Tompo ô! mangovitra ny vava

  Рет қаралды 142,727

andryraissaldg

andryraissaldg

Күн бұрын

Hira fifonana katolika "Tompo o! mangovitra ny vava".Izay manetry tena no hasandratra ....Bizou bedebe ho an' i Sanyah Raissa sy ny Mamany. dia mankasitraka antsika jiaby e! Andry Raissa ECAR Bemasoandro

Пікірлер: 50
@miarofitahiana9204
@miarofitahiana9204 5 жыл бұрын
Tompo o Tiako averina ny fiainako taloha nisy Anao. Lavitra anao aho aho noho ny fahotako.Mamindrà fo Amiko sy amin'ny olombelona rehetra.Amen
@VictoireRasoamanarivo-h5l
@VictoireRasoamanarivo-h5l 5 күн бұрын
Victoire’s. Rasoamanarivo. Tompo. O. Mamindra. Fo. Aminay. Amen.
@jeanrabodany
@jeanrabodany Жыл бұрын
Merci, Tompo ô, mamindra fo aminay !!!
@ranarimananaannia3513
@ranarimananaannia3513 7 жыл бұрын
Tompo ö mamindra fo aminay fa zandrinao izahay .amen
@fakotonjanaharyfalimanana9540
@fakotonjanaharyfalimanana9540 5 жыл бұрын
Ranarimanana Annia
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 7 жыл бұрын
AMEN!!! AMEN!!! AMEN!!!
@ramarosonmbolatiana4926
@ramarosonmbolatiana4926 11 ай бұрын
Mamindra fo aminay Tompo 🙏🙏🙏😭
@laingoniainanirinanancyraz9413
@laingoniainanirinanancyraz9413 3 жыл бұрын
Tompo ô mamindrà fo aminay fa zandrinao izahay🙏🙏🙏
@martinamartina5281
@martinamartina5281 6 жыл бұрын
TOMPO o!!!!tafahoatra ny fitavanao anay🙏🙏
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Fa ataoko hirako fifonana @dimench zao ❤❤❤
@sheimaclarence4731
@sheimaclarence4731 6 жыл бұрын
Mankasitraka nizara ee!!! Tiko lotra ty hira ty..."Tompo o! Tafahoatra ny fitiavanao anay, Kristy o! Tsy toy izany no nitiavanao anay...Tompo o! Mamindrà fo aminay fa zandrina zahay"
@harisoathereserakotoson3934
@harisoathereserakotoson3934 2 жыл бұрын
Tompo o! Mamindrà fo aminay fa zandrinao zahay🙏
@mahandryvazonnylanitra5622
@mahandryvazonnylanitra5622 2 ай бұрын
Tampo k tafahoatra ny fitiavanao anay
@harimiorarandrianarison118
@harimiorarandrianarison118 5 жыл бұрын
Tena tsara sy mahatonga saina. Misaotra ny Tompo mamindra fo sy nanome talenta ny mpamorona.
@christianvoca6682
@christianvoca6682 6 жыл бұрын
Tompo ô, mangovitra n'y vavako Misaotra bé aminy mpihira.
@orlanciafranckinahzita3544
@orlanciafranckinahzita3544 5 жыл бұрын
Mampandonom-po zaho eky ity hira fifonana ity ia
@cyberespoir5200
@cyberespoir5200 5 жыл бұрын
tena FITIAVANA marina tokoa ANDRIAMANITRA
@user-ff2gm3th2v
@user-ff2gm3th2v Жыл бұрын
AMEN
@ralahiarinirinaaimeemodest7864
@ralahiarinirinaaimeemodest7864 7 жыл бұрын
Tompo ô tafahoatra ny fitiavanao anay nefa tsy toy izany no nitiavanay Anao!
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 7 жыл бұрын
Tompo o!mamindra fo aminay!misaotra anao nizara fa tena ilaiko ilay tonony!merci
@arialapatricia3571
@arialapatricia3571 Жыл бұрын
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
@nokoloinaravelojaona1011
@nokoloinaravelojaona1011 6 жыл бұрын
Mafinaritra sady 1 taona androany ny komonio voalohanay no zany koa ny hira fifonana tamin'ilay lamesa zay 😏😏😏
@harenaravelojaona1572
@harenaravelojaona1572 5 жыл бұрын
Arabaina ianao razoky
@jimmathieu4099
@jimmathieu4099 6 жыл бұрын
Tompo o mamidra fo aminay !
@christianeandrianarivelo334
@christianeandrianarivelo334 4 жыл бұрын
Tena manja be ny hiranarreo
@ranjatovorodelisclement3504
@ranjatovorodelisclement3504 5 жыл бұрын
"Tompo ô !tsy izahay no mendrika no koa mahay"
@noelinerandrianarison8538
@noelinerandrianarison8538 9 ай бұрын
Mamindra fo aminay Tompo.
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@florinerasolomalala6758
@florinerasolomalala6758 5 жыл бұрын
Tompo ô, mamindra fo aminay 😢😢
@papathirisha7546
@papathirisha7546 3 жыл бұрын
Tompo O mahindra fo @ zao tontolo zao tsy mendrika izahay 🙏🙏🙏😥
@nadenrr5536
@nadenrr5536 4 жыл бұрын
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinao izahay
@cyberespoir1875
@cyberespoir1875 6 жыл бұрын
ANDRIAMANITRA ô MAMINDRA FO AMINAY ZANAKAO
@fleuryrandiamampandry8952
@fleuryrandiamampandry8952 3 жыл бұрын
MISAOTRA TOMPO ô,mamindrà fo amiko
@murielleramilison1373
@murielleramilison1373 6 жыл бұрын
Tiako be le hira.
@noelinerazafintseheno7740
@noelinerazafintseheno7740 7 жыл бұрын
Tsara tokoa ilay fifonana sady mba misy tonony ka tonga dia afaka mihira. Efa misy hira hafa ve ?
@gabriellaraeliaritovo5734
@gabriellaraeliaritovo5734 5 жыл бұрын
Misaotra mizara fa tena tsara ito hira fifonana ity. Mankasitraka
@GalaxyGalaxy-jw1yw
@GalaxyGalaxy-jw1yw 6 жыл бұрын
misaotra nizara fa tena tiko be ity hira ity
@oliviaolivia4887
@oliviaolivia4887 6 жыл бұрын
Tompo ô! Mamindrafo aminay
@leasabina2263
@leasabina2263 4 жыл бұрын
Tompo mamindra FO aminay :'(
@jonojono4665
@jonojono4665 4 жыл бұрын
Tompo o mamindrafo @nay fa tsimendrika izahay
@louisdesirerazafimahatratr698
@louisdesirerazafimahatratr698 7 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ny mpamorona. Mivavaka ho anao.
@randrianatenainasidonie1773
@randrianatenainasidonie1773 7 жыл бұрын
Tompo o, tafahotra marina fitiavanao anay
@laliberte9775
@laliberte9775 6 жыл бұрын
Randrianatenaina Sidonie
@victorinerasoavololonirina8884
@victorinerasoavololonirina8884 4 жыл бұрын
Tompo ô,mamindra fo aminay sy amin'izao tontolo izao
@francoiserasoamiadana1713
@francoiserasoamiadana1713 6 жыл бұрын
MIFONA DIA MIOVA ARY MANANTONA NY PRETRA MANDRAY NY SAKRAMENTAN'NY FAMPIAHAVANANA EH
@yfrost4529
@yfrost4529 6 жыл бұрын
faranizay tsara sy tiko hira ito
@fannyravonimiarisoa2417
@fannyravonimiarisoa2417 3 жыл бұрын
Kanto loatra
@arl4467
@arl4467 4 жыл бұрын
Sao mba misy manaña an le hoe'' ry Jesoa mitoera re''
@oliviamairah2211
@oliviamairah2211 4 жыл бұрын
TIiko lotra
@arialapatricia3571
@arialapatricia3571 Жыл бұрын
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA
5:48
VAVAKA HIRA KATOLIKA
Рет қаралды 162 М.
Andriamanitro - Tarika ny Hasina
5:58
Tojo F. Rarivoarison
Рет қаралды 186 М.
💩Поу и Поулина ☠️МОЧАТ 😖Хмурых Тварей?!
00:34
Ной Анимация
Рет қаралды 1,5 МЛН
Modus males sekolah
00:14
fitrop
Рет қаралды 25 МЛН
Cute
00:16
Oyuncak Avı
Рет қаралды 11 МЛН
小丑妹妹插队被妈妈教训!#小丑#路飞#家庭#搞笑
00:12
家庭搞笑日记
Рет қаралды 36 МЛН
Rafozana adala, vinanto kaondrana: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto
1:16:40
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy
7:02
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 33 М.
ANTSON' I KRISTY -ENDRIKENDRIKA.
4:31
andryraissaldg
Рет қаралды 289 М.
Jocelyn Ranjarison - Tompo ô! tiako foana!
4:40
Antarmiel Rakoto
Рет қаралды 217 М.
Miara dalana -Vetson kira
5:34
Fahasoavana Tojo
Рет қаралды 208 М.
TENA BABO -- HIRA KATOLIKA
5:42
setra rado
Рет қаралды 101 М.
Misaotra bevata, P SHERZ
5:30
mAvERick16
Рет қаралды 401 М.
Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra  , Hira katolika  , APL MADAGASCAR
4:31
Raymonde Lea Rasoanirina
Рет қаралды 12 М.
Tompo Ô, Mangovitra ny Vava - HIRA KATOLIKA
5:29
Ery 🇲🇬
Рет қаралды 12 М.
ANTSON'I KRISTY -AZA KIVY.DAT
4:14
andryraissaldg
Рет қаралды 178 М.
💩Поу и Поулина ☠️МОЧАТ 😖Хмурых Тварей?!
00:34
Ной Анимация
Рет қаралды 1,5 МЛН