Gaga be za oe to misy miteny kapoaka tampoka😂😂😂 Misaotra nizara oh😊
@andreahjhennie208011 ай бұрын
Tsara be fa miandry ny tohiny 🙏😍
@mimikwelly914811 ай бұрын
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤
@andriamihajanoellah326511 ай бұрын
misaotra nizara oh♥️😍
@vivianeraminosoa215911 ай бұрын
Tena tsara!! Miandry ny tohiny!!
@roz104611 ай бұрын
Mankasitraka hatrany ô!
@vohangitianajosianerarivos618311 ай бұрын
Ilay Vero no adala! Efa nampitandreman’ny RAR fa be loha ka izao no vokany!
@user-ph7dt3xi2f11 ай бұрын
Mafy tokoa ty kapoka .... KAPOKA🤣🤣🤣
@gshvs805711 ай бұрын
Makasitraka indrindra tompoko😊❤
@haingotianaomega174611 ай бұрын
Merci beaucoup 😍 😘 🙏 💓
@mampiononamampionona175111 ай бұрын
merci beaucoup 💋💋💋💋
@bodohasinam728211 ай бұрын
Merci bcp ❤️
@lilydaubec629811 ай бұрын
Misaotra o
@pamellamougin75611 ай бұрын
Liana amin'ny izay ho fandehany . Misaotra o❤😊
@user-fg5bv5tm1i11 ай бұрын
ilay generique re mba aleo alohan ntantara sy refa tapitra ilay tantara vo andeha fa aza atao anaty tantara azafady raha mety. misaotra fanatsarana ilay izy fa ts kiana b fahatany
@GarciaMarieGarcia-uh6cr11 ай бұрын
Misaotra nizara hoanay ôooh ❤❤👏👏
@rolandrakotondramanana685411 ай бұрын
Nisy nanitsy hoe *kapoaka* 😅😅 fa i Vanintsoa niteny hoe *kapoka*. Adino ny nanapaka an ilay tsy nety. Tsy maninona izany fa juste nampiomehy kely ahy fotsiny. Fa na kapoaka na kapoka ohatran mitovy2 ihany
@hantarajoelisolo314811 ай бұрын
Misaotra nizara dia mazotoa mihaino izay mbola tsy naheno