Mifona Jesosy @ tsy fifanarahan'ny zvt teneninay sy ataonay. Mamelà ahy, ny mpitondra sy ny manam-pahefana rehetra, ny mpino sy mlg rehetra @ TSY FANKATOAVANAY NY SITRAPONAO.MAMELÀ ANAY TOMPO Ô. HAVAOZY TANTERAKA ny FOMBA sy FIAINANAY manomboka izao. 🛐🛐🛐
@livaandriakoto5397 ай бұрын
Ny Tompo irery ihany no mahafantatra ny ao am pon'ny tsirairay,Izy ihany no afaka mndrava izay asan'ny ratsy rehetra,Izy koa no nilaza hoe "tsy ho avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota mba hibebaka".Sao tokoa aza efa fotoana hibebahana marina aza izao.
@josephinerasoarimalal29797 ай бұрын
Tena Tonga Maro dia maro ny olona namaly ny antsa piderana indrindra fa ny tanora daholo ny akamaroany Tonga maro midika izany fa tsy mihaino ny resaka politika izany intsony ny olona fa Leo
@adelinegir7 ай бұрын
Tqt ilaina akory . Hypocrisie
@tsaraandro56527 ай бұрын