Ireo Zandaro ireo no tena mampalahelo, chef ndreo mahazo vola milliards aminy Andry Rajoelina, ireo zandaro madinika ireo no atao Alika masiaka, ary tsy mety tonga saina ireo Zandaro ireo
@carlarose679712 сағат бұрын
Jiolahy vazà no filou Sady tsy ampy solaitra
@jobellsybevahiny199612 сағат бұрын
@@carlarose6797 Vraiment
@ravelonoro87746 сағат бұрын
ALEFA RANGAH ALEFA A ..FA LAOZANAREO MIADY VAROTRA AMIN'IREO GENDARO REO EO
@BarthelemyRakotondravao3 сағат бұрын
Tokony hisaotra ary hanatitra gisa sy hitondra fanomezana isankarazany ho an' ny Mpanao politika indrindra fa ny Mpanohitra ireo MANAMBONINAHITRA JENERALY SY KOLONELY satria ny hetsika ataon' ireo mpanao politika ireo no manondrotra haingana ny gradin' ireo Mpitandron' ny Filaminana.
@estellesoumira701036 минут бұрын
Misy jery ireo vahoaka ny Mahatsara VATOMANDRY tsy nanaiky ny hala-bato nataondry ORANGE, tokony hotran'io eran'i Madagascar 🇲🇬
@carlarose67973 сағат бұрын
Ho ela velona ianao , Professeur RALISON. Mila be taona tokoa, ho mora kokoa ny hisaina hoe mba ho utile ny existence keli ko. izay esprit de sacrifice patriotique izay no tsy takatr ilay gasy ; tere n'i rajwel hiaina anaty trano n 'akoho mandritry ny fiainana manotolo !!! Violer n'i rajwel à vaseline à fitombenana n'ny tena sy ny fianakaviana, ary ny firenenena , mandra paha faty. Tsy mendrika ny gasy, hoy ny gasy ; lâches malgaches , hoy ny vazah.
@carlarose679712 сағат бұрын
Ny manàla rajwel no dingana voalohany.
@jobellsybevahiny199612 сағат бұрын
Za matoky fa Rajwel mety tsy anaiky hiala moramora amin’ ny fiadanana sy vola be sy volamena …mahazatra azy ao @ palais misy azy angamba ka 😂
@carlarose679712 сағат бұрын
Tsy misy manotany azy na ok , na tsia izy, fa tonga dia aisorina any. Aiza i Col Charles ? Roland Ratsiraka ? Ex PAN ? Ranjeva FFKM, ... , AIZA ???
@carlarose67974 сағат бұрын
Aiza ny Tafika ; aza hitako ka mivadika ho vaseline koa.
@jobellsybevahiny19963 сағат бұрын
@@carlarose6797 Io efa zatra mihosin-dra de tsy mahatsapa-Tena miala calmement . Aleony asorina par force Sady mamono olo maro be , toy zay miala ampahendrena. Sady tenda-kanina Efa zatra vola be , avy eo koa moa la France derrière. Zay pays colonisé par la France 🇫🇷. de tsy maintsy mahantra niafarany
@carlarose67973 сағат бұрын
Ilay vahoaka malagasy mà zendàna : tsy misy màfoy tena ny 30 Millions ; Tsy misy misaina momba ny hafa akaiky, kanefa maro. Maina mahantra, maloto, masiso mandra paha fatiny. Aiza ny tanin janaka ? Anaova n'i rajwel ankeriny à zandary ho menaka ny vodiny mandavà taona, kanefa tsy rototra. Andrasany hivadika ho cancer angamba. Olona iray déterminé dia ampy. Tsy mba misy activistes. Vendrana, dondrona,. Misy zandary maromaro ny fokotany, inona no andrasana ?
@tiaryrambinintsoa5 сағат бұрын
TONGA DE AHETSEO FA EFA MIATRA AMAN-AINA MINTSY ITY FITONDRANA ITY E,LEO IZAHAY VAHOAKA💪💪💪🤬🤬🤬
@MalalaMarie-d3w2 сағат бұрын
Ka fanjakana tsy miraharaha ny Malagasy no misy eto madagasika e
@tianasaib9003Сағат бұрын
Hitanareo vahoaka ihany no topony teny farany
@mariepovreau93349 сағат бұрын
Ilaina ny fitsarambahoaka😂
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
BEBAOTY mendrika dakavody
@RastaRasta-k7w3 сағат бұрын
Reto zandarme reto rangah tena tia tena
@manjakavelomarie61213 сағат бұрын
Ny antompisian'ny Gendarmerie dia ny hiaro fitondram-panjakana ninoninona endrik'izany fitondrana izany. Izany no maha Gendarmerie azy asany izany ka tsy maintsy ataony
@tianasaib9003Сағат бұрын
Tsy misy asa izay no mahatonga ny vahoka manao ny tsy fanao
@jobellsybevahiny19963 сағат бұрын
Lasa mahantra ny malagasy tratrany tsy manjary maty io
@ravelonoro87746 сағат бұрын
AOKA NY MIRESAKA AMIN'IREO FA ALEO TONGA DE MANDEHA DE MANOVA STRATÉGIE HAFA ..FA HIRESAKA LAVA MANDANY RORA EO FOTSINY ...IZY ZAO FA FILOU NY SADEC KO
@mariepovreau93349 сағат бұрын
Tsisy problème soukatra zeny.....maro zio ankoraka any Madagascar....na dinosaure maventibe io lany tamingana....fa ny problème ny fitp
@BarthelemyRakotondravao3 сағат бұрын
Olona manana fahefana daholo Atoa Ralibera sy Rtoa Anick no ambadik' ireo jiolahy tanisainareo ireo. Tsy misy jiolahy ho havanana @ fitazomana basy sy @ paik' ady hanafihana sy hisamboran' olona atao takalon' aina izany any Ambanivohitra fa tsy maintsy olona efa zadraharaha sy efa nofanina t@ izany no lohandohan' ireo Mpanafika. Io ao Anjozorobe sy Ambatondrazaka ary Maevatanana sns ..io dia mazava be hoe iza avy ny olona ambony ambadik' ireo.
@eleonorerasolofo11 сағат бұрын
Matoa tsy mety tapitra ny kidnaping dia tsy mahavita azy ireo sois disant force de l'ordre. Sa kosa misy mafia tafoditra ao??????
@gertrudebernadette55845 сағат бұрын
Velona irery miaraka am vozongo ETO Dago v zany tanjontenisany Ry botombazaha?
@jobellsybevahiny19963 сағат бұрын
Rajoely efa tsisy ilana azy mihintsy Efa tsy président ny anarany satria tsy mahai ny asany correctement Mangalatra sy mampahantra ny Tanindrazana ihany no ataony
@estellesoumira701042 минут бұрын
Anareo tsy misy moyens mamono io Andry Rajoelina Français 8Cm didy jadona io, nefa izy mamono vahoaka, pianatra, zaza VARIRA eto Madagascar 🇲🇬, misy moyens ?. Mba fa hampy ny fandeferana zay.
@JeanBaptisteRakotomavoСағат бұрын
De gaga ihalahy miala Rajolahy reto be boty reto mihitsy tena mati mbola vola fona
@tianasaib9003Сағат бұрын
Tsy ilaina ny miresaka aminireo gendarmes corrompu
@razafimahefaralimanana253 сағат бұрын
Loza!
@tianasaib9003Сағат бұрын
Vonoy any anelakelatrano ireo gendarmes miseo milay corrompus ireo
@carlarose679712 сағат бұрын
Nandefasa n'i rajwel fandraràna indray. Aiza ny sasany e !!! Ra8, Ranjeva Rossy, Fidèle, Hanitra, Ramakavelo, ex PAN, FFKM, Ray à Reny ara pirazana, i Col Charles, ... sns, sns, ... Andefaso avion i Col hanaovany azy. Na dia communiqué ary ve dia zéro ??? Aiza daholo e !!!
@MyriamKnoblauch-fg8mj12 сағат бұрын
Araraoty n'y fisotroana ronono nareo fa tsy midina andalambe fa manamby tena satria ,efa 80ans mpitarika dia tantara tsara no apetraka eto am Madagadcar Dia no resahana fa tsy grève lava io fa patriote isika tsy fitondrana 'no atao fa fahezaha manao no voihizana fa hotrany manome hanao tetika vache à lait no tetika rehefa jerena
@fleurettekobel249012 сағат бұрын
Miarahaba anao tompoko ! Aleo manaja ny Ray amandreny , satria izy ireo no loharan- tsika tanora avy aty afara ! Matoa mitsanga mitady ny vaholana , nohon'ny mpitondra provocation sy dictature tompoko , dia mijery ny hoavin'ny Malagasy maro !
@oelitinatsilavinajulienrak20849 сағат бұрын
Vendra pr milelaka rajoelina pr
@MyriamKnoblauch-fg8mj13 сағат бұрын
Poakaty n'y tetikinareo fa 21 ème siècle isika Zao efa mahiratra n'y Mason n'y Malagasy tsy azo vokadina lenga satria problèmes intestinaux no anaty lohanareo raha matanjaka saina nareo Dia manao tetika ara économique no tokony🎉 ataonareo
@FANJARATAFIKA3 сағат бұрын
Mafy be le traversée du désert, de MBA mihinana faraparany n'y dinosaure eh 😅😅😅😅
@mariatecher80896 сағат бұрын
Antidahy kely tsy misotro ronono ato fa.hitady faty.any