FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN TANY, ANDIANY VOHALOANY

  Рет қаралды 65

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Ай бұрын

FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN-TANY, ANDIANY VOHALOANY
Natao ny 17 jolay teo amin’ny zaridainan’ Antaninarenina ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny foaran'ny fromazy andiany vohaloany eto afovoan-tany, hetsika eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, izay nokarakarain’ny M’anja events, fiaraha-miasa amin’ny FHORM "Fédération des Hôteliers et Restaurateurs de Madagascar", ka ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, RATOHIARIJAONA Suzelin no nanokatra izany.
Mpanodina vokatra avy amin'ny ronono madinika sy salantsalany miisa 40 misehatra amin’ny fanodinana ny ronono ho fromazy ao anatin’ny telozoron’ny ronono na "triangle laitier" no tonga mandray anjara amin'ny hetsika dia Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava ary tohanan’ny Tetikasa PROFILAIT, izay vatsian’ny vondrona Eropeanina vola.
Mampiranty ny vokatra vokariny izy ireo rehefa avy nanaraka ny fiofanana sy ny torohevitr'ireo mpana-mahay avy any ivelany miara-miasa amin’ny Tetikasa mandritry ny 4 andro.
Antoky ny fananana fromazy ara-kalitao ny fampiasana ronono manaja ny fenitra takiana, izay miainga avy any amin’ny mpamokatra ka hatrany amin’ny mpanodina.
Karazana fromazy vita Malagasy maro no nampiratiana nandritry ny andro voalohany. Hita fa efa manomboka miparitaka manerana ireo tsena lehibe ny vokatra amin’ny vidiny tena mirary.
Marihana fa efa manana tondrozotra momban' ny kalitaon’ny ronono na "démarche de qualité laitière" isika malagasy.
"Miantoka ny fanjarian-tsakafo ny ronono" .
#minaedit
#MDB
#PROFITLAIT

Пікірлер
Koursk : la contre-offensive russe est lancée ?
8:23
Running With Bigger And Bigger Feastables
00:17
MrBeast
Рет қаралды 214 МЛН
Electric Flying Bird with Hanging Wire Automatic for Ceiling Parrot
00:15
C'est la rentrée, on censure Michel Barnier !
20:41
FRANÇOIS RUFFIN
Рет қаралды 105 М.
JML PARVIS ANALAKELY
5:37
MINAE Officiel
Рет қаралды 31
MAHAVOKATSE FDA - MINAE
13:01
MINAE Officiel
Рет қаралды 216
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
5:11
MINAE Officiel
Рет қаралды 85