Mankasitraka be, I Onimihajanirina lo tena nahay ny rôle-ny mihintsy e. Misaotra ny pilalao rehetra, mahay be daholo nareo ❤❤❤ ary ny fizarana ny finoana am'Andriamanitra ❤❤
@mamymamy34133 жыл бұрын
Misaotra betsaka anao gasy rakoto fa tsara be lay tantara
😁😁😁ity re aa fetra malalakoo mankasitraka indrindra topokoo hoan'Anandriamanitra anie voninahitra
@stenerakoto28703 жыл бұрын
Misaotra betsaka o
@zhyahkiady10863 жыл бұрын
😂😂😂😂😂😂😂😂 Aiza nareo eeeeee Ry be korotana, be manaiky, ody fitiana 😂😂😂😂😂😂😂😂😂 Vadiko, vadiko, vadiko a, aiza le madama be, aiza ny herin odinao a 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 Tena afaka andro aho sady afaka fahanginana f dia tena mankasitraka e, mirary soa atrany