i-BC NEWS DU 09 JANVIER 2025

  Рет қаралды 1,052

i-BC TV

i-BC TV

Күн бұрын

Пікірлер: 6
@感動金額按呢飢餓按額
@感動金額按呢飢餓按額 15 күн бұрын
Atramin'izay Nahazo Nanao Grèves ny vahoaka Feno ny 13 Mai Tsinisy Fisam-borana fa Nahazo Nanao Grèves ny vahoaka, Ny Miaramila Niambina T@n'iny Ankaikin'ny Arcade iny sy iny Amin'ny Gara iny , Fa Maninona Amin'izao no Avadika ho Hery Pamoretana no Atao Amin'ny Vahoka Malagasy Tompoko ô ! Kanefa Manana ZO Feno hanao Grèves ny vahoaka Malagasy Rehefa tsimisy ny Fahamarinana sy ny Rariny sy ny Hitsiny Eo A@n'ny Firenena Tompoko ô !
@感動金額按呢飢餓按額
@感動金額按呢飢餓按額 15 күн бұрын
Fa maninona anefa Raha Esorina tsy Asiana CNI Tompoko ô ! Manilik'Andraikitra sy Mialabala A@n'ny Fahadisoany fotsiny Tsy... Fa maninona anefa no Nesorina Teny A@n'ny Ministère n'ny Intérieure ny valim-pifidianana Tompoko ô ! Atramin'izay teny Amin'ny Intérieure Tsinisy olana ny valim-pifidianana Tsinisy fanilikilihana Tamin'ny hafa , fa dia nizotra araka ny Tokon'ny ho izy ny zavatra rehetra Tompoko ô !
@tianacaro2398
@tianacaro2398 15 күн бұрын
Nareo ceni dondrombelona be, nefa mba be vavabe. Tratra ambody omby nareo. Tratra ny ratsy nataonareo mbola be vavabe ihany
@tianacaro2398
@tianacaro2398 15 күн бұрын
Reto ceni reto tena demony latsaka antany mitsy reo no tena tokony halefa any tsihefa direct, fa miray takombakomba amin'i pangalabata-bato. Tena devoly flagrant délit nareo ceni,
@感動金額按呢飢餓-o4w
@感動金額按呢飢餓-o4w 14 күн бұрын
ity ihaniko é ! ireny Fanam-pina Rehetra omeny Anareo ireny Ange ka Tsy volan'ny Pitondra ny Firenena sy ny Ao Anatin'ny Fitondrana ny Firenena Malagasy Akory Tompoko ô ! koa Samy Mijoro A@n'ny Fahamarinana mandala ny Rariny sy ny hitsiny Daoly Tompoko ô ! Rehefa Tsimisy ny Fahamarinana Ataon'ny Pitondra ny Firenen-Tsika, Dia sahy Miteny Rehefa Tsy Mihaino ny Pitondra ny Firenena, Sahy Mijoro Manohitra Ny Tsy Rariny Atao A@nareo Tompoko ô ! Indrindra ho Antsika Tanora Aza Mivarilavo Amin'ny zavamaha-Domelina Na Drogues ireny, Indrindra Indrindra ireo Drogues mbaza ireny , fa Potika A@n'ireny ny Fahasalamanareo sy ny hoavi-nareo ! Mitsangana Sahy Mijoro Miaro ny ho Avinareo fa tsy vahaolana ny Zavamaha-Domelina ry Tanora Malagasy ô !
LIVE KAPOTANDROKA DU 24 JANVIER 2025
1:00:19
i-BC TV
Рет қаралды 1,5 М.
LIVE i-BC NEWS DU 23 JANVIER 2025
54:23
i-BC TV
Рет қаралды 1,6 М.
Сестра обхитрила!
00:17
Victoria Portfolio
Рет қаралды 958 М.
Quilt Challenge, No Skills, Just Luck#Funnyfamily #Partygames #Funny
00:32
Family Games Media
Рет қаралды 55 МЛН
I-BC NEWS DU 16 JANVIER 2025
57:34
i-BC TV
Рет қаралды 2,2 М.
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 14 JANOARY 2025 #madagascar mada
1:00:26
UNTV: Hataw Balita Ngayon | January 24, 2025
47:32
UNTV News and Rescue
Рет қаралды 242 М.
LIVE KAPOTANDROKA DU 13 JANVIER 2025
1:18:50
i-BC TV
Рет қаралды 2,4 М.
Madagascar, in the Hell of the Tropics
48:53
Les Routes de l'impossible
Рет қаралды 790 М.
LIVE KAPOTANDROKA DU 22 JANVIER 2025
55:00
i-BC TV
Рет қаралды 2 М.
GUERRE À LA DROGUE : L'ÉCHEC PERMANENT DE LA PROHIBITION
24:52
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 60 М.
IBC NEWS DU 20 JANVIER 2025
1:01:21
i-BC TV
Рет қаралды 4,5 М.
Хорошее время было!
1:00
Дмитрий Романов SHORTS
Рет қаралды 1,1 МЛН
Duy Beni 14. Bölüm
2:22:58
Duy Beni
Рет қаралды 3,6 МЛН
COWBOY FANFICS BE LIKE 🤠
0:58
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 26 МЛН