HAFATRA MIVANTANA AMIN'I NALLY ABDALLAH
9:45
GASY SY NY TOETRA RATSINY...
21:32
4 сағат бұрын
LOZA! TSY MISY MPITIA...NALLY ABDALLAH
19:27
MAMPALAHELO! GASY ANDAFY TSY TEHITENY GASY
4:29
FOMBA TSOTRA AHAZAHOANA LEHILAHY BOGOSY
13:04
SIPA MIAVONAVONA ATO ANATY FACEBOOK
12:19
19 сағат бұрын
TSY MAMPINO HOE VAZAH ITY TOVOLAHY ITY
8:17
TANDREMO SAO DIA...
23:28
Күн бұрын
MIFANKATIAVA DIENY MBOLA VELONA
4:35
HAFATRA HO AN'NY ARTISTE CLE USB
8:51
Пікірлер
@nalisoarajerison2172
@nalisoarajerison2172 Сағат бұрын
Mpanao politika ve hahagaga ny fisainany!Izato ianareo ireto dia misahirana manenjika azy. Aza lany andro manenjika ny hafa mba asehohy ny zava-bitan'ny zanakareo e!Ahoana moa no tsy hirehareha ny Ray aman-dreny hoe ny zanaky ny tena mahavita zavatra goavana, indrindra ho an'ny firenena. Amiko dia isaorana daholo izay afaka mitondra anjara biriky ho amin'ny fampandrosoana ny firenena.
@jessicaandriantsoa
@jessicaandriantsoa 2 сағат бұрын
Taotra tsotrizao ny anareo mianakavy e, fa naninona izy tsy sakanana nareo taminy filatsahana president lasa teo ???
@noelinerazafintseheno9717
@noelinerazafintseheno9717 2 сағат бұрын
Fa tsy misy tohiny angaha ilay poizim-boalavo sy asidra ry olo-marina ?
@RealMe-p8g
@RealMe-p8g 2 сағат бұрын
Afakandro io raha tsy niaraka vovonana firaisankina tsy lany député akory , d zao mody b resaka nefa mety efa voavidy d we hanolotra olona manokana , naninona tsy nandeha irery t@ député ref miseho milay d hita teo raha lany , , d lany henatra ,@ ity vao miana mandeha mba menatra ,
@pavo4160-q8q
@pavo4160-q8q 2 сағат бұрын
nahazo seza ry afakandro dia te hikonandy sy te atao ho mpanjakan'i majunga koa? nanao vaza mody miady t@ Nina nefa hay mpamadika sy mitady seza fotsiny
@nestymao1403
@nestymao1403 3 сағат бұрын
Izay mitavozavoza aloha dia resy lahatra @ ty lainga tsara lahatr'i Lalatiana ty e
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 3 сағат бұрын
Efa mitapy ny gasy pamosavy daholo ireo.😂😂😂😂
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 4 сағат бұрын
Madama Henriette lalatina, te hanao valifaty t@ izy tsy lany tany Faratsiho.
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 4 сағат бұрын
NAREO CENI anie tsy mahaleo tena mihitsy. TSANGANOLONA nareo fa ny lehiben' foza no mandidy
@FR-no2os
@FR-no2os 4 сағат бұрын
C'est plus que la peur, je dirai que c'est une élimination politique pure et dure et cette attitude mesquine et néfaste pour le pays ne fait qu'entretenir un climat politique délétère.
@fanjaravo
@fanjaravo 6 сағат бұрын
Malaelo anao aho ry fireneko, fa olona vitsy ireo ve no manimba ny firenena dia tsy hiady isika vahoaka , tena mampalaelo , mampate hamono tenisany mpisolelalaka reo
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 сағат бұрын
Ary anao Lalatiana Bisogny ny SAYDA naniraka vadinao nitifitry i SAYDA nanino tsy nigadrana, fa efa taona maro voa nigadranao koa izy satria manelengelina anao , hamosa secrets ratsy ataonao, anao mihitsy no dahalo eto Madagascar 🇲🇬 ry Lalatiana Bisogny ny Sayda
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 7 сағат бұрын
io izany ny tena marina dia tsisy hirarahian'reo tgv ireo lalana izany fa izay tiany hatao sy mety aminy dia ataony daholo satria tsisy afaka ny hanenjika azy
@PatriciaRahantamalala-f7u
@PatriciaRahantamalala-f7u 7 сағат бұрын
Ry Lalantiana rah vo mpanohatra itan daholo io tsikera rehetra io nefa izy mitatatata io tena mpandika lalana. Fiainana eto madagascar zany rehefa ao anatin fitondrana de tsy mahazo disoana na ita zao aza meloka fa rehefa tsy ao anatiny de diso sy meloka avokoa ka itan h@kely indrindra. indrisy ry tanindrazako
@coolman3322
@coolman3322 7 сағат бұрын
ianareo reo dia iray tsy kombakoba daholo misy hitsetseranareo sy ny acolitanareo ary havanareo ny fananany malagasy .
@user-xx7qc4wh7s
@user-xx7qc4wh7s 8 сағат бұрын
Ah trop loatra lay geste 😮😮
@JohnSandberg-j8g
@JohnSandberg-j8g 8 сағат бұрын
Hanao akory ny tohin'ny tantara?!
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 12 сағат бұрын
8 cm nga nanaraka lalanà
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 12 сағат бұрын
MBA mangina ry BM aaa.
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 12 сағат бұрын
CENI vendu par kilo ...qui vivra verra ry CENI ô
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s 12 сағат бұрын
Raha @ lalatina pahay lalana zeny inona tsy ampiharinareo lalana @ Roumi vous tratra nanao kolikoly ary nigadra tany i Londres ino dikanizany na azavena tsimazava azy fa lalana mitagnila ny lalana ampiasenareo .
@coolman3322
@coolman3322 7 сағат бұрын
iza aminy mpanao polifika s'y administrateur ato dago no tsy mpangalatra mpandrava kolikoly 90 % oui archi oui efa ao anatiny ra mihitsiny. ravaninareo daholo ny andrmpanjakana fa efa lo
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s 12 сағат бұрын
Maninove raha ampiharina ny lalana marina fa ka tsy mitognilana zeny, ka maninona rehefa olona agnatiny fitondrana no hitampoko miharihary manao kolikoly avolenta mamoafady fa tsiampiharina lala izany tahaka i Roumi vous de ambelany faitondrana fona zeny tsiasina resaka fa raha panohitry ndreky no mikatsaka hampandroso faritry misy azy dia amorona dosie maloto de ogadraina zeny ve mitombona @ resaka lalatina miteny ny lalana tsimentsy ampiharina aminola tsirairay mitombina ve zany ka tsimitognilana ry zareo mahay lalana zeny
@Grace73278
@Grace73278 13 сағат бұрын
Azôvy ma viavy ty?
@AgatheRabarisoanirina
@AgatheRabarisoanirina 14 сағат бұрын
Tu n es pas sérieuse c est tout 😂. Tu penses qu à ta gueule 😂
@AgatheRabarisoanirina
@AgatheRabarisoanirina 14 сағат бұрын
Naventy satria mety tu es en dépression 😂
@AgatheRabarisoanirina
@AgatheRabarisoanirina 14 сағат бұрын
Tu l as appelé c est pour ton profit d abord.
@AgatheRabarisoanirina
@AgatheRabarisoanirina 14 сағат бұрын
Ah drako, anao zo andafy io drako kara lasa tsy mahay fivolagna gasy. Nagnano karakory😂😂😂
@CyberMYSTERY-n6b
@CyberMYSTERY-n6b 14 сағат бұрын
Ny an'i Lalatiana izay no tena marina fa manararaotra trop ilay ra8
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 14 сағат бұрын
Avelao alo izy hitondra fa azy n'y hery famoretana
@CyberMYSTERY-n6b
@CyberMYSTERY-n6b 14 сағат бұрын
Sahaza an'i ra8 tsara zay fa dia efa manararaotra trop izy amin'io zavatra ray io. aloavy ny hetra fa élection communal io tsisy iraisampirenena hanao tsindry intsony eo hampidirana anao ho candidat ra8 a! hafa ny présidentiel🤣😂
@lydiasaharah28
@lydiasaharah28 14 сағат бұрын
Tena efa matory v n gasy.
@WendyAthena
@WendyAthena 14 сағат бұрын
Mampalahelo toe tsaina
@harsoa2326
@harsoa2326 15 сағат бұрын
Mbola tsy mety fay ihany ity bemolotra ity fa mitatatata foana. Soaly Mosa tompoko de be fialonana. Efa mahantra ny Malagasy mbola mitady hirika hampahantrana ihany.
@danielladaniella6919
@danielladaniella6919 15 сағат бұрын
Anw ts ratsy jery fa diso trop loatra geste na trop ai geste mivolagna trop
@doudou16junior25
@doudou16junior25 17 сағат бұрын
Vakio aloha ireto Commentaires ry Député Afak'andro,vao miana-mandeha sy vao hilano ao anatiny Politique ve de izao no ataonao
@coolman3322
@coolman3322 17 сағат бұрын
kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk
@razanamanga
@razanamanga 19 сағат бұрын
😢 C'est trop triste. Ts au courant am rah mansalo fek kon zahay à diégo eto ay. Rah regninay iz nis tany no mboagna.. Kaiky zy nigadra fek. 😥
@harline8692
@harline8692 22 сағат бұрын
Anao en plus Céline Dion nay
@harline8692
@harline8692 22 сағат бұрын
Yes nally
@nicolasralibetra4074
@nicolasralibetra4074 23 сағат бұрын
Dommage. Avant l'élection présidentielle, le collectif des candidats a réclamé plus de transparence, la liberté d'expression, etc. Mais vous n'avez pas levé le petit doigt monsieur. Maintenant que c'est le maire de Diégo qui va en prison, cela vous fait mal. Je vous remercie tout de même pour votre franc-parler. Pas de soucis, l'état fédéral peut être la solution, mais auparavant ...
@LovaHerizoTranHieu
@LovaHerizoTranHieu Күн бұрын
Aza miresaka fanavahana, merina na côtier mitovy jiaby samy sahiragna. Ary samy ao am fitondrana
@LovaHerizoTranHieu
@LovaHerizoTranHieu Күн бұрын
La fureur, nous sommes revenus au temps de Hitler. Dictature Madagascar
@JenithoJenicko-ob6je
@JenithoJenicko-ob6je Күн бұрын
Mampalahelo ny mahazo Maire ty atao hevitry jiaby amotehana azy
@raherisoavictor5919
@raherisoavictor5919 Күн бұрын
Fa rehefa hatao otrizao ,dia jerena daholo izay manao Malin rehetra any ,fa tsy io Mera io hiany
@LovaHerizoTranHieu
@LovaHerizoTranHieu Күн бұрын
Merci Monsieur d'oser dire. Thanks
@LovaHerizoTranHieu
@LovaHerizoTranHieu Күн бұрын
Pas lui seul mais presque partout de toute l'île
@FemudaRazaiariso-df9mb
@FemudaRazaiariso-df9mb Күн бұрын
Zao maka anao Lahy vola❤
@nadiajhayras4372
@nadiajhayras4372 Күн бұрын
Waraon kay 5ans OMG 😱 francement mampalahelo Maire ty ai ❤❤
@TTARasamoelina
@TTARasamoelina Күн бұрын
Ireo no TENA Tsy mataho.tody eeeee Izay miresaka anaovana na amoronana ''dossiers maloto '' Dia ampidirina any tsiafahy na Antanimora.
@TTARasamoelina
@TTARasamoelina Күн бұрын
Ianareo rehetra ihany no AO sy tompon'ny marchés publics eeee Be resaka fotsiny eo
@ClaudiaGordinne
@ClaudiaGordinne Күн бұрын
❤❤ Marigny eee''' tsy vandy zany 👍 pour une fois je suis bien d'accord avec toi