Tous mes respects pour vous Mr Le Président , nifidy anao ny tenako ary tena mbola manohana anao atreto , fa kosa tena mialatsiny fa tsy hifidy mihitsy ny député natolotrao eto Manakara , Fa de olona naninona loatra izahay avy aty Manakara raha de namidinareo any Giscard , de hiteny ve ianareo hoe tsy mahafantra an'i Giscard? Nahay nifidy tsara ianareo ny olona narotsakareo tao Mananjary sy Vohipeno , fa nanino raha tonga teto Manakara de fako politika otrireny no nomena anay .Giscard ne nous mérite pas. Efa nitatao henatra ny vahoaka teto Manakara t@ nafitsok'ireo député teo aloha (Binbin) sy ny tariny de mbola livrena amin'ny Giscard ndray .Naninona raha mba nanotany ny hevitry ny maro anisa nifidy anao ianareo ao amin'ny Mapar sa IRD io vao nanapa-kevitra.