Mahareta Amin finoana ry namako isany, miorena Mafy, fa mandalo ihany ny olana
@hantarasovelomanana95084 жыл бұрын
Raha tsy sedraina aho Tompo ô tsy fantatra oe tena izy rah ts mandalo ady ady koa tsy fantatra oe mpandresy Amen😘😘😘merciii Tonton Zarah Tiko daholo ny hiranao 🙏🙏🙏🙏🙏
Tena niainako tokoa zan tonon-kira zan t@ taona 2013 d misaotra anareo Tarika Zarah fa nampahery ahy tokoa sy nampitraka ahy ary nanome fiadanampo tato anatiko,.Mankasitraka indrindra!
@suzannerasoa65575 жыл бұрын
Amen, mankasitraka lehibe indrindra
@gdfgarage36784 жыл бұрын
misaotra tompo fa tsy nisaraka taminao izahay na de notsapainao aza fa mifikitra aminao hatrany
@joharyandrianandrasana6422 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpanakanto!
@bonjourjespere16275 жыл бұрын
Iaretako n'y fahorian ifaliko n'y fananten n'y aizimpito no manabara fa ankaik n'y fazavan
@jugain758210 жыл бұрын
mampahery b le hir, mankasitraka e!!!
@perpetueraharisoa18883 жыл бұрын
Marign zegn aiiii
@donathermanntsinanilahy45217 жыл бұрын
Tena mamelona fanahy tokoa izany hira izany, misaotra Zarah,mankasitraka.
@dillanrakoto90568 жыл бұрын
mankasitraka fa tsara be ilay tonon-kira!!!!! fa raha tsy sedraina aho tompo oh!!! tsy fantatra hoe tena izy!!!
@directiondesoperationsdese7466 жыл бұрын
THIS IS BASIC SONG TO BELIEVE MORE AND HAVING TRUST IN THE HOLLIES LORD JESUS. PLEASE GIVE HIM UP YOUR HEART AND SOUL. GET OUT YOUR SATANIC IDEAS SINCE NOWADAYS TO NO ENDLESS TIME.
@viviannevivianne70056 жыл бұрын
Na dia misetra ady mafy aza aho tompo ooo matoky aho misy Anao fa tsy maintsy mpandresy mandrakariva amen, tiako be hira ts voly aho mihaino
@sidoniejuster62707 жыл бұрын
mankasitra ny panolotra ny hira fa tiako be izio tahin Tompo e
@tahianatahianando19589 жыл бұрын
makasitraka @ le hira tsara b ann mazotoa e
@tatianavalerie69186 жыл бұрын
Amen
@oelinasolo92857 жыл бұрын
Tena marina ho an'ny miaramilan'i Jesoa zany, misaotra ry zalah an
@holiarisoarakoto74273 жыл бұрын
Amen 🙏🙏
@lazarak41678 жыл бұрын
diso marn loatra le hira a makasitra e mlai e
@andoniavonadia33316 жыл бұрын
Ra tsy sedraina mitsy aho tsy ntodika taminao tompo oo
@maminirinapaulinesafidinom21455 жыл бұрын
Tsara sady marina be
@mihamsaxgasy99387 жыл бұрын
marina loatra izany hira izany.satria nihatra tamiko.miezaka ny mitraka aho
@jaorakotonoely86348 жыл бұрын
sao dia mba misy mahay ilay hira faraparany clip eny @ plage iny?
@dhoridhori20157 жыл бұрын
Tena marina mintsy ny lazainy io hira io an Misaotra eee
@mamisoafitahianarandrianir8158 жыл бұрын
soa ihany aho nampahoriana ianarako ny didinao:mankasitraka @Hira fa marina izany ... (Fa raha tsy sedraina ho Tompo ô, tsy fantatra hoe tena izy).
@yvesmarcel80925 жыл бұрын
Izany indrindra , za kou tena nandalo fahoriana mafy loatra de nahatsapa za fa voasedra tao anatin'izany sady nijanona nahatoky an'ilay Andriamanitra Tsitoha de indro aho ankehitriny tsy mifikitra intsony @ fiainana an-tany fa tô tonga ato an-dohako fôna ny faniriana te ho isan'ireo voavonjy hitoetra ao @ ilay Jerosalema vaovao ...... Romana 12:12
@nicolerakotondrafara14344 жыл бұрын
amen
@claudeforge34087 жыл бұрын
ety amizao totolo izao no ahitatsika fahorina
@vololoniainalydierakotoali63686 жыл бұрын
raha tsy mandalo ady ko, tsy fantatra hoe mpandresy aho!!!
@v0laraj3 жыл бұрын
Marina zato isan- jato
@ezditheclautilde4658 жыл бұрын
Misaotreee
@flowers94645 жыл бұрын
Amen!
@sidoniejuster91196 жыл бұрын
mankasitraky anareo e!
@RFDfm7 жыл бұрын
Ny sedra ataon'Andriamanitra matetika dia ny fakam-panahy.
@veromanitra38527 жыл бұрын
merci Zarah marina izany
@ramambasolojosealain9610 жыл бұрын
fitsapana
@jovialemdg8534 Жыл бұрын
tiko b
@ravakamaevaramahazomanana56924 жыл бұрын
❤❤💔
@tinasoalalainaa32856 жыл бұрын
tiko loatra
@marionheritiana35349 жыл бұрын
rah misedra ady mafy aza aho ts ampitondra izay ts zakako enw