Fikiro mafy - KT Ambatovinaky

  Рет қаралды 275,526

Rado RATEFIARIVONY

Rado RATEFIARIVONY

Күн бұрын

Пікірлер: 82
@karimosolo3467
@karimosolo3467 5 жыл бұрын
Na manonja ny fiainanao na feno fanahiana Aza kivy na ketraka ianao Na mavesatra ihany koa ny hazo fijaliana Ilay Jesosintsika tsy mba mandao Na dia betsaka olana sy mafy ka torovana Tsy tantin’ny fo ho aiza moa Mankanesa aty hoy Jesosy Kristy Fa izaho hanome fitsaharana Atanjaho ny finoana fa na inon-kidona Ilay Jesosy tsy hamela anao irery e! Aza mba toa Petera f’izy anie ka nianjera Tao anaty onjan-drano mahery e! Izy mantsy tsy ampy finoana ka nisalasala raha sendra olana Ka ny hafatra apetrako aminao anio Jesoa no itafio Mivavaha amin’ny Jesosy ianao F’Izy ihany no afaka hamonjy anao Ka fikiro mafy ny tanany matokia Tiany ianao maminy Miambena ianao fa ny devoly dia masiaka Te hitady izay harapany e! Ka mamitaka anao omeny anao avokoa Ireo rehetra tadiavin’ny fonao e! Dia taritiny ianao ka lalan-diso migodàna No velariny handehananao Angataho ny fanahy hampahery anao Hanazava izay mba hizoranao Atanjaho ny finoana.......... Mifikira amin’ny Jesoa ianao namako o! (Feo 1) Miorena tsara fikiro Jesoa (Feo 2 sy 3) Amin’ny Jesoa no apetraho Ny fanantenanao namako o! Miorena tsara Jeso no fikiro (Feo 4) Mafy amin’ny Jesosy Kristy Ny fanantenanao namako o!
@princyraveloharison5407
@princyraveloharison5407 5 жыл бұрын
....Mivavaha amin'i JESOSY ianao, IZY ihany no afaka hamonjy anao, ka fikiro mafy ny Tànany matokia, Tiany ianao Maminy. Miorena tsara aza miova....!!! Misaotra KT Ambaovinaky fa mampahery be e ! TSARA JESOSY !!!
@odetterani989
@odetterani989 10 ай бұрын
Tena tsarabe ny hira , tena mampandinitena sy mankahery tokoa❤❤. Azfady mba misy afaka milaza ve oe inona ny fanalavana ilay hoe KT
@lalaratefiarison9372
@lalaratefiarison9372 5 жыл бұрын
Hira tsy mety lany hamamiana ny fijoroana amin'ny finoana an'i Jesoa Kristy. Mampifikitra hatrany ary mampioro-paka ny finoana ny maheno itony hiram-piderana itony. Mahereza mandrakariva
@anniehoareau5817
@anniehoareau5817 10 ай бұрын
Tsy miala aminao aho Jesosy 🙏❤️
@sahazarakotondraibe6699
@sahazarakotondraibe6699 5 жыл бұрын
Tazony mafy aho Jesosy fa tsy mahatazona Anao Amen
@stephanotzafindratafa340
@stephanotzafindratafa340 3 жыл бұрын
Mampahery ity hira ity
@evaeva2271
@evaeva2271 5 жыл бұрын
Fikiro mafy Jesoa matokia🙏🙏 tiak loatra ity hira ity sady mampahery.
@38hari
@38hari 10 жыл бұрын
Feno fanahina tokoa isika ary toa mivadipo noho ny fahasarotan'izao fiainana izao Ary mazana ny fitadiavana vola sy harena mazana no tena tsilo mamefy antsika tsy hahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra Dia hoy ny tenin'ny TOMPO :" Jehovah o!,ampahafantaro ny farako aho sy ny ohatry ny androko ; ary aoka ho fantatro fa olonkandalo aho 6 Aloka tokoa no fandehandehan'ny olona ;zavapoana tokoa no itabatabany; Mihary harena izy fa tsy fatany izay ho tompon'izany Sal 39 :4,6 " Koa mahareta @ fivavahana ry havana ary ataovy ny sitrapon'ny TOMPO Dia misaotra anareo antoko mpihira flm ambatovinaky nohony toriteny ankira atahy anareo anie ny TOMPO
@irenevanessa8961
@irenevanessa8961 9 жыл бұрын
misaotra betsak e. tena tsara.. sad madona fo be le iz💔💔 makasitrak e.. hoan'ADRIAMANITRA irery ian voninahitra..
@georgettedesmoulins6801
@georgettedesmoulins6801 6 жыл бұрын
Misaotra ny Tanora Kristianina Ambatovinaky fa tena mampahery sy mampitombo ny finoana an'Ilay Jesosy Tompon'ny fiainana e !!
@lalainafara9213
@lalainafara9213 9 жыл бұрын
Homeo Azy ireny ny Voninahitra, fa izay olona Noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana ho Ahy
@rasoaniainanadialeonard2633
@rasoaniainanadialeonard2633 6 жыл бұрын
Misaotra betsaka , Tsara le hira 💜😍💕, ❤️😭😭🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏Merci , tiako be le hira
@violettefanomezan7965
@violettefanomezan7965 7 жыл бұрын
Latsak ranomasoko isak mandre ity hira ity tsapako be fitiavany Jesosy ahy . Izy mivantana miteny amiko izao.🌹🌹🌹🌹🎶🎶🎤🎤💿💿💓💓💓💟💟💖💖💖
@sylvoalias
@sylvoalias 5 жыл бұрын
Miambena ianao fa ny devoly dia masiaka Te hitady izay harapany e! Ka mamitaka anao omeny anao avokoa Ireo rehetra tadiavin'ny fonao e! Dia taritiny ianao ka lalan-diso migodàna No velariny handehananao Angataho ny fanahy hampahery anao Hanazava izay mba hizoranao... Arovy aho Tompo o...aza avela ho irery ny fiainako.... Misaotra Tompo o..
@herisoarazafiaimanana5803
@herisoarazafiaimanana5803 6 жыл бұрын
ZANY TOKOA RETO A JESOA NO TAFIO. MISAOTRA NY KT
@solofoarimangaestherralini4239
@solofoarimangaestherralini4239 9 жыл бұрын
mampahery be fa misotra e!fikiro mafy ary Ilay Jesosintsika e!
@sthelagunhollyhanitrinirin4780
@sthelagunhollyhanitrinirin4780 10 жыл бұрын
Tena tiako Tiako tiako..Misaotra betsaka..Fa tena tiako ity hira ity
@samonmofo7632
@samonmofo7632 5 жыл бұрын
Tena mampitomany ahy ity hira ity satria tena . Mampanolotena hoany tompo 👏💖😭😭😭😭
@hantavololoniaina1914
@hantavololoniaina1914 8 жыл бұрын
hazony izahay JESOSY sao dia tsy mahatana anao!AMEN
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 6 жыл бұрын
Mankasitraka anareo Tompoko o! tahin Tompo e! Amen!!!
@nirilalainaravaoarisoa7294
@nirilalainaravaoarisoa7294 3 жыл бұрын
Fikiro eo a'tsandrinao aho Tompoko Masina
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 жыл бұрын
mankasitraky indrindra anareo fa tonga somatsara ny hafatra ankira
@kuwaitcity3119
@kuwaitcity3119 6 жыл бұрын
Misaotra eee,Tazomy aho JESO mba tsy ho azony fankam panahy AMEN
@randriarimalalaheryfifalia7376
@randriarimalalaheryfifalia7376 3 жыл бұрын
2021 mbola eto, mampahery foana. Mankasitraka
@arlettevonjiarijaona6196
@arlettevonjiarijaona6196 10 жыл бұрын
Tonony Isanandro ny anarany JESOSY , fa mahery IZY
@v.m.s.rakotomanga3310
@v.m.s.rakotomanga3310 8 жыл бұрын
Tsara be. Misaotra fa manome hery aty lavitra aty mpihiry chorale koa aho.
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 жыл бұрын
mankasitraky indrindra Tompoko fa tena hafatra ankira anareo
@rakotonjanaharyfelanamanit2859
@rakotonjanaharyfelanamanit2859 10 жыл бұрын
tena tsara ny hira sady mampahery be fa misaotra nizara, manampy anay hahay ny tonony izao fa alefaso foana e...
@randriamananjaratantely6531
@randriamananjaratantely6531 5 жыл бұрын
Tsara be Fikiro mafy
@evaeva2271
@evaeva2271 5 жыл бұрын
Tena mampahery ahy ity hira ity.
@miantsoumaminihaina4273
@miantsoumaminihaina4273 9 жыл бұрын
latsa dranomaso mits ah naheno an ilay hira, mankasitrak ny KT e!
@hubertrakotomalala6355
@hubertrakotomalala6355 7 жыл бұрын
Miantsou MAMINIHAIN
@lantorahantarijaona2369
@lantorahantarijaona2369 10 жыл бұрын
Misaotra fa mampahery ahy ty hira ity sady mahafinaritra.
@trianaak9402
@trianaak9402 7 жыл бұрын
Tsara Jehovah ary manana harem-pahasoavana tsy lany ho an'ny fiderana, ANY @ PALAIS NO FOTOANA 21 MAI 2017 IO AN
@julienaina505
@julienaina505 10 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra e! Ilay Jesosintsika tsy mba mandao ........ Jesosy no itafio
@nirinaranaivosaona4760
@nirinaranaivosaona4760 7 жыл бұрын
tena mampahery ny hiranareo KT a!tena Jesosy. no herintsika, tsy mba mandao izy.amen
@bertrandramamonjy4690
@bertrandramamonjy4690 5 жыл бұрын
Hira krismasy
@vanessairene6881
@vanessairene6881 9 жыл бұрын
misaotra ee👍
@rafiqurrahman4584
@rafiqurrahman4584 6 жыл бұрын
Latsaka fo ranomasoko isaka mihaino i hiry ty, misaotra anao mandrakariva zah tompooo, fantako fa ts anda aho anao,
@christianhenriratsimbazafy2153
@christianhenriratsimbazafy2153 10 жыл бұрын
Misaotra e!! tsara b le hira
@suzetterazanarisoa2638
@suzetterazanarisoa2638 8 жыл бұрын
aza miala amin i Jesoa e.
@jeanclauderandriarimanana272
@jeanclauderandriarimanana272 10 жыл бұрын
tsara le hira,mankasitrak'indrindre !
@moniarejela2232
@moniarejela2232 7 жыл бұрын
misaotra fa mampahery be ilay hira!
@anjsrazanatsoa1181
@anjsrazanatsoa1181 6 жыл бұрын
atanjaho NY finoana fa na inon-kidona,ilay Jesosy Tsy hamela anao irery...... Tiko loatra ilay hira, mankasitraka ny KT Ambatovinaky
@kolins_maker1582
@kolins_maker1582 3 жыл бұрын
MAKASITRAK OO
@pmr6677
@pmr6677 6 жыл бұрын
misaotra indrindra anareo makasitraka.
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 7 жыл бұрын
Mankasitrak indro fa tena mampahery Ny Tompo homba anareo mandrakariva @asa fitorina ataonareo
@KTAMBATOVINAKY
@KTAMBATOVINAKY 7 жыл бұрын
Misaotra tompoko
@Fanirinavalimbavaka
@Fanirinavalimbavaka 7 ай бұрын
❤❤❤❤
@martinjean7028
@martinjean7028 6 жыл бұрын
OK KT a, tsy mety tonta mihitsy ity hira ity amiko, mandrakizay
@randrianarijaonaodilonulri2070
@randrianarijaonaodilonulri2070 9 жыл бұрын
Tena mampahery.
@hubertrakotomalala6355
@hubertrakotomalala6355 6 жыл бұрын
RANDRIANARIJAONA ODILON ULRICH i👷🏿‍♀️ )) OK
@aremecservice3143
@aremecservice3143 6 жыл бұрын
mampahery be
@nbnnon5871
@nbnnon5871 6 жыл бұрын
Misaotra éeeh
@razafindrakotovola4967
@razafindrakotovola4967 8 жыл бұрын
Fikiro mafy Jesoa.
@tatelymisaotrajesosyooosah6111
@tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 жыл бұрын
Apetraho Aminy ny adinao,fa izy no handamina az
@malalaandrianary3025
@malalaandrianary3025 5 ай бұрын
@lydiaalinoro4958
@lydiaalinoro4958 6 жыл бұрын
Misaotra, mandrosoa hatrany
@rafiqurrahman4584
@rafiqurrahman4584 8 жыл бұрын
Andriamatroooo,
@radonirinarafanomezantsoa9744
@radonirinarafanomezantsoa9744 3 жыл бұрын
mirary soa atrany
@heryhmanantena1087
@heryhmanantena1087 9 жыл бұрын
tena marina ny voalazan'ny namana fa zovy moa no tsy holasa saina amin'ny feony sy tononkira raha mbola mety iasan'ny Fanahy Masina
@keniasantosdasilva5696
@keniasantosdasilva5696 2 жыл бұрын
Belíssimo
@ezditheclautilde465
@ezditheclautilde465 8 жыл бұрын
Misaotreee
@norianoria924
@norianoria924 5 жыл бұрын
Amen...amen....amen
@isaiavaleto3734
@isaiavaleto3734 9 жыл бұрын
aza miala @ Jesosy Tompo oa e!
@raoeliarinivo8328
@raoeliarinivo8328 6 жыл бұрын
MAKASITRAKA
@marieagatherasoarimanana6476
@marieagatherasoarimanana6476 4 жыл бұрын
F O O
@lovasoaclementinerandriana9166
@lovasoaclementinerandriana9166 5 жыл бұрын
Fikiro mafy Jesosy f IZY ts amela antsik irer
@reneedebonneviedepogniat7917
@reneedebonneviedepogniat7917 3 жыл бұрын
👏🏽👏🏽👏🏽👌🏾💕
@faniryrazafimamonjy9855
@faniryrazafimamonjy9855 5 жыл бұрын
misaotra fa tena mampahery ho ao @ tompo
@lalainarakoto5777
@lalainarakoto5777 2 жыл бұрын
Lola
@antoinerazafitsoma2221
@antoinerazafitsoma2221 9 жыл бұрын
Mba omeo partition e
@andrianomenjanaharydavidso3160
@andrianomenjanaharydavidso3160 8 жыл бұрын
Andefaso ny cd nareo zahay aty France fa mangetaheta e!
@anjarasoapigao5088
@anjarasoapigao5088 6 жыл бұрын
tsara be lay hira misaotra Andre mangataka @ tompo mb ampitombo ny tanleta,
@lantorahantarijaona2369
@lantorahantarijaona2369 6 жыл бұрын
tikoooo
@jullijulli2009
@jullijulli2009 6 жыл бұрын
Tena makasitra fa tena tsara tokoa ny tompo tsika amen
@norianoria924
@norianoria924 5 жыл бұрын
Misaotra....eh !
@sylvoalias
@sylvoalias 5 жыл бұрын
Miambena ianao fa ny devoly dia masiaka Te hitady izay harapany e! Ka mamitaka anao omeny anao avokoa Ireo rehetra tadiavin'ny fonao e! Dia taritiny ianao ka lalan-diso migodàna No velariny handehananao Angataho ny fanahy hampahery anao Hanazava izay mba hizoranao... Arovy aho Tompo o...aza avela ho irery ny fiainako.... Misaotra Tompo o..
@sylvoalias
@sylvoalias 5 жыл бұрын
Miambena ianao fa ny devoly dia masiaka Te hitady izay harapany e! Ka mamitaka anao omeny anao avokoa Ireo rehetra tadiavin'ny fonao e! Dia taritiny ianao ka lalan-diso migodàna No velariny handehananao Angataho ny fanahy hampahery anao Hanazava izay mba hizoranao... Arovy aho Tompo o...aza avela ho irery ny fiainako.... Misaotra Tompo o..
Tantara Malagasy - MAFANA TRATRA (Tantaran'i Kolo FM) Tantara Indray Miseho
1:40:45
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 8 М.
Volume 3 chorale AMPIKORA FLM MOROMBE
3:53
Joseph RABETSY
Рет қаралды 125 М.
Ora farany
7:10
Rado RATEFIARIVONY
Рет қаралды 103 М.
KT Ambatovinaky FIKIRO MAFY
4:32
Andriantseheno Vonjy
Рет қаралды 321 М.
TF7~Izaho manaiky
5:53
Jacques Thierry Tsirimalala
Рет қаралды 7 М.
Hosana Ambohijatovo Fitiavana - Tena tiako Ianao
5:39
Fifaliana Trimozafy
Рет қаралды 133 М.
FEFI Hiverina Aminao
4:18
Erick RAHAJASON
Рет қаралды 41 М.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Matthieu Princy
Рет қаралды 7 МЛН
ANTSON'NY FAHENDRENA 29 :"MIJOROA HO OLONA VOAZAHA TOETRA "
23:46
fjkmtv fahazavana
Рет қаралды 395
Tokim-panompoana | Ampifitia (Lyrics)
5:53
vloggasy
Рет қаралды 83 М.
Tsy ho irery intsony aho (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy
4:16
Tanora Masina Itaosy
Рет қаралды 292 М.