Tena destabilisation politika io. Fomban'ny Frantsay io. Fa isika no adala raha manaiky ho korotanina amin'izany. Fantany tsara fa sarotiny amin'ny fianakaviana ny Malagasy
@meltineniaina1048 Жыл бұрын
Tsy mba izany no famaritana ny dina ANDRIAMATOA Deputé RABEMANATSOA. Mampalahelo fa toa ohatrany mifangaro fiarovana fahefana ny anao. Marina kosa ny maha zavadehibe azy araka ny voalazan'i Ramatoa ity. Ny tsy mampahomby ny dina dia noho ny dahalo manana na koa mety hoe voavatsy fitaovam-piadiana raha toa ka tanam-polo kosa ny ampiasain'ny vahoaka. Ary efa nampiasaina taloha ny dina ka nahomby. Marina ny anao Générale
@deorthine9656 Жыл бұрын
TOY VA TY SENATEUR MBAKA AIA? MILAMY AIA TOLIARA NA MADAGASCAR IO? LAHA MILAMY TY ANTRANONAO MONSIEUR LE SENATEUR TANT MIEUX FA MBA MILAZA LAINGA
@ignacerandrianjanoro9327 Жыл бұрын
aza mandainga eo r'ise a be resaka fotsiny
@voahangyrano1939 Жыл бұрын
Monsieur RABEMANANTSOA oo! IRD ianao dia milaza hoe tsy matoky fanjakana ny dikan'i DINA. Mba fantatrao moa oviana no nanomboka nisian'ny atao hoe DINAM-POKONOLONA ?