Tena mbola hafa mitsy oa n tantara n RDB. Tena otran mijery film mits enao mihaino maka sary an-tsaina n fandehan tantara🥰👌🤩 Misaotra indrindra fa tena nankafia mits
@Kala_piso3 жыл бұрын
Tantara nalaina t@film izy ty dia nadika tantara malagasy 👍
@marielesage12543 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko, mampalahelo be lay tantara 🥰😍🥰😍🥰😍🥰😍🥰❤❤❤❤❤❤Misaotra indrindra miandry ny tantara vaovao 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@enindratrerabellaursula7433 Жыл бұрын
Mankasitraka Fetra tia vadiamanjany mampalahelo izy Mety zaho manantena Fa mbola ho hita mialy🙏🙏
@exkuw77712 жыл бұрын
Latsaka ny ranomasoko ny farany 😭😭 , tena mahay ny mpanoratra 🌹❤ mankasitraka Tompoko 🙏🏻
@ravaoolyvia46673 жыл бұрын
Misaotra betsaka eee 💖 🙏
@anjarafanomezana28673 жыл бұрын
Mankasitra eee tsara be ilay tantara ❤❤❤🥰🥰😍😍
@angelinerazanamasy72573 жыл бұрын
Misaitra betsaka fa tena TSARA Ilay tantara ❤️👍
@faniryloeticiah60713 жыл бұрын
Ndriii mapalatsaka ranomaso mahapalaelo be 🥺🥺😔aza mihisy ànie izany fa tena Loza sady ilay feo kira ihany koa mapalaleo misaotra Tompoko
@olidianne19233 жыл бұрын
Misaotra indrindr ô🥰🥰
@mariachantale87603 жыл бұрын
Msaotra atrani anareo eee 🙋♀️🎧❤
@xuli74939 ай бұрын
Miaina b le tantara😊
@gerardmaella69853 жыл бұрын
Merci oo tsara be 😍😍💖💖💖💖
@gvbc59922 жыл бұрын
Mahonena lotra l'ay tantara😭😭😭
@laminarazafindravelo61633 жыл бұрын
Mampalahelo lay tantara
@xavierraza59263 жыл бұрын
Tsara,toa film izy io,fa efa hitako.Fa mety tsara ny nanaovana azy ho tantara amin'ny teny malagasy!!
Mankasitraka tokoa tompoko, tantara mampalahelo nefa izay ny fetran'ny fiainana ka ny tompo hisaorana tamin'ity zaza voavonjy tamin'ny fahantsara ny fon'ity reny na dia tsy niteraka azy aza. Misaotra indrindra ny Panoratra sy ireo niaraka anjara nanome haina, ary tsara be koa ny mozika niaraka an'ny tantara, ho tsara toiny anie ny fanomezanareo ireo asanareo izay finaritra sy manome hanatra ho anay mpiheno !
@Marua-qc5hm6 ай бұрын
😢
@miangalyrazafinandranto82203 жыл бұрын
Mapalaelo be.
@andonapoli82493 жыл бұрын
Merci Rakoto nizara 😍😍♥️
@AMJRRachiaRachia10 ай бұрын
Misaotra betsaka fa tena mampalahelo 😢
@razafindrazolyzoly53423 жыл бұрын
Makasitraka e mapalahelo be le izy
@OlivierIANDRIMALALANIAINA Жыл бұрын
Tsara be fa rahovina n'y andro faharoa
@dannahayah49333 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@ninahnomenjanahary70683 жыл бұрын
Misaotra fa tsara be saingy mampalahelo be 😢😢😢😢😢😢
@miangalyfinona85953 жыл бұрын
Makasitraka o!!
@angelcamarie86483 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko
@uaeuae2803 жыл бұрын
Misaotra betsak ee
@arlinarlind16953 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@samrasamra12083 жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra
@holynirina64443 жыл бұрын
Misaotra indrindra fa tena tsara e! Mahay ny mpilalao, mankasitraka. Dia miandry ny andro faharoa indray.
@sidonie67643 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣💕💞🧡♥️💙❣🇲🇬🇲🇬🇲🇬💖♥️💚💖💚❣💜💙💞💝❤🇰🇼🇰🇼🇰🇼💚❣💜💙💞💝❤💖♥️💖💖💖
@tojorakotoarisoa64643 жыл бұрын
Mankasitraka oh. Misy fizarana faharoa ve?
@andriahiro50433 жыл бұрын
De fisaorana no atao e
@mampiononamampionona17513 жыл бұрын
merci beaucoup 💋❤💋❤💋❤💋❤💋
@pamellamougin7563 жыл бұрын
Merci 😊
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Ny Rdb sy ny Ekipany ary ny mpanoratra no tena isaorana e!
@pamellamougin7563 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO sitraka indrindra ho anareo rehetra ô 😊
@rasoloniainamarieegypyienn60213 жыл бұрын
Misaotra indrindra e, efa hitako t@ film nataon i Nicolas Cage io tantara io, merci bcp, makasitraka e 🥰
@leontinemalalawartina44743 жыл бұрын
Mampalahelo be Marina mafy Raha izy tantara Raha tsy tantara edy natoko hoe Adala mialy ty olo efa horeraka ve Ranga bola nanao Voyage miaraka aminy pianatra
@ialisoarazanoelina63883 жыл бұрын
Malatsaka be le hoe...nisondrotra tosidra noho ny atavezana angamba zay😅 fa en tout cas misaotra fa mafinaritra sady mampalaelo lay tantara