina izany tatoato, nefa ianao rehefa mamaly dia masitsika. Tampoka teo koa moa, ianao niova ho fo vato milaza, fa aleo hilamina ny amitsika. Eny ary, mirary soa anao @foko zato isan-jato ho tojo ny tsara, enganie ahita. Ref: -ii- 3-couple fotoana fohy tsy ela, taty aorina tsika nifanena fa ianao sendra varina, ny any sisa fahendrena, dia naleoko nangina na dia ranomaso tsy hay fefena be aza no nikirina. Tsy sitrapoko nefa zany, tsy fanahiny, tsy haiko alaelo tafahoatra ve, sa noho iny olona iny olona iny. Nanomboka teo nahatsahatro ireo fotoana mamy tiko ho tadidina tsy anjara tokoa ngamba ny antsika, ka ny tsiaro anao sisa no fadiny eh ehe he ay, tsy anjaaara oh o eny eny oa tsy anjara angamba eny, tsy tandrify iany koa, ao eny ref: -ii-
@stephanieannick82483 жыл бұрын
💔
@paulhanson11373 жыл бұрын
Tsara be mihitsy. I give you much love brother!!!!!!!!
@antoninstellie411710 ай бұрын
Milay mankasitraka Rootsikalo
@jimmyrazafindrakoto18244 жыл бұрын
ca raconte tout :) merci
@bienvenutantara96244 жыл бұрын
Mlay ranga za lo d mankasitraka fone!!!!
@kiadyrandrianaina1983 жыл бұрын
2021 bola ato respect zokinai
@manoaandriamparany52824 жыл бұрын
😉 J'aime beaucoup le style Mirary soa e !
@safidyRzkt Жыл бұрын
respect 🙏
@tsaraboakaravanoson28395 жыл бұрын
angelo ny aina marina zan zoky aaaaa
@maminiainasitrakarazafindr35764 жыл бұрын
Sur ranga zoky be!!!?mlay faratampony e!!! mandona tsara ilay hafatraa
4 жыл бұрын
Raitra ♥️!
@reitarakotomanana44785 жыл бұрын
mankasitrak ehhhh👑
@fenoramaminirina32914 жыл бұрын
Misy diso le anarana amle titre "rootsikao"
@mihajarakotoasimbola6394 Жыл бұрын
zah ko nahita
@mamyhaja93175 жыл бұрын
efa ela niandrasako anle clip ,milay e!!
@kantoranaivoarison12635 жыл бұрын
mankasitraka eeee
@mihajarakotoasimbola6394 Жыл бұрын
zany eo ihany fa le intro lasa hoe "Rootsikao" leizy fa tsy "Rootsikalo"
@rafidisonnomenjanahary6464 Жыл бұрын
2023🔥👍👊
@andrealearns64073 жыл бұрын
Wow 🥺
@fenomanantsoatoky38423 жыл бұрын
Tena norme be fa tohizo ny akama
@latyahcanela60954 жыл бұрын
androani za vao naheno ity hira ty fa tegna tiko lotra le toniny