Ralaimongo était français parce qu' à l'époque, Madagascar était française, colonie française. En politique, on appelle cela démagogie.
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci3 сағат бұрын
Bonne année zoky e!ten mil mihetsik mits f mjaly vahoka!!!
@albertvalentinrakoto60223 сағат бұрын
Bonne année zoky be.
@tianasaib90034 сағат бұрын
L'opposition dois alerté la communauté internationale pour donner un mandat international pour perquisitionné l'ordinateur du ceni
@JeanBaptisteRakotomavo4 сағат бұрын
Aza mora tsahon tony olona tony fa tsy mamely , mandray an tendrony lery
@rogerrakotondralambo93216 сағат бұрын
Mila pont belay Io alohany iaviany fahavaratra.( Colas/ Cie chinoise....). Vonjenareo Diana/ SAVA/ SOFIA Tompoko .
@carlarose67976 сағат бұрын
Voalaza nao ilay tsy mety à fisaina n'ny gasy, indrindra fa ireo tanora. Efa hita mazava fa hala n'ny olo n'ny Vahoaka i rajwel, hita fa manimba firenena i rajwel. Very ny tany, very ny harem pirenena, very ny voninahitry ny Firenena. Tsy misy maha foy io fiainana maimbo io mba omena, atao sacrifice, ho an'ny zanaka, ho an'ny mpiray tapo, ho an'ny fianakaviana, fa indrindra ho an'ny Firenena. Tsy manana esprit de sacrifice, izay no base n'ny survie nd rajwel. 30 millions ny gasy, kanefa na dia 1 aza tsy maha foy ny fiainany, kanefa fiainana mahantra, naona, maloto, maimbo, masiso. Rà misy tsy maha takatra, ny manao vy very ny aina no tiako ho lazaina eto. Efa polo taona izay, nandalo teo anoloako ny Président Ratsiraka ; vitako ny namono azy rà tahak izao no fiainana tà zany.
@carlarose67976 сағат бұрын
"Vitako" hoy i aho ; fa ny passage à l'acte indray mbola zavatra hafa. Fa ireo olona ankehitriny ve mba misy misaina tahak izany ? Nisy ny printemps arabe : Foi n'ilay arabo ny ainy hanairana ny hafa.
@josianeharrivel38457 сағат бұрын
Dia avy eo hatero any Ambassade de France izy hody fa teran-tany frantsay,lasa person non grata,izay tia azy mahazo manaraka azy sa?
@Lauradoh14 сағат бұрын
Misaotra betsaka Mr Fleury, mankasitraka ny zavatra lazaina tompoko 🙏🙏. Marina be ny voalazanso
@vivianeratovoson20115 сағат бұрын
BSR TENA ela2 tsy nahita Mr Fleury fa TENA ohatrany hoe lasa navety2 kokoa mety zany ny FIAINANA
@ChristRarima16 сағат бұрын
Misaotra fa iny fifidianana iny tokony haverina fa feno hosoka tanteraka. Ary aongany ny CENI fa tsy misy ilana azy. Manodina ny safidinay vahoaka ka tsy ekenay mihintsy.
@zafinjanadambo16 сағат бұрын
Maleeeemy ireo mpanohitra 2 mianaka ireo fa aza matahotra ry malagasy fa efa voafehin i rajoelina nanomboka tam 2009 iiiiiooo...niditra antsokosoko tsy nis passeport teto am firenena toy terririiiste politika ve dia mihevitra ve izy ka i rajoelina hanaiky ho reseny am menace ny eto??????😂😂😂 mba misaina ry dada aaaaa!!! Raha i ratsiraka Didier paix à son âme ve ka niditra t antokosoko teto madagascar ..tsy nis passeport!!h!!!anaaaaiky ialahy hamela i ratsiraka olona voasazin ny lalaana tany afique su sud hiasa anterivozona 15ans noho crim famonoana olona nataony 7 février !!!!! Niditra antsokosoko tsy nis passeport akory teto madagascar!!!ka hanakorontana firenena aorian ny asara manitra toy ataon ialahy io???? Hanaiky va ialahy????????haaanaiky izany va ialahy??? Isaka mis fifidianana eto!resin i tgv tajoelina fooooona i tim tompok ooooo..reeeesy resy...mihevitra i madagascar ity borner al anaran nybravalomanana angamba i rangahy io ka efa resy be zao dia mbola hanangana korontana hatrany.
@zafinjanadambo17 сағат бұрын
Lera hitifirana antodim bongan ny mpanohitra izao..tifiro ny antodin tabirin iz irei tsirairay ry mpitandro ny filaminana aa..fay iz reo am zay.
Ahoana ny nahatongavan i Ravalo avy any Afrika Atsimo: mistery hatramin io zao. DEAL IZANY, na dia t@ IRajao,, club iray ihany : Ra8, rajao ary mbola mitohy hatrany
@Yanis6719218 сағат бұрын
MBA manaja tena tompoko ianareo manao vazaha mody miady , tonga eo @ seza ianareo c’est la même chose 😡😡
@ndriatsimijay19 сағат бұрын
😋😎😘
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY19 сағат бұрын
Hisaorana Andriamanitra
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY19 сағат бұрын
Hisaorana nitahy anao sy ny ankohonanao nandritra ny taona 2024 ary mbola hitantanana anareo mianakavy indray mandritra ny taona 2025. Sambatra isika manana AZY. Ho taona Zina @ny lafiny rehetra no atolotra anao sy ny ankohonanao indrindra fa ny fahasalamana. Soyez bénis 🙏
@jeffmilbeck560119 сағат бұрын
😆😅😂
@KennySedrick19 сағат бұрын
Miraisa hina amizay isika vahoaka rehetra fa tsy rariny loatra
@SizaNirisoa-vu9or21 сағат бұрын
Adefaso nareo fitarainana lehibe ni miaramila jaly vahoka mada
@SizaNirisoa-vu9or21 сағат бұрын
Adao hanogana filoha mamotika vahoka io ino bola adrasana
@andriramaroson852021 сағат бұрын
Arabahina nahatratry ny taom-baovao 2025 ! Nostalgique be ianao izany Atoa Fleury! Eny e ! Saingy tena mijaly tokoa ny Malagasy ! Ny fihaonana @ fianakaviana, dia efa mahafinaritra na dia tdy ampy aza ny ho enti-manana ! Enga anie ka taona zina ity 2025 ity! Hitondra fivoarana sy fiovana ho an"fiainam-pirenena anie ity tzona 3025 ity!❤❤❤❤
@user-sadika21 сағат бұрын
Valiteny ho an'i Vaovao malagasy sy io rangaha io. Tsy aleho ve ianao RAINTAY be io no fongorona eto @ youtube , fa manamaimbo ny rivotra ihainana. Mpandainga, mpanaratsy olona, fankahalana sy tsy fitiavanano rano sy sakafo iaina,ka izay no maha maibo ny fiaraha-monina ankehitriny.Mila sorohina ny demony sy mpanao ratsy, na ara- pitenenana , na fomba hafa mamparitaka nytoe-tsaina AMBOA sy ANDEVO saina toanareo ireo
@andriramaroson852019 сағат бұрын
Tsy voatery hihaino azy ianao😮😮😮! Aza mandoto rano fa ny vahoaka tsy adala! Aza mandrebireby saina! Ne soyez pas dans le déni devla pauvreté extrême des Malagasy ! 😮😮😮
@user-sadika16 сағат бұрын
@@andriramaroson8520 C'est mon droit de donner mon avis. On a marre d'être bassiner tjrs avec le droit de la démocratie et le droit à la parole .Ka rehefa tsy mahataty dia mangina, fa tsy natao anareo ireny akory ny mahazo miteny. Ny fahafahanao dia mijanona rehefa manohitoana ny sasany. Fa tsy manan-jo ianareo dia hafaka ny milaza izay tiana ambara ka manaratsy, manompa, mitady adim-poko, fankahalana, fanambaniana. MAZAVA
@carlarose679721 сағат бұрын
Bonjour mon beau.
@carlarose679721 сағат бұрын
Bon 2025 à Fleury. Ho afaka aminao anie i rajwel à ty 2025 ity, ary le plus tôt
@LoickMarolleau-vn6iz21 сағат бұрын
Bonne année 🎆🎊 mirary soa anao Zokibe ❤️ Mankasitraka mankatelina marina daoly amiko ny resakao hatram’zay misaotra Zokibe masahy mijoro manoro sy miahy 🙏
@RAZAFINDRAKOTOHarinivo-m2r22 сағат бұрын
Arahabaina nahatratra ny taona
@NadiaAlineRANDRIAMIZAKA-e6p23 сағат бұрын
Aiza io lalana tapaka io azfdy?
@pppppp255823 сағат бұрын
Ny lalàna tamin'izany tsy mitovy amin'ny lalàmpanorenana ankehitriny novolavolanareo ihany Raptezy ô
@pppppp2558Күн бұрын
Vidina volamena 5 kg fotsiny Raprezy, dia efa mahavita an'io a !
@shakuruabdu4478Күн бұрын
You can fool someone sometime but you can't fool all the people all the time. Let's go don't give up
@edvainnomenjanaharyКүн бұрын
Aza miandry ny famoahana ny valim-pifidianana avy amin'ny fitsarana, sao de lasa toy ny hetsika fotsy eo ndray.
@marcelvelonandro964Күн бұрын
Voninahitra omen'ny Demokrasia ho an'ny Mitondra tsy nahazo Fankasitrahana intsony ny : MIVOAKA @ VARAVARAMBE ( FAMETRAHAM-PIALANA).
@phalyrenolt5390Күн бұрын
Kapôka miakatra 2025😢
@rabelaniainaКүн бұрын
Atao gel koa fananan'ireo mpandroba Firenena ireo
@lalainaRabe-r9eКүн бұрын
alefa
@JeanClaudeRatsarafetraКүн бұрын
Mila mailo isika fa hirongatra indray ireto virus ireto
@santiiarivo5370Күн бұрын
Fanjakana mpangalatra ,
@eleonorerasolofoКүн бұрын
Alefaso amizay fa mbola hanaiky handevoziny sy lalaoviny hatramy ny rahoviana ihany ianareo mpimenomenôa ireo.!!!
@JeannetteRalisonКүн бұрын
Aongano dia halaivo daholo ny fananam- pirenena
@jaomarengatsikoza3140Күн бұрын
Mandeha izao ny ankamoaka mikasika ny filoha Siriana bachar al assad. Nogiazan'i Rosia ny volany ary ny vadiny tsy afaka mitsabo tena any Royaume uni na dia efa marary mafy aza ary zanatany ao. Averina amin'ny vahoaka Siriana daholo ireo vola sy harena rehetra tratra niafina tao antranony. Tsy zakan'i Bachard al assad avokoa ireo vola sy harena nangoniny hatramin'izay fa taraiky tao.
@rakotoarimangaradolalaina6090Күн бұрын
LERA AH, LERA SA TSY LERA AN ?
@MaurilleChristianCharlesRatsarКүн бұрын
👍👍👍
@hermannstamm5237Күн бұрын
Reto zany le manakarena be refa eo @ fitondrana? Aza mampiome fa tsy misy tià tanindrazana zany fa tià tenà no betsaka Fa zay tonga eo babany avokoa
Mpandrebireby vahoaka ny MFM. Mbetika proletariat madinika miaraka @ Chine s Monima t@ Repoblika 1.avy eo Ho any Mitolona ho @ fanavotana sosialisma Vanda : t@ RepII. Repoblika IIInivafkka 180 degre liberal capitalisme. Mpiasan my imperialsme occidental fotsiny. MPAMITABAHOAKA N1
@melybridge-ps1vgКүн бұрын
Lera
@salimorasta4014Күн бұрын
Zay efa miambigny anao aty @ place mahazatra iarka anday Ary 😆😆😆 Meilleurs vœux pour cette nouvelle année koa anao
@melybridge-ps1vgКүн бұрын
@@salimorasta4014 rehefa raikitra mora fo mividy billet mody amada angy.
@ChristRarimaКүн бұрын
Avondrony ny hery dia arodany ny fitondrana ankehitriny fa tsy resaka fotsiny. Efa mijaly izahay