Tsara ny kanto malagasy rehefa mahay ny mpamorona azy😍🥰 Mankasitraka eee❤❤
@lavieestbelle9883 Жыл бұрын
Misaotra betsaka ee ❤❤ hatr@ zay nihainoako tantara zay dia hitako fa tena mahay manoratra sy i Razanabary Voahangy lalao Joséphine mahay mamorona ihany koa, mankasitraka e 🎉🎉 mi chapeau azy 🥰🥰