DON-DRESAKA DU 13 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

  Рет қаралды 3,753

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

Пікірлер: 26
@razafimandimbyelidiot5915
@razafimandimbyelidiot5915 8 күн бұрын
Ambany be niveau ndry zalah mpomba fanjakàna reto sérieux
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Tsy solution ny mitady fanampiana traditionnelle fa raha mitavandra anio tsy handroso velively i madagasikara ka lasa mifa famatsiambola indray ve aleo ranga hindrana amin Comores.
@ttlsolo6671
@ttlsolo6671 11 күн бұрын
za de mbola gaga anareo mpanohitra mbola manao débat amin'io DONDRESAKA io! vao nisy ny valifatina débat natao tamin'i BABA de tokony tsy nisy nakany tson! fa de mbola mitselotselona miseho beloha any. ka refa ny adala no iadianao hevitra de mihevitra ny tenany ho hendry koa izy. ZANY VE DE SAROTRA TAKARINA RY MPANOHITRA !
@yannicksylvio8223
@yannicksylvio8223 7 күн бұрын
Tanora manana fisainana otrinio.Aiza ny androsoana
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Bengy
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Avereno henoina ranga débat Ravalo sy Rajoelina .
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Vahoaka nifidy bengy
@tysynday
@tysynday 10 күн бұрын
Ita fa ef filoha tsy mahavita nin2 , tsisy vina ,manao2 fahatany d mbola tohanana iany 😏😏
@harimbolavaillant6055
@harimbolavaillant6055 11 күн бұрын
Maivana be ilay ady hevitra. Tsy mitovy ny niveau fa latsaka ambany ary tokony ho fidiana tsara ihany ny mpandray anjara fa lasa mahamenatra. Menatra ny tenako aho.
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Da mbo tsy teraky tamin 1995
@jeaninedesort5447
@jeaninedesort5447 11 күн бұрын
Miharahaba hianareo jiaby ee ❤️
@herijaonafrancois3280
@herijaonafrancois3280 6 күн бұрын
Kiiii , izao ve no dokotera le , mibitabitaka tsisy hainy na kely aza
@RajahRAJah-wu1yp
@RajahRAJah-wu1yp 9 күн бұрын
Ka da misolelaky lohatsy saro .
@misathata1115
@misathata1115 8 күн бұрын
Raha samy nanapotika ny mpitondra nifandimby teto a fa ity kosa tena efa lavaka mbola lavahana ianay ka efa 2018 izy no nilaza fa hanajara ny jirama nefa aiza zao
@rolandalexandre-c1c
@rolandalexandre-c1c 11 күн бұрын
Tsy mahagaga raha faritra Atsimo Antsinana olo mihinana via sy hofika ka ity lelahy ity fa paradisa i Madagascar
@gaki5626
@gaki5626 11 күн бұрын
Reto lehilahy reto kay mba samy tsy mifampihaino koa. Mifanajà, ary aza miseho mahay zavatra eo ry Guy, mpanaratsy. Enao mba tokony hangina fa enao angamba no zokiny eo..
@BodoBOURGOIS
@BodoBOURGOIS 11 күн бұрын
Ramose o, rehefa hiaro ilay fitondrana dia ataovy manan-danja ilay hevitra fa maivana be, miaiky ah zay
@mamymd445
@mamymd445 11 күн бұрын
tsy ho izany mihintsy ny hevitry ny majorité silencieuse fa afa miteniteny foana a
@BodoBOURGOIS
@BodoBOURGOIS 11 күн бұрын
Efa 5 taona ianareo no teo, ny propagandy t@'izany niraparapa be otran'ny hoe efa vonona be daholo ny rehetra 400 mega watt e, bla bla bla, ho arenintsika izay tsy vita t@ 60 taona lasa eeee, d aretina inona ndray ary ty lazain'ny dokotera ty e?
@ngedabe2515
@ngedabe2515 11 күн бұрын
Nisy Fotoana, miala tsiny ny Taona faha Nidedadedak'i Rajoelina faha Hamatsy RANO à ( Exportation ) an' i Arabie Saoudite isika Malagasy. MEGALO io Tovolahy io izany hoe Tabataba Betsaka saingy ny Hatao = 0 RANO Mihenika Feno eto Madagascar Tsy azo Hinona izany izay rehetra Lazainy, Rainilainga noho Anarana Marina Androana. Ianareo Miresaka ny Vaha-Olana entiny dia Hiaraha mahalala faha nalefa Hisoloko ianareo. Mampalahelo.
@mdn.29
@mdn.29 11 күн бұрын
Mba firy re ny QI ity bandy milaza azy ho président-n'ny Majorité silencieuse?
@BodoBOURGOIS
@BodoBOURGOIS 11 күн бұрын
Mila sinoa ve vao afaka mamaha olana eto Madagasikara?
@RakotoDede
@RakotoDede 11 күн бұрын
Ye
@leroabalita687
@leroabalita687 10 күн бұрын
Sous ratsiraka il n existait pas de délestage les 3 présidents ravalo rajao téléphérique incompétents et vauriens
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 11 күн бұрын
Tena faible be le niveau avy ato @partie manohana ny fitondrana ato. Fa je vous doit mes grands respects Monsieur Guy Maxime RALAISEHENO (Mpandrindra ny cellule de crise) - Olona nianatra tena avara-pianarana. Aza adino rehefa miakatra @plateau @manaraka dia miainga @indicateur de résultat foana ny débat fa tsy dans le vide.
NY VAOVAO  DU 24 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:09:24
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 1,4 М.
DON-DRESAKA DU 20 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:29:49
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 6 М.
小丑家的感情危机!#小丑#天使#家庭
00:15
家庭搞笑日记
Рет қаралды 36 МЛН
버블티로 부자 구별하는법4
00:11
진영민yeongmin
Рет қаралды 25 МЛН
Это было очень близко...
00:10
Аришнев
Рет қаралды 6 МЛН
Seja Gentil com os Pequenos Animais 😿
00:20
Los Wagners
Рет қаралды 52 МЛН
EMISSION SPECIALE RENE FULGENCE DU 24 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
40:15
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 268
DD News Mizoram - Chanchinthar Langsar | 25 October 2024 | 3 PM
6:30
DD News Mizoram
Рет қаралды 2,2 М.
ANKITSIMPO DU 11 OCTOBRE 2024 BY KOLO TV
1:16:23
KOLO TV
Рет қаралды 6 М.
ANKITSIMPO DU 18 OCTOBRE 2024 BY KOLO TV
54:14
KOLO TV
Рет қаралды 2,4 М.
HAVOTAFO DU 20 OCTOBRE 2024 BY KOLO TV
1:29:21
KOLO TV
Рет қаралды 2,6 М.
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 10 М.
NY KRISTIANA SY NY FACEBOOK - FJKM Isotry Fitiavana Alahady 24 Martsa 2019
55:51
FJKM Isotry Fitiavana - Site Web
Рет қаралды 15 М.
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 19 М.
NY VAOVAO DU 19 OCTOBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
37:47
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 2,2 М.
小丑家的感情危机!#小丑#天使#家庭
00:15
家庭搞笑日记
Рет қаралды 36 МЛН