le visage, j'ai tout de suite deviné que c'est une Malagasy 🤣😇.......hop hop je m'abonne illico
@FR-no2os2 жыл бұрын
Mazava tsara io voalazanao ramatoa. Misaotra amin'ny fizarana. Hoy ny teny frantsay : " nul n'est censé ignorer la loi " Maro sy be dia be anie ny Gasy tsy mahay na tsy mahafantatra ny lalàna ka tsy aleo ve ampianarina sy ampita-pita" vulgariser " io lalàna io ho fantatry ny daholo be indrindra fa ireo tambanivohitra.
@sedraandrianarivo63892 жыл бұрын
Mila ezaka maromaro toy izao ny tanora malagasy fa tsy fenoina hira mampideradera ***** ny youtube jeren'ny tanora