Za aloha efa nahita tao aminy fianakavina .sorena n'y tena mahita lainga ataonu sasany .misy tsirariny
@lopotitchaat5488 Жыл бұрын
Bjr babou de mon côté aloha efa maro ireo zay nampiana ara bola n'a mpianatra izanh n'a ampiasaina nefa tsy tafa nagnabofo vola aby jiaby tsy nisy raha pare mampakamo manampy miheritreritra azy
@andrianasoloyolande4653 Жыл бұрын
Be de be ireo havana no nampiana,fa tsy mety misy fivoarana am fiainana. Ianao no mijaly zareo mamatambonona fotsiny,raha mihezaka indray tsy maninona,fa vao maika mifotetaka am tany. Mampalahelo. Zahay tsy mi geste tompoko,satria hainao ny aty.
@nanieraharison2008 Жыл бұрын
Misaotra amin' ny compréhension - nao !Ho tahin' Andriamanitra ianao sy ny ankohonanao !
@olivierrv-tq4hu Жыл бұрын
Merci Babou. T' as Raison,
@AminaMamine-vo3wg9 ай бұрын
Marina Rahat koraninao fa sasany Dia manome vavaratsy
@salimmajunga1851 Жыл бұрын
ANO KARA NIVOLAGNA FA NATIONALITÉ NY PRÉSIDEN AMBOARIGNY ANO MISOMA DOUBLE JEUX DOUBLE J
@fleurettekobel5797 Жыл бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mahaliana zah ny resaka , fa tsy hagname tsigny anareo andaniny sy ankilany ny haviako eto! Marina ilay fasahirana misy any Madagaskar , fa arakarak'izay toetrin'ilay olona hampiana ! Mety olona efa nampiagna lalan- dava , ka tsy mandeha @ fanampiagna marina ilay no hataon'ny sasany , koa normal raha ho tezitra ilay olona manampy ! Aza hadigno koa Meur.Babo , fa ny olo rehetra izay manampy ny havany mandefa vola ireo , dia maro @ izy ireo dia voafitakin' ny havany ! Amiko: tsara ny manampy olo , fa ireoczatra ampiagna ireo tompoko dia tsy te- hikaroka eky ! Ny tegna olana ; toe- tsaignin - tsika Malagasy hatr@ izay efa ela , ary mampitombo ny kolokolo io, dia ny fandefasan 'ny Malagasy vola agny @havany a Madagaskar agny ! Ireo mpitondram- panjakana ireo no mahatonga atsika Malagasy sahiragna , satria haraotin- dreo ny olo misy vola avy aty ivelany aty ! Koa msnjary leo ny mpandefa, satria tsy misy mandeha @ raha hatao ilay vola , nohon'izay fahasahiragnana misy agny ! Maha- tezitra marina , anao mitady tsy mora , na dia hoe: mbola misy hohanina izany , fa aty ivelany tsy misy zavatra Gratuit ! Hafatra hoan- tsika Malagasy, agny Madagaskar agny : mba tokony tsy hiambigny handefasagna vola foana vao hikarokaroka ! Milamina @ fanjakana Malagasy ireo olo mandefa vola @ havany tsirairay , @izay maivagna @ izy ireto ny mahita ny Malagasy tsy misy , dia ilay fagnampiagna avy @ Vondrona manerantany igny no alain- dreo amposiny , koa izany no mahatonga fanjakana Malagasy tsy miraharaha ny vahoaka madinika ! Mora ny miteny , fa ny aty ivelany tsy hahitanao hoe: mandeha hoazy izany ny zavatra rehetra ! Misy règle raha jiaby! !
@leilarakotoson9820 Жыл бұрын
Fa anga kosa mo de nangataka vola nareo fona fa mba afaka miasa na Mafy aza ny fiainana aty. Raha rovitra ny kiraronao de tapenana. Ny traka mbola misy atao kabaka
@olgabesoa3335 Жыл бұрын
moah . Mariny fa . Iro any mikatramo fitiavana . Kajo eeee . Iro interet ndro fo haindro .
@@olgabesoa3335John Maro be mipetraka @ coins misy anarô agny io kara mizegy rô ao magnino tsy mangala sur place 😊😊😊
@amaryasin8317 Жыл бұрын
👍👍👍👍👍
@razafimahefaralimanana25 Жыл бұрын
REfa tsy hanome ko tsy mahay vava e, tsy misy de ampy,
@francklinrandriamiaranirin9840 Жыл бұрын
atsika voky aty marigny fa tsy voky zegny atsika koa tsy midemerde tsy latsaka andagnitry fa aty tsisy hindramana sira sy menaka .aminy firy atsika aty mifoha mandeha miasa misy mifoha aminy 5 na aminy telo maraina pendant qu'eux dorment encore là bas tsy mody ko tsy aligny ka rariny atsika ko voky ko tsy magnano zegny ino raha ahavoky ano aminy ty pays de chacun pour soi .Tsy manda raha volagnino za fa tegna fa empaka ny manampy olona sarotra havotana .
@vazimbatongasaina5061 Жыл бұрын
Ka asaivo mifidy apondra iany ra mbol te hinan iem amle fifidianan manarak io e
@olgabesoa3335 Жыл бұрын
Iro mba manova koa mba mahay mikolokolo fihavanana .