Merci encore pour cette belle chanson qui me fait penser à ma petite maman chérie.
@DeniseTimothee-mo6ov6 ай бұрын
Mapahery atsika jianby zay ela lasa maman repose en paix reniko ooooo tsy ho adino madrakizay 😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢
@Ainagabriel4616 ай бұрын
Tsisy masolo an'i mama zany raha eto ambony tany na hoaiza na hoaiza. Na misy olona 100 ary ao antrano de tsy mahazo aina zany enao raha vao tsy eo i mama nefa tsisy Zavatra itadiavana azy fa tinao fotsiny hoe mba hitanao eo izy. Courage ho an'izay efa tsy eto intsony i Neny. Misaotra Farah John's
@FARAHJohns6 ай бұрын
Marina loatra 🙏
@sidonierazanandrasana8086 ай бұрын
Eee mahavakivaky fo tokoa ny tsy eo anilandreny intsony😢❤
@vanessaraoeliarison6 ай бұрын
Repose en paix mamako tiako😭😭😭😭💔💔 tsy foiko anao iny mamako😭😭😭😭😭😭
@dodaromualdjuvanio24386 ай бұрын
ankafiziko 💝💝💝💝💝💝 🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹...
@MichouIgnace6 ай бұрын
Respect ❤❤❤
@djambac26435 ай бұрын
à chaque fois que j'écoute cette chanson je pense à ma petite maman😭😭😭😭😭😭
@lolafontaine56646 ай бұрын
Mafy azalahy
@raherindrainytsarahasy4 ай бұрын
tsy afaka am poko fitiavako anao mandrakizay 😭😭
@mominaa.l59206 ай бұрын
❤❤❤MERCI DOUDOU OOOOOO ÇA ME TOUCHE ÉNORMÉMENT
@FARAHJohns6 ай бұрын
🙏❤️
@germielamaly39386 ай бұрын
mamako ndraiky papako tiako, agny anaro zay 💔💔
@FARAHJohns6 ай бұрын
🙏💔😭 courage fa mitovy atsika, tsy maintsy mitraka.
@FranceiaRavavisoamiray6 ай бұрын
Tu me manques tellement maman chérie jtm pour toujours
@FenotsoavivianeNoely6 ай бұрын
Misaotra anao e raha Mbola eo izy d anjao. mirary soa anareo reny rehetra ho lava andro hiainana 💌💕🌹