tena tiko rangah ti hira tia a,mampanembonembona be,vraiment merci du fond du coeur
@malalatianarafenomanjato77953 ай бұрын
Ny fahazazako❤ juillet 2024 izao
@gereminenyingone84538 жыл бұрын
j'avais 7ans à Madagascar. une chanson d'enfance bon souvenir
@mickaelandriatoavola82709 жыл бұрын
ndriii nanamarika ny fahazazako ny hira otran zao. Mer6 namerina kely le nostalgie. Hafa ihany ny nostalgie sady tsara no feno fananarana sy fantsy lol
Una bella canzone, ascoltandola risorge il ricordo di quei bei momenti vissuti a Tanà. Che nostalgia!!!!!
@mamyramaha17 күн бұрын
Octobre - Novembre 2024 fa mbola any foana e ! Tsy maintsy ho tongako any ianao...fa efa izay no tanjoko
@natachalucia91967 жыл бұрын
ndriiiii!!! mahatsiaro ny fahazazana miarak @ reo cousin-cousine, ny namana fahiny!
@tianarakotoarinosy2941 Жыл бұрын
Nostalgie ! Mitamberina n souvenir nahafinaritra
@ramiliarisonrinah60843 жыл бұрын
Tiako be ny structure an'ilay vazo;2021 mbola milay foana!Ando Nandrianina.
@georginaratolonjanahary40523 жыл бұрын
Mahatsiaro t@ mbola kely mbola ts nahay fitiavana fa manembona te hitia raha maheno hira ti❤
@rmsantatriniaina44029 жыл бұрын
mahatsiaro ny taloha ref mhain anl vazo,mlay be l hira...haf ian ny taloha :)
@erisandy97039 жыл бұрын
ndryyyyy..mahatsiaro ny taloha ah zan..hi3 tsar ka...sad mafnartr fona...hafa lits le hira taloh a!👍👍👍
@tyghh1265 жыл бұрын
ndryyy ny fahazazako mbola miaino @zao ora zao art Antany lavitra sady manembona fatratra (28nov 2019)
@FR-no2os10 ай бұрын
Bravo jeunesse, belle chanson. vous êtes magnifiques.
@chelantokindrainy1813 Жыл бұрын
2003 naheno anty voalohany. 2022 zao mbola tsara foana ilay hira! Mampanembona, mifono fahatsiarovana tsy hay lazaina...
@edeeradidi70199 жыл бұрын
ha3!! ny clip taloha;lay lamaody tamin'izany,mba aiza ary izao ireo tarika ireo!?.Mba asio fiverenana kely ry Fascination a !! ohatran nataon'ireny tarika hafa aloha nivondrona niverina ireny !! dia ataovy repise daholo lay hira,asio album,fa ny anay efa tsy hita intsony ilay cassette originale taloha fa simba !!!mankasitraka e!
@markyinina17102 жыл бұрын
Tsara loatra, ndriii ny fahazazako
@eddybessa65235 жыл бұрын
Tena tiako loatra. Mankasitra be dia be tompoko.
@JairusNOUVEL19 жыл бұрын
Ts maintsy tongako any Dago eno fa efa izay no tanjoko . !!! lol
@horthenciajauvanie73015 жыл бұрын
Iza no manembona otranah anty hira ty en 2019😊?
@andrychristianrandriamanan33155 жыл бұрын
za 😊
@michelpanoel37574 жыл бұрын
2020
@user-xm2ke4cn9s3 жыл бұрын
2021 😊💜
@soamalala58572 жыл бұрын
04 fevr 2022
@ainahrzk7850 Жыл бұрын
2023 😂🥰
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tsara bé ! Mankasitraka 😘🎤
@jhavano9 жыл бұрын
Ouffff, le bon vieux temps
@onylalainavalerieramarozat7343 жыл бұрын
Andao fa ho entiko any ianao hijery ilay tanananay mh... Fa miorina an-tampon-kavoana izy voadidin’alaala , no sady mangina koa Fa lalan-tsarotra tokoa no ho diavintsika izao ka ho tantanako ianao Tsy tongan’ny fiarakodia fa lalan-kely manjohy miakatra ny mankany aminay ref : tsy maintsy tongako any ianao fa ef’izay no tanjoko ’lay trano bongon’ny fitia no nomaniko ho vantaninao any e e! Ny masoandro efa madiva hilentika ka mety ho tratra andro hariva ihany izaho sy ianao ka raha sendra hatsiaka mamirifiry dia mbola eto anilanao aho hanome hafanana Ny aty anie tsy mba sahala ilay any aminareo mahantra rendrarendra (tsy mba ory fitia) ref:.......
@moumoussimuriel61014 жыл бұрын
Tiko lotra ❤️❤️❤️
@hanitrinialamialitianarami32079 жыл бұрын
Naeno an'itony taloha otrn reny zaza efa maalala ftiavana be reny nefa mbol klitika kely, manembonembona tsy fatapatatra afaafa. Mdrr, fa tena tsara le hira sad tsy mety lany manja ka
@georginaratolonjanahary40523 жыл бұрын
Zaho koa
@ranoasyjeannoelrinaud61759 жыл бұрын
mapanembona2 any ho any e!!! reveko ô!
@elianerazakasoa24264 жыл бұрын
Ndriiiiiiiiii.... Mhola tiko foana na raovina na raovina. 07 avril 2020
@aurelienandriatsimialona97434 жыл бұрын
Naval Razakasou na izaho koa aza
@annicklayna4 ай бұрын
2024 mbola mihaino fa mba aiza ary zareo ireto @ zao fa mba tiako hita
@muriellerakotoharintsifa87843 жыл бұрын
Ndriiii ahatsiarovana ny fahazazana
@mariecharlottehanitriniain20352 жыл бұрын
2022 mbola ato❤️😭
@dieudonnevelondrazana48255 жыл бұрын
Heveriko fa Ndondolah sy Tahiry t@zany kay Fascination! Mankasitraka fa tsara ilay hira
@tokyrakoto79286 жыл бұрын
inty hira ity dia atolotro an ilay zanako izay nosarahiny mamany tamiko na dia sahirana aza i dada aky na dia kely aza ny tranoko dia mbola tsy maintsy ho entiko aty ndry ry zanako vavy
@24Rvk3 жыл бұрын
😌 Nostalgie.. 💗🎶
@malinahbabaloda3748 Жыл бұрын
Atsiarovako ilay olo-tiko minhintsy ❤😍
@pherlinpherlin8224 жыл бұрын
Tsara toa manembona n lasako za dans.. .
@jeanlucdaurin81794 жыл бұрын
J,adore cette chanson merci
@heriniainaelierasolondraib2689 Жыл бұрын
Souvenir d'enfance ngoma Mada 2023
@elianerazakasoa24263 жыл бұрын
💗ça va droit au cœur 💓💯
@miarintsoadinarandrianariv95197 жыл бұрын
hira anisany tiako mampanembona ahy ny any antanana...hafa ihany ny gasikara
Mba aiza ty groupe iray ity e! aiza daholo ny membre, tena tsara io hira io ary tena tokony atao reprise kel leiz d asiana clip manaraka ny toe-trandro, sur ftena tong malaza beuh
@vloggasy3 жыл бұрын
ny ahy nefa izy mikasoka io tena tiako
@ratovoherymihaja767710 жыл бұрын
bol 5taona za t@ ty clip ty nvok ... eee , mampatsiaro ny lasa marina ... j'aime B mitsy :)
@soahiantana79642 жыл бұрын
Tsy tontan'ny ela ... ee ny fahiny
@fulgencerabeman91726 жыл бұрын
Azalah eeeeeee mampitomany zao eky hira ty uuunnn......, ah tsy hiverina intsony ny taloha zay ay......
@andohariseheno65288 жыл бұрын
nostalgique be e, indrisy mantsy!!!!
@rafalimanantsoajosie92374 жыл бұрын
ny fahazazako, niverina indray
@tsiurran82787 жыл бұрын
betsaka iany lé cover fa afa ian lé version originale e :)
@tahinachantal82755 жыл бұрын
Ndry itako iany ty hira ty tiko t@zany andro zany 😘😘😘tsar b le napiaraka talo iny (hery)
@mamykelyranomen77748 жыл бұрын
tamizany ! !!!! ninita tiko be
@hajaniaina24828 жыл бұрын
tena milay e TSS oh zany .mrrci MDR.
@samaritain164 жыл бұрын
Mahantra rendrarendra fa tsy mba ory fitia ....
@miarimbololonarandrianarim145910 жыл бұрын
hafa mits n fandraisan bandy anio hira io,na met zay mits n inspirak n pamorn
Izaho irery ihany ve no mahita dikany hafa @ ity hira ity? :D
@Daarkani9 жыл бұрын
Tononkira hafa2! mdrrr :p
@martinahrajaonasandratra6168 жыл бұрын
Atsiarovako ny lasako🙏🙏
@dinasoakely7798 жыл бұрын
Tsar b e 👍
@ramanandraibejocelyn40954 жыл бұрын
a la mode ny lobaka carreau sy tablier manga tamin zany e !
@el-hadjandhumouousseni1462 ай бұрын
On se rend compte que le temps passe vite
@randriambololonarova56415 жыл бұрын
mb alefaso ian ra mbola misy hira taloha ohatran'izao any aminareo ef ts mandeha @ tv intsony. misaotra tompoko!
@moumoussimuriel61014 жыл бұрын
2020 ❤️
@oliarisoavoahangyrazafindr19563 жыл бұрын
Hatsarovako ilay olona tiko voalohany t@ fiainako
@danyramahazomanana8 жыл бұрын
ny fahazazana ^^
@pierrotraphaelpierrot4295 Жыл бұрын
Ndrii 😢 😢
@raharisoawilfrida14998 жыл бұрын
ehhhh mampatsiaro ny taloha ee
@hanjatinarianala81882 жыл бұрын
zany ny t@ andron ny cassette e, d mba aiza marina reto mpihira reto zao @ zao? milay lo le vazo e!
@volaniangavola75668 жыл бұрын
ndrii..... atsiarovako lay namako zay mihitsy ty hir ty atlotr andry aky zinaaaaa vola
@herilantoelyseandriamifidi91503 жыл бұрын
mila mijery an 'itony i Chantal
@jeannancyanirina410610 жыл бұрын
tsara loatra e,tena tiko loatra
@photographiestevan49303 жыл бұрын
2021 mbola tena mankafy
@judi71415 жыл бұрын
Tena mbola tsar be foan e!hiran'ny fahazazana
@faniryramaherison70047 жыл бұрын
tsara ery :)
@rafenomichouchou28359 жыл бұрын
tiko fona!!!
@hajaralaihova55985 жыл бұрын
500th like from me ;)
@honeyrakout87255 жыл бұрын
LOL
@lalaaina82516 жыл бұрын
Sao mba misy manana ilay hira an'i Tineh - enga anie niarakaraka t@ tony ihany Na iza ianao na aiza ianao dia mbola tsaroako lasa lavitra any Nifindra monina any ampita any enga anie ka tsisy hiova Lay fitiavanao Lay endrikao ilay tsikinao izay nambabo ahy
@randriambololonarova56415 жыл бұрын
tena mampatsiaro ny taloha mits.miarak amle canal ravinala tamzan
@ravinala9583 жыл бұрын
2😍2🌳
@nickyrazafy457110 жыл бұрын
tsara eh!
@rakotosolofojeanauguste29839 жыл бұрын
Miandry Ao fa oento e!
@rjaina67916 жыл бұрын
Inona ilay tanjona? Hafa mitsy ny ato antsaiko😐😇
@bezandryalexis46564 жыл бұрын
Tiako zalah vazo ty ay
@rakotoarisonandritiana71338 жыл бұрын
Tsara ny hira malagasy
@anjarafanomezanamaria535510 жыл бұрын
cou2! tikuB iu ira iu ef atr@za mbula kel atr@zw, sad nis tatara tikuB niaraaku t@ultiku
@RaoelisonRijaseraphin6 ай бұрын
Fahazazako
@jbgarner56418 жыл бұрын
any zay ny @nay 😍
@annahandria51127 жыл бұрын
tsy maintsy tongako any.. tsy maintsy any andro iray
@baronbetanosizato25488 жыл бұрын
mlay b
@chelantokindrainy18134 жыл бұрын
Mamiko sy teliko lotra
@didierrasolofohery23974 жыл бұрын
Ary ity irery ve izany sisa amin'ireo hirandry zareo nefa toa nisy K7 raha tsy diso aho
@Josue-nv7ip2 жыл бұрын
tsara kely ery
@RaoelisonRijaseraphin6 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤
@andryrandriamihaja14214 жыл бұрын
ts maints tongak an enw
@hermanandriasamizaka92723 жыл бұрын
Hiran'ny fahazazana
@impona14235 жыл бұрын
TAM ZANY HAFA IHANY
@6rakotoparsonrsranto1925 жыл бұрын
kuku! dayaxs ihany lesy cindy an! fantatro ty fa tsy maintsy hitandry. buzu mamyB
@decopertinorakotonirina30398 жыл бұрын
merci
@ninakyrzb66128 жыл бұрын
eeee alohan'ny andeh hianatr t@io d mandef tele ravinala