Hira fanolorana - Première communion Linda. 03 Juillet 2016

  Рет қаралды 32,664

Zanaky Iaboakoho

Zanaky Iaboakoho

Күн бұрын

Indro atolotray aminao ry Tompo ô ny fanatitra avy aminay
Raiso re raha sitrakao ry Tompo ô fa tantely tapa-bata (x2)
Ny fiainanay, eny re tsy takona afenina aminao
Ny adim-piainanay, eny re hitanao Zanahary
Koa dia entinay, tsy misy afeninay, ho eo an-tananao re ry Ray ô
Izay mba vitanay, ny hasasaranay, ho entinay misaotra anao re ry Tompo ô
Indro atolotray re ry Ray ô, raiso an-tananao izy ireto
Aza ny hakelezany re ry Ray ô, fa ny fitiavana asandratray eh ,
Eny re,
Amin-karavoana, no anolarana azy, amin-karavoana tokoa tokoa no anolorana azy
Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana, amin-kafaliana sy fitsikiana no anolorana azy (x2)
Indro atolotray aminao ry Tompo ô ny fanatitra avy aminay
Raiso re raha sitrakao ry Tompo ô fa tantely tapa-bata (x2)
Io ny otanay, eny re tsy takona afenina aminao,
Io ny tenanay, eny re, samy atolotray anao
Koa dia entinay tsy misy afeninay, ho eo an-tananao re ry Ray ô
Izay mba vitanay, ny hasasaranay, ho entinay misaotra anao re ry Tompo ô
Indro atolotray re ry Ray ô, Sorona lavorarin'i Jesoa
Vatana latsa-drà re ry Ray ô, sorom-pitiavana iainanay eh
Eny re
Amin-karavoana no anoloran'azy, amin-karavoana tokoa tokoa no anolorana azy
Amin-kafaliana, sy amim-pitsikiana, amin-kafaliana sy fitsikiana no anolorana azy (x4)

Пікірлер: 10
@isabellerahantanirina-os2ow
@isabellerahantanirina-os2ow Жыл бұрын
Mahareta hatramin ´ny farany re ry zandrin ´ny Jesoa 》😘Tsara be le fihetsika
@mihaminahenintsoaandrianav6149
@mihaminahenintsoaandrianav6149 Жыл бұрын
Sur a fa efa lehibe ireo Zaza ireo am 2023 izao
@ghislainecellio6442
@ghislainecellio6442 5 жыл бұрын
👏👏👏👏💗💗
@lucassampipo7999
@lucassampipo7999 6 жыл бұрын
Que lindo ❤❤❤👍🙏🙏
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 жыл бұрын
Tiako Be Misaotra Mahafinaritra e! coucou Daholo Rankizy Arabaina koa e! Nahazo Fahasoavana Indreto izahay Andriamanitra Tahio eo amin ny Fiainana isan' andro fa mbola lavitra ny Lalana Halehanay Aza avela Hisaraka Aminao raha sendra Irery fa Samy Zanakao Daholo Izahay Isaorana Ny Anaran'Andriamanitra Iray Tsitoha Haleloia
@henintsoajocelynrazafimaha2908
@henintsoajocelynrazafimaha2908 Жыл бұрын
Mahareta hatramin'ny farany rankizy
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 7 жыл бұрын
tsara ny Tompo e voninahitra ho azy irery ihany
@helinrakoto1460
@helinrakoto1460 6 жыл бұрын
Vive les cathos
@mayagasy7711
@mayagasy7711 6 жыл бұрын
mahareta hatrany farany
@baomangacoiffure8227
@baomangacoiffure8227 6 жыл бұрын
tsara be le fietsika
Tarab andaloussi Bajeddoub
1:00:07
Achraf Ben
Рет қаралды 243 М.
Как мы играем в игры 😂
00:20
МЯТНАЯ ФАНТА
Рет қаралды 1,3 МЛН
GIANT Gummy Worm Pt.6 #shorts
00:46
Mr DegrEE
Рет қаралды 15 МЛН
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
7:13
RADIO DON BOSCO Media
Рет қаралды 262 М.
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA
5:48
VAVAKA HIRA KATOLIKA
Рет қаралды 162 М.
Mankalaza ny Tompo aho, Chorale miaraka Mahajanga.
5:18
mAvERick16
Рет қаралды 86 М.
Tompo ô! mangovitra ny vava
5:30
andryraissaldg
Рет қаралды 142 М.
Nakaiza re ? by Zazakanto
5:31
Florent pagny ANDRIANAMBININTSOA
Рет қаралды 28 М.
HAGA - VICTOIRE RASOAMANARIVO
4:50
Blacio Mablac
Рет қаралды 4 М.
Fr GEFEN: Tsotra Ianao
4:55
helson albin
Рет қаралды 54 М.
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy
7:02
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 33 М.