Рет қаралды 9,772
Interprétation du chant "Nothing Else" de Cody Carnes en Malgache (Malagasy)
Voix: Hobiana, Irina, Ania
Percussion: Njaka
Guitare: Aro
Piano & Mixage son: Marco ( / @melodiecelestemalagasy )
Prise vidéo et Montage: Nomena & Aro
Traduction: Irina
Septembre 2020
suivez-moi sur les réseaux sociaux: linktr.ee/irina.worshipper
/ irinaworshipper
/ irina_wrshpr
Nothing else (malagasy version)
Ianao no ilaiko
Ny fanatrehanao
te hitoetra eto aminao foana aho
Mamiko ny fanatrehanao
Ianao no ilaiko
Tsy misy zavatra ilaiko
Tsy Mila fanomezana hafa Aho
mihoatra no izay hainao hatao
ianao no ilaiko
Mifona aho
nataoko fahazarana
Mifona aho
Fa variana loatra aho
Te hiverina amin'ilay
Fitiavana voloany Aho
Mifona aho
Fa Tia tena loatra aho
Mifona aho
Raha mitady akoatra anao
Te hiverina aminao
Omeko ny foko ho anao
Ianao no ilaiko
Ianao irery ianao irery
No mameno ahy
Ianao no ilaiko
Ianao irery ianao irery
No mameno ahy