Mpanao làlana / Way Maker - Cevam

  Рет қаралды 263,593

Eric Razafimahazo

Eric Razafimahazo

Күн бұрын

Mpanao làlana (Way Maker) - Sinach
Malagasy version performed by Cevam Church Madagascar (Worship service September 2019)

Пікірлер: 47
@FANGATO974
@FANGATO974 3 жыл бұрын
Eto Ianao tsapanay izao Mitsaoka anao ×2 Eto Ianao miasa eto aminay Mitsaoka anao ×2 Mpanao lalana, mpanao fahagagana, Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh, izay maha izy Anao Eto Ianao mikasika ny fo Mitsaoka Anao ×2 Eto Ianao manasitrana ny fo Mitsaoka Anao ×2 Eto Ianao manambotra fianana Mitsaoka Anao×2 Eto Ianao manambotra ireo fo Mitsaoka Anao ×2 Mpanao lalana, mpanao fahagagana, Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh, izay maha izy Anao Fafanao ny ranomaso, sitraninao ny fo maratra Ianao no vahaolana Jesosy... Mpanao lalana, mpanao fahagagana Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh izay maha izy Anao...
@Mendrika.Hajaina
@Mendrika.Hajaina 2 жыл бұрын
Jesus knows best .. Jesus really cares for everyone .. Amen
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/ZnWnZYx5gq96hKM&ab_channel=LunchWithTheLord
@harvelvalisoa6905
@harvelvalisoa6905 3 жыл бұрын
" Mihira fihiharam-baovao ho an'i Jehovah ry tany rehetra " tsara be ilay hira, misaotra tompoko fa mamoha ny finoana indray.
@andryfreddy
@andryfreddy 2 жыл бұрын
Power off love
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/ZnWnZYx5gq96hKM&ab_channel=LunchWithTheLord
@leaelisatrasoanirina7730
@leaelisatrasoanirina7730 3 жыл бұрын
Tsara Jesosy 😭🙏😘 misaotra Tompo
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/ZnWnZYx5gq96hKM&ab_channel=LunchWithTheLord
@rogerrodriguez2206
@rogerrodriguez2206 2 жыл бұрын
Jesus Son of God ☝🙏👏👏🕊🕊🕊🕊amo much a mi padre Dosito Iindo por todo Io que y so por mi y mi Familia ☝ Amen ☝
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@cocomamiharison9784
@cocomamiharison9784 Жыл бұрын
Gloire à éternel
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/ZnWnZYx5gq96hKM&ab_channel=LunchWithTheLord
@roberto2andrianomenjanahar680
@roberto2andrianomenjanahar680 3 жыл бұрын
Tsara ny Tompo. Alleluia
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@sahondrarahelivololona9975
@sahondrarahelivololona9975 6 ай бұрын
Way maker🙏🙏❤️
@odetterani989
@odetterani989 3 жыл бұрын
Azfd tompoko ilay mpihira sady solombavambahoaka ve ilay manao solo, iza moa no anarany??? Mahafinaritra ny mihaino azy
@joellechloe3874
@joellechloe3874 3 жыл бұрын
oui izy, i Anyah
@andrialova705
@andrialova705 3 жыл бұрын
ai v cevam izy e ! tena maay miira efa atr@ zay
@nisoarakoto5026
@nisoarakoto5026 Жыл бұрын
Annyah ilay anarany
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@haingomalalarafanoharantso5047
@haingomalalarafanoharantso5047 3 жыл бұрын
Amen
@antsaniainaredact7956
@antsaniainaredact7956 2 жыл бұрын
Izy ilay Mpanalalana
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@marieclor1972
@marieclor1972 10 ай бұрын
😊
@lydiaratiarison7436
@lydiaratiarison7436 Жыл бұрын
Mitsangana, midera @ fo feno ny fanahy masina ravavy sy Ranadahy, zay no maha eo antsika, feno fanatrehana, aza mipetrapetraka mitady ny Tompo.
@soloharinomenjanaharyvero7081
@soloharinomenjanaharyvero7081 Жыл бұрын
😭😭
@joanierasoa5515
@joanierasoa5515 2 жыл бұрын
Amen 🙏
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@lyviadinahdubois6807
@lyviadinahdubois6807 3 жыл бұрын
Alleluia
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@carreasrael7118
@carreasrael7118 4 жыл бұрын
mb mety mahazo tononkira@teny malagasy ve
@ericrazafimahazo928
@ericrazafimahazo928 3 жыл бұрын
Eto Ianao tsapanay izao Mitsaoka anao ×2 Eto Ianao miasa eto aminay Mitsaoka anao ×2 Mpanao lalana, mpanao fahagagana, Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh, izay maha izy Anao Eto Ianao mikasika ny fo Mitsaoka Anao ×2 Eto Ianao manasitrana ny fo Mitsaoka Anao ×2 Eto Ianao manambotra fianana Mitsaoka Anao×2 Eto Ianao manambotra ireo fo Mitsaoka Anao ×2 Mpanao lalana, mpanao fahagagana, Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh, izay maha izy Anao Fafanao ny ranomaso, sitraninao ny fo maratra Ianao no vahaolana Jesosy... Mpanao lalana, mpanao fahagagana Mitana ny teniny, mazava miposaka Tompo oh izay maha izy Anao...
@fitahianaandrianasandratra5628
@fitahianaandrianasandratra5628 3 жыл бұрын
Manome aim-panahy ❤❤
@soanetyzely2550
@soanetyzely2550 3 жыл бұрын
Mbola tsara tompoko faly mahamala anareo aho aiza misy fiangon´anareo azafady? fa zaho cristianina mitady fiangonana . Zaho mipetraka annecy 74. Zaho dia avec sambava. Merci
@ericrazafimahazo928
@ericrazafimahazo928 3 жыл бұрын
@@soanetyzely2550 Salama tompoko, faly mandray anao ihany koa. Eny Ankadivato, Antananarivo no misy ny CEVAM, fa afaka arahinao mivantana isaky ny alahady ny fotoam-pivavahana ao amin"ny page : kzbin.info Tahian'ny Tompo
@lalainacynthiarakotozaka4070
@lalainacynthiarakotozaka4070 3 жыл бұрын
❤❤
@ManuelaSchillingerGabriel
@ManuelaSchillingerGabriel 4 жыл бұрын
🙏🍀
@jessalison7834
@jessalison7834 3 жыл бұрын
Amen❤
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@cecilliahlopez844
@cecilliahlopez844 4 жыл бұрын
Tena tsara ny fiderana fa tohizo ry reto an
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 2 жыл бұрын
anyah ve ity sa i marghe e ?
@lunchwiththelord3937
@lunchwiththelord3937 Жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/gZ69lIRjnrKAac0&ab_channel=LunchWithTheLord
@haingomalalarafanoharantso5047
@haingomalalarafanoharantso5047 3 жыл бұрын
Amen
@ralalasoaclairemarie2831
@ralalasoaclairemarie2831 3 жыл бұрын
Amen
@sarahsandrianarivelo4520
@sarahsandrianarivelo4520 4 жыл бұрын
Amen
@lovasoarazafindramanana9501
@lovasoarazafindramanana9501 4 жыл бұрын
Amen
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Rakotondrasoa Karim
Рет қаралды 423 М.
FAHATSARANAO
9:28
Mendrika Rasamuel
Рет қаралды 384 М.
艾莎撒娇得到王子的原谅#艾莎
00:24
在逃的公主
Рет қаралды 53 МЛН
Magic? 😨
00:14
Andrey Grechka
Рет қаралды 19 МЛН
UNO!
00:18
БРУНО
Рет қаралды 5 МЛН
Cover Way maker - Gaëlle Rajoana ft Toky Narindra
5:23
Gaëlle Rajaona
Рет қаралды 181 М.
Mpanao Lalana
8:57
Release - Topic
Рет қаралды 3,1 М.
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
Mahandry RAHERIVAHATR'AINA
Рет қаралды 1,4 МЛН
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
cevam network
Рет қаралды 1,2 МЛН
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Pepe Shine
Рет қаралды 1,1 МЛН
Tompo malala o - Fihirana Fanampiny 34
4:40
Magnelatra
Рет қаралды 1,3 МЛН
Kalifarniya - Aiyp etpe
3:32
Kalifarniya
Рет қаралды 75 М.
Si Ai
2:47
Tayna - Topic
Рет қаралды 1,4 МЛН
Еңсем менің
3:49
Нұрбахыт Қарағай - Topic
Рет қаралды 87 М.
akimmmich & bimo - SUIE TURA | official M/V
3:15
akimmmich
Рет қаралды 1,8 МЛН
BYTANAT | Қызғалдағым | Премьера 2024
2:24
TURAN MEDIA
Рет қаралды 223 М.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Bolalik (Official Music Video)
5:07
NevoMusic
Рет қаралды 2,1 МЛН