HO AVY NY TOLONA-TOJO RAVALOMANANA SY FIDÈL RAZARA PIERRE

  Рет қаралды 12,246

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер: 30
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 5 күн бұрын
Razara Pierre = futur president n'ny Madagascar ! Tsy ho ela izany ! Olona toa azy no mendrika izany toetana izany! Samy ho tahin'Andriamanitra ny Malagasy. Madina ny Tanindrazana ❤❤❤❤
@DARIVONY
@DARIVONY 4 күн бұрын
😂😂😂😂😂
@Lauradoh
@Lauradoh 5 күн бұрын
Tratry ny taona 2025 daholo isika malagasy rehetra 🎈 Mankasitraka Mr Razara Pierre, marina be mihitsy ny voalazanao. Mila olona toa anao marina ny vahoaka malagasy, sahy mijoro sy Tsy manaiky lembenana ary directe manitsy Rehefa misy Tsy mety 🙏🙏🙏 Mitsangana ry Malagasy hitaky ny fahamarinana sy ny zonareo Takio fa Tojo ihany no ben’ny tananan’Antananarivo ❤
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 5 күн бұрын
Makasitraka tanteraka Fidèle 👏
@emilienneravoniarisoa1575
@emilienneravoniarisoa1575 5 күн бұрын
Merciii Zama Razara Pierre. Mila olona otranao n'y firenena....Ovay n'y leader n'y Mpanohitra eee😊
@DARIVONY
@DARIVONY 4 күн бұрын
Tsy Mila olona bé rarak'ivy n'y aty êê! Tehirizo any nenareo!!!
@rinaavanaandriantsoa9453
@rinaavanaandriantsoa9453 3 күн бұрын
Tairo gaona ah sahia manao dingana lehibe
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 3 күн бұрын
Tena marina mihitsy zany fa efa ela niaretana ny vahoaka Malagasy koa fotoana zao mijoroa miadia hatramin'ny farany fa tsy maintsy mandresy ny tolon''ny marina 👍👍💪💪👊👊👊
@MaurilleChristianCharlesRatsar
@MaurilleChristianCharlesRatsar 5 күн бұрын
👍👍👍
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 3 күн бұрын
Faly miarahaba tratry ny taona vaovao 2025 e!❤🎉
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 5 күн бұрын
👍👍👍👍👍🥰🥰🥰🥰🥰❤️❤️❤️❤️❤️
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 5 күн бұрын
Tsy mis hampitahoranareo tolona never give up eto..aoka i ravalo atao tete de train am tolona ataon. Iz ireo fa ho hitany valifaty never give up ny 7 fevrier...on est preeeeeet...antoko efa hita miha malemy mihamalemy andrehitra tolona efa impiry nitaona vahoaka teto antananarivo tsy mety mahasarika vahoaka. ..lambafotsy..laisoa laisoa..natao ny fifidianana !!!82 % ny mponina madagascar nilaza fa out i tim...mbola vao nitete raa fotsiny efa nibababababa..gnien gnien gnien..ampahafirin ny olona nalatsany tam 7 fevrier...manaova tete de train am.korontana tiana tanterahan i tim eto i ravalo..ataovy tete de train lay 12 % fa hahita never give up vangeance ny 7 fevrier iz...ataony hanenenana niditra antsokosoko teto am firenena..😂😂😂..900 maire lany am.loko orange manerana an i madagascar...400.tsimiankina...50 fivoy...36 tim..hitolona tsy hanaiky hatram farany haninona. ???am anaran ny babandravalomanana angah i madagascar ity???..na ny tsimiankina 400 ireo tsy mitabataba hitolona. Sa namadika valimpifidianana indray ireo tsy miankina na nangalabato???? Ny fivoy 50 maire aza tsy hitolona. Sa nangala bato sy namdika valim pifidianana in.dray ny fivoy??? Ianareo farany ambanyb36 monja irii!!!gisitra araka filazanareo hoe gisitra i madagascar am fahantrana..eto dia gisitra am popularité i tim..😂😂😂😂 hitolona hono hitolona..n importe quoi...efa anarana voninahitra fotsiny io ravalo io sisa fa raha hoe fanantenana ho lany am fifidianana tsy mis intsony. 12%????? O re oll ee..tsy aleo manao.filogam pokontany !!!!! i hajo be vava be fanaratsiana !nilatsaka depute !!!tsy lany akory..nidakam bahoaka am bavava foooo ..i rivo rakotovao!!!nahazo daka tany mahajanga !!!tsy lany..faiiiible na tim .na hvm association firaisankina....bengy sy ombin dravalomanana daholo olona mpanao politika ao..au lieu de nanao latsa bato hoe iza am tsika firzisankina atolotra atao maire ,,, ny zanany nonalatsaka au nom de tim. Eo aloha ianareo ry firaisankina fa andeh hilatsaka tombotsoako aloha aho am alalany zanako.😂😂😂😂😂
@Smymahl
@Smymahl 5 күн бұрын
😂😂😂😂
@melybridge-ps1vg
@melybridge-ps1vg 3 күн бұрын
Amboaro trano bongo hialofana any Anatiala 😂😂😂
@martinlay7629
@martinlay7629 3 күн бұрын
Ny problème anie, institutions rehetra ao Madagascar contre ny opposition rehetra. Ny fitsarana y compris. Ny CENI sy HCC contre opposition ( mpanohitra)
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 5 күн бұрын
Tiako b Tojo TIM koa favy Ndao
@lalatianacordier
@lalatianacordier 5 күн бұрын
Ilay problème any rajoelina ny miaramila gendarmerie polisy fa tambazany vola ireo sady basy any aminy fa nareo vahoaka tsy misy fiarovana
@DadoRajaonaManoel
@DadoRajaonaManoel 4 күн бұрын
Mankasitraka tompoko honorable Fidèle marina zany e
@Lauradoh
@Lauradoh 5 күн бұрын
Aoka isika malagasy Mba ho tonga saina fa Tsy hiandry toloram-potsiny, ka hiandry ny mana hilatsaka avy any an-danitra Andriamanitra tsy hanampy zay tsy manampy ny tenany Masina ny tanindrazana ❤
@lazajens
@lazajens 5 күн бұрын
Izao ve no mba salohin-kevitra mba hanombohana ny taona,fifampizarazarana ny samy Malagasy fa aiza moa no tsy ho leo anareo ny Vahoaka maro an'isa fa ny fanatisme ihany no mba mihoby, eny eh tratry ny taona daholo dia samy arabaina mba hampiray hina ny Malagasy rehetra
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 5 күн бұрын
N'a mitolona hatraminy farany n'a tsy manao fa tsy oe manao tapany
@pulcheriemendreny2951
@pulcheriemendreny2951 4 күн бұрын
Mivavaka ho any olona rehetra efa tsy fotoana hikorotanana izao fa mifandaminana fotsiny ianareo zanak Andriamanitra tsy ankanavaka mahereza daholo Tahiny Jesosy misaotra
@sprokia1741
@sprokia1741 4 күн бұрын
Bonne Année 2025 antsika mianakavy ❤.
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 5 күн бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mankasitraka @ ilay zavatra noresahin'i Meur. Razara Pierre rehetra teo , fa izao kosa : hoanareo ireo izay mbola manana fotoana @ fihomezana ireo tompoko, dia tsy mbola tena manana fitiavan- tanindrazana feno hanala ny fahantrana tanteraka .Tsy misy Zanahary hanampy ny Firenena , raha tsy isika olombelona no mifanampy ara- tsaina , ara- panahy , ara- batana , ary miala @ fitiavan - tena tsy ho entina ho faty io ! Ny olombelona mahafehy ny fahamarinana no afaka mitondra ny vahoaka , ary tsy mitanila , na dia samy @ antony izay mahafinaritra azy avy ! Mikasika ny finoana tompoko , tsy hoe : manohitra ny fivavahana , fa mba tokony maka lesona isika Malagasy , fa tsy ny fivavahana nameno ny fiangonana no atao hoe : mivavaka @ Andriamanizra tompoko ! Ny herin' Andriamanitra dia miasa tsy tapaka eo @ fofonainan- tsika , koa manome hery ara- panahy sy ara- batana, ka isika olombelona tsirairay avy no misafidy izay zavatra rehetra miseho eo @ fiainan-tsika ( ny tsara , sy ny ratsy ). Koa hafatra lehibe hoan- tsika Malagasy rehetra , na manana , na tsy manana dia andao tsy hirehareha rehefa manana ny ampy , ary ny tsy manana kosa andao tsy ho voarebirebin'ny fananana izay ampilendalendan'ny manana , fa fandemena ho mandrapafaty ireny tompoko ! Mandrasa tantana izay fandrify , satria ny fiainana dia mitovy @ Kodiaran- tsarety mihodina ambony ambany , koa ilay fihodinany iny no asiana fitandremana sai dia sendran' ilay lavadavaka koa mitonta tena ambany ny Kodiara ! Mankahery ny Malagasy samy Malagasy , mba tsy hifampirafy sy hifankatia tsy misy fihatsara ivelatsihy , fa ny fitiavana enti- maty no tena zava- dehibe ! Masina i Madagaskar !
@jeffmilbeck5601
@jeffmilbeck5601 5 күн бұрын
😂😂😂
@Lauradoh
@Lauradoh 3 күн бұрын
Dondrona ohatra ny Radomelina koa ty olona ty. Mi se renseigneva tsara aloha vao miteny fa manjary toy ny boloky mameri-teny fotsiny Ny complices-nareo ao Am Ceñí Sady vendrana no manendrikendrika olona Hanontanio lay rangahyDama ratsy endrika iny fa iny no tena mpandainga ao Am Ceni ao, Olona Tsy mana-tsiny indray no lazainy fa ni pirater ny site-ny. Dondrona
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 5 күн бұрын
Ka Brisily efa nivadika finoana
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 5 күн бұрын
Mivavaka d ndao fa tsy rariny loatra ty fampahantrana antsika ity
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 5 күн бұрын
Tsy mis taaaanjaka ianareo tim. Na hitolona hanao tsikolobatita avy aby avaratrin ny nosy k ahatrany atsimon i madagascar 24 h sur 24..7 jrs sur 7 i tim???? Efa hita faiblesse n i tim fa tsy ao intsoony..ity tananarivo ity ihany no afahanareo tim morehareha..aiza loa i tojo tsy hanambany olon ny faritra...c est normale. Fa aza manantena ahazo elatra any am.faritra na i tojo na i zanapiera fa tsy coullon nareo ny tanindrana nambanian i tojo any am faritra .hampidiro tsara am jaboran dohan i tojo tsara izany.. Faiblesse n.i tim dia efa hita mivaingana...fanakorontanana ihany no sisa zon.i tojo sy zanapiera atao fa calculé o tsara fa mbola tsy vita raa nalatsan iabany tam 2009...olona tsary niditra tam sehatra politika??? Mezureo tsara vava avoakany fa tsy matahotravhetsikbibzanapiera sy tojo eto..efa hita faiblesse n i tim...900 maire lany m anarany tgv manerana n.i mada...400 tsimiankina...50 fivoy..36 monja an i tim...tsyyy mis manaiky ampangorohoroan y forongonareo tim n i tananarivo eto eto..
@DARIVONY
@DARIVONY 4 күн бұрын
Tolona amin'ny inn êêê! Nanomboka t@ 2009 no nitolona hanongana ilay lazaina fa domelina, nefa toa tsy mahita rirany hatr@ zao ??? Iza zany no tena domelina ??? Hay ve ka olona avy ao aminareo ilay mpiasan'ny CENI notazomina ê ? Sady @ izay hono toa mpikirakira informatika ? Dia vakiana fotsiny zany hoe :iza no ni-,pirater ny compte-ny CENI sy namoaka ilay vokatra faharoa ??? Zay zany no anton'ny nivezivezn-dry Rina sy Todisoa matetika teny @ CENI ??? Vakiana fotsiny ê! Dia mbola be vono vorona ihany eto tsisy saina reto!!!
Lahatenin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry RAJOELINA. Famaranana ny taona 2024.
37:19
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 4,4 М.
FANDAHARANA MANOKANA SITENY RANDRIASOLONIAIKO
34:25
MBS TV
Рет қаралды 11 М.
Sigma girl VS Sigma Error girl 2  #shorts #sigma
0:27
Jin and Hattie
Рет қаралды 124 МЛН
Жездуха 41-серия
36:26
Million Show
Рет қаралды 5 МЛН
24 Часа в БОУЛИНГЕ !
27:03
A4
Рет қаралды 7 МЛН
🎈🎈🎈😲 #tiktok #shorts
0:28
Byungari 병아리언니
Рет қаралды 4,5 МЛН
HAVOTAFO DU 29 DECEMBRE 2024 BY KOLO TV
1:30:47
KOLO TV
Рет қаралды 4,8 М.
VIS MA VIE - Hassanein Hiridjee
2:33
AXIAN Group
Рет қаралды 11 М.
Gothlieb - KôpiKôlé
4:02
Be Tige
Рет қаралды 6 М.
VOVONANA FIRAISANKINA SY TIM NITSIDIKA ANY JEAN LUCE TETSY ANTANIMORA
9:03
LE JITE DU VENDREDI 03 JANVIER 2025
27:23
Dream' In
Рет қаралды 2,8 М.
NY VAOVAO MBS ALAKAMISY 02 JANOARY 2024
44:05
MBS TV
Рет қаралды 5 М.
NY VAOVAO DU 02 JANVIER 2025 BY KOLO TV
31:03
KOLO TV
Рет қаралды 6 М.
NY VAOVAO MBS ZOMA 03 JANOARY 2024
34:04
MBS TV
Рет қаралды 7 М.
Sigma girl VS Sigma Error girl 2  #shorts #sigma
0:27
Jin and Hattie
Рет қаралды 124 МЛН