tena tsy miova mihitsy ny toetsaintsika betsileo , olona nan niaraka nangalatra no tianareo havoaka , au lieu de mangataka any hery rajao miaraka aminy any amponja koa
@salohyrafidy31816 жыл бұрын
Maminirina Eulalie ataoko fa za no tsy nahazo resaka 😂😂😂
@fidisonliva26646 жыл бұрын
Maminirina Eulalie Zah ndray no menatra, iza no tsy mahalala ny fomba ratsy iny. Mbola misy anankiray namany ao aza ko
@gasycutestimizara29926 жыл бұрын
Ny fiheverako aza de tokony fitakaina ny higadran'ny Reo niray afera tamin Claudine fa tsy izy irery no nanao anio.
@38hari6 жыл бұрын
Raha izany fisainanareo izany no atao eto dia fanjakan'ny baroa Fa rehefa nanao ny tsy marina dia alao hitondra ny vokatry ny nataony Fa nahazo hoatrinona tamin'i Claudine ireo mpitarika ireo .Toa mpitarika efa miteniteny foana.Izay tian'ny ratsy atao eto zany dia ataony fa tsy misy lalàna mifehy intsony ,dia ho avoaka avokoa izany ny gadra rehetra ?
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
tsy mila ny fiovahany claudine , iray petsapetsa t@ ity fanjakana tsy manjary ity
Ny niaraka retra taminy aza mbola ho samborina le mtap reto a. Apirimo ny vola fa aza laniana anangonana olona intsony
@gasycutestimizara29926 жыл бұрын
Daniel Radany manahirana ny politic , maloto ny panao politika. Fa ohatriny misy marina kely ihany le hetsika fa le amoahana ani Claudine no nanimba sy nandoto ny hetsika io
@danielradany9656 жыл бұрын
Efa manomboka nge e, efa any amponja zao ny ministry ny vola tamzany dia zay no mapatahotra ani sénateur satria ho avy ny anjarany refa tsy misy mpiaro intsony izy amin'io hvm efa miozongozona io
@hajahaja31496 жыл бұрын
mahangoma le hira na d ts betsileo aza aho ankotrizay ts idirako merci tv plus
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
n importe koi , ny fangatahana ny fanafahana any claudine
@fidisonliva26646 жыл бұрын
Mataotra fitsarana anga ka mody manao fitakiana eo, avelao hivoaka ny marina eee
@miarofy82676 жыл бұрын
ts eken ny fivoahiny claudin satria mpiray affaire amin RAJAO😡
@rasoarimanampyleontineloui43946 жыл бұрын
Mpanao politika milalao vahoaka,Agnayb amoron'i Mania salama fa agnay tsa magnaiky an'i Claudine havoaka zany
@salohyrafidy31816 жыл бұрын
Avohay i Claudine hono fa mamaky teny mivadika ireto ola reto sa tsy tonga tany ny hafatra 😀😀😀
@fenoheryisraelrakotonirina69096 жыл бұрын
fa fitakiana an'i Claudine ve ty sa firaisakinan'ny fianara e?
@rafaralahypatrice85146 жыл бұрын
Fenohery Israël RAKOTONIRINA.izy aby sady mitaky ny anjarany no mila manohana.
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
tena mampalahelo ny toetsantsika , claudine fona no resaka
@salohyrafidy31816 жыл бұрын
Fenohery Israël RAKOTONIRINA mety tsy haindreo ilay histoire a , tsy tonga tany angamba ny hafatra 😱😱😱
@rakotomiarina42236 жыл бұрын
de vo be ny olo mora ambakaina; spectacle ro diany ankamaroan'olo reo rehe ny fahitako azy.
@Miranazazoro6 жыл бұрын
tena samy manana ny maharary azy marina kahh!! ihihihihiihih
@danielradany9656 жыл бұрын
An-tenda ny ainy, mbola eo amin'ny fitondrana aza clo no nosamborina maika fa hirodana io,mahatsiaro mitanjaka dia matahotra ho raisi-potsiny eo daholo satria halalaka hanao ny asany ny samfin sy ny bianco, razafindravonona ministry ny finances zao efa nidoboka any fa tsy misy zanak'iarivo miantso ny amoahana azy, zarao ihany aloha ny volam-bahoaka mandra-pà é
@gasikarazanatany6 жыл бұрын
Mazava be izao inona no mahatonga an’i Fianarantsoa tsy mandroso: hay ny fanetriben’ny firenena no voizina. Dia ny taigna ro menatsa !
@soafararaveloson74056 жыл бұрын
ny fanetriben firenena ko ve avoka ee, hafahafa ko reto olona reo, de gaga.enao
@judithsofia46276 жыл бұрын
Avoahy dia ento ho anareo irery reny fanetriben'ny tany ireny
@reyph7426 жыл бұрын
Mazava be fa i Claudine no ao ambadik ity hetsika ity! Izany no namatsy vola an ity hetsika ity . Vao maika hahatezitra ny olona ao amin ny 13 mai sy ny vahoaka malagasy ty. Olona mapanao kolikoly ve de avoaka mora foana?
@martinirakotondrazafy51146 жыл бұрын
Aza malahelo nareo fa rehefa mpanao ratsy dia mpanao ratsy;jereo ireny ataon'i Deputé Robertine Aza malahelo nareo fa mbola eo Pasteur Mailhol zanak'i Fianarantsoa
@valisoaandriamihamina69046 жыл бұрын
Tena tsy avotra intsony ilay fisainana
@reyph7426 жыл бұрын
Fa loza inona ty? Fa tany tsy misy lalana ve ty tany ty ? Maninona koa no tsy takina ny fialan i Rajao?
@heritianaheritiana89726 жыл бұрын
Tsara ny firaisankina fa nefa anisany tsy mampandroso an' i Madagascar dia ny resaka "sentiment" fihavanana sns. Amiko refa nandika lalàna dia mendrika ny sazy na iza io na iza.
@tsikyfitia58476 жыл бұрын
Zao v hitako ty video ty ilay tolona eo ihany.fa ny olona toa tsy misy taitra mihetsika2 ny hira nefa mijaridina hotrin ny mihaino kabary .olona azo isaina @ ratsantanana no mba mihetsika
@reyph7426 жыл бұрын
AY SENATERA ANDRIAMANDAVY NO AMBADIK IZAO! MAZAVA BE!
@pierreetiennepaulette36086 жыл бұрын
Mapme ko t'y le tsy Tonga de mitolona raha zay no Tina atao fa tsy Claudine no atao resabe éto lol
@dood5876 жыл бұрын
Claudine sa Christine ???? RAZAIMAHASOA sa RAZANAMAHASOA ? LOL .... Voa mafy koa Fianarasoa zao ? Fa dia ahongany tao io fanzakana io !!!
@pierreetiennepaulette36086 жыл бұрын
anay zay anay zay lol
@ranjede38386 жыл бұрын
da sagnagna aby
@meltineniaina10486 жыл бұрын
Kely sisa dia iboridana tanteraka. Izao ve tsara indrindra aseho an'ireo vahoaka?
@tovojoachinramboaniaina11376 жыл бұрын
MPANGALATRA VE DE HAVOAKA NY FONJA????????
@rajaonarivelonarinjaanthon31316 жыл бұрын
spectacle v io sa
@kellyjoany95766 жыл бұрын
Tsy mahagaga ianareo raha farahidiny @ farintany rehetra raha izany toe-tsaina izany no invondronanareo.Dia hifotetaka eo foana ianareo fa adala
@hanitrinirinamarieclaire54286 жыл бұрын
tsy marina kosa hoe zay faritany fianarantsoa no farahidiny mahatra ; misy ny manao kolikoly fa tsy voatery hoe ny rehetra ;
@ranjede38386 жыл бұрын
Diso tolona le vendrana reto, mdr
@soafararaveloson74056 жыл бұрын
tsis dikany ilay fivoriana
@steavenpatrick90886 жыл бұрын
tsapay a klaudne fa hinana ny amaniny izy sy rina dia atao haingana izay hvoahany. mbola hidtra any daholo nareo a io ary tsy ampy
@ranjede38386 жыл бұрын
minono fory daolo ny ao fianaratsoa ao
@rafaralahypatrice85146 жыл бұрын
randria be.oka kosa aloha lay teny ratsy e fa ny tena marina tsy azonao le resaka.nandra koa anao.
@rasoarimanampyleontineloui43946 жыл бұрын
aza ataonao anaty gony daholo zahay ramose fa izay sagnagna
@vickingsnheider57356 жыл бұрын
Claudine mpangalatra e
@soafararaveloson74056 жыл бұрын
lol b ilay izy
@steavenpatrick90886 жыл бұрын
pablo ecobar malagasy mafia mihntsy ry HVM ireto :) :)
@jeanjulienrakotozafy72116 жыл бұрын
Samy mitaky ny maharary azy io réhefa fitondrana tsy mamely ihany F'angah izy irèry no nanao gaboraraka ny fananam- bahoaka ???
@sarcasm38006 жыл бұрын
Toe-tsaina mirefarefa @ tany, rehefa nanao ny tsy mety dia migadra na Claudine de Fianarantsoa por* na avy aiza na avy aiza, aiza ho handroso io firenena io raha otr'izany daholo ny foto-pisainana ! Mbola ho be ireo hanampy azy any am-ponja.
@rafaralahypatrice85146 жыл бұрын
tehody liaka zay kah.😅😅
@rafaralahypatrice85146 жыл бұрын
marinazay hanao zanabalalandolo isika.
@rasolobechristian69946 жыл бұрын
Fa ino ambadik 'ity raha ty ?
@rasolobechristian69946 жыл бұрын
Toa lasa revendication marginale no tena ambadika ! Iza marina reto milaza zanak i Fianara reto fa tsy mazava !
@rasolobechristian69946 жыл бұрын
Claudine future Présidente pourquoi pas ? Elle sort du prison et direct Iavoloha comme ca tt le monde est content ! Mbola ho ela sika gasy e!
@jeanjulienrakotozafy72116 жыл бұрын
rasolobe christian firaisan- kinan'i Fianarantsoa ny ao ambadik'io Raharaha io, izay mpanota rehetra de aleo hiara hijinja ny vokany fa tsy asiana fanavahana F'angah izy irèry no nangalatra, ? Tamin'io resaka io, néfa ny sasany mieponepona fotsiny, sa izay no tany tan- dalana voizina isan'andro
@sarcasm38006 жыл бұрын
Jean Julien> koa rah izany dia tsy tokony ho famoahana an'i Claudine velively no hangatahana fa ny hidiran'ireo rehetra mpangalatra any am-ponja ! Zavatra azo hangatahana sy anaovana grevy izany, ary tokony, fa tsy resaka famoahana an'i Claudine velively no atao resa-be eo. Adala p*ry iaby.