AMPIANARO AHO-(GMMC) N’iza n’iza hilaza N’iza n’iza hananatra ahy Raha vao tsy ianao No miteny ahy Toa tsinontsinona Ka izay rehetra atao Tompo hapetrako aminao N’iza n’iza hiteny Ananatra ahy ombieny ombieny Hoe izao sy izao No mety ho anao Toa mbola mampanahy Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho hiaino anao oooo Ref: Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao N’aiza n’aiza ihisy ahy Mety ho azon’ny fankam-panahy Ka raha tsy ianao No ho eo dia Dia mety ho resy iany aho Ny hangatahiko aminao Ampianaro aho hiaino anao Ninona atao Sahirana aho raha tsy eho ianao Ka raha mba mety Na vetivety Tolory Tanana aho Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho dieny izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha Izao rehetra izao... JESO ,dia tsy mahay ka mila anao ho eho hitantana ahy jeso analo indray fa raha tsy ianao tsy havita izany ho ahy Tompo o ,ampianaro aho fa ianao ihany no mahalala ahy Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao
@nalisonmanohisoaerikka590610 жыл бұрын
Ampianaro aho Tompo oo..hanaraka ny didinao..hankato izay rehetra lazainao sy izay lalana efa nataonao ho ahy..tantano tsy ho lasa any aho fa tsy mahavita tena irery ..ampianaro ,toroy sy hanaro ho zatra mihaino Anao mialoha izao rehetra izao...
@laingorandimby57373 жыл бұрын
Ampianaro hihaino anao...
@MamzelleJS12 жыл бұрын
Ka izay rehetra atao Tompo o apetrako aminao......Ny any endrasako aminao , ampianaro aho hiaino anao, Ampianaro Tompo o anaraka ny didinao , ankatoha izay rehetra lazainao, Ampianaro aho Tompo o ankatoha izay rehetra lazainao, sy izay lalàna efa nataonao ho ahy.....Zatra hieno anao mialoha izao rehetra izao :)
@nomenarand807510 жыл бұрын
Lord I bow done in front of you! Please teach me, speak to me, be with me...I won't be the same because you have the power to change me! Not by my power or might but by you spirit alone!
@nomenarand807510 жыл бұрын
Tompo o! Ampianaro aho, tariho lalana aho sy hankato ny teninao!
@rasoanaivofenombolakeziah44496 жыл бұрын
Ampianaro aho Jeso fa ianao ihany no mahalala ahy
@meloman161612 жыл бұрын
tsara be...voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany..
@raharijaonatahirisoa20907 жыл бұрын
tsara mintsy ilay tononkira sy vavaka. Ampianaro aho Tompo o hanaraka ny didinao
@rakotondrasoanaly774011 жыл бұрын
fantatro Tompo o! fa mahay ny zavatra rehetra ianao, koa ampianaro aho.
@chrisnantenaina67514 жыл бұрын
Tsara loatra, tena tsara, mankasitraka
@rabetafikasaholy57578 жыл бұрын
Tsara B 🌄🌕🌟✨✨
@anjarazaka32792 жыл бұрын
🖤🖤🖤
@mamitianaherimampionona79148 жыл бұрын
apianaro aho tompo hanaraka ny didinao.tantano tsy ho lasa any aho